Izany ve ny fitiavana ?
21. paris10
(
07/04/2007 18:17)
ihihih ry niko!!fetsy koa zany sipa zany an!lasany ve ny pp hygienique,tsy ampy ny tany antrano e!fa fitiavana zany ry bozy a!izy daolo na ratsy @ tsika na tsara ka!fa le bandy koa ngamba tenenina vao .....an?lazao ny namanao fa tsy mavita azy izy ry niko a!miala tsiny aminao e!
22. vale
(
09/04/2007 08:40)
:lol:koa rah tsy zazakely kou ande hi pipi avy de mila tenenina, mmmhhh..de eo izy ny raisina zany koh! ha ha ha..
23. lamie
(
09/04/2007 10:01)
sampona lery zany !entin'ny sipany @ sangany,toa azo atao hoe tsy lhl.
24. Vahinala
(
09/04/2007 16:28)
lamie > Tia marina angamba d irahana fotsiny sisa ko, mahagaga marina le fitiavana e.
25. paris10
(
09/04/2007 16:56)
makamo b ny mahita zany lhl tsy manana hazon-damosina zany fa mora fitahina b!de tena fitiavana jamba b ve?????8O8O
28. Vahinala
(
09/04/2007 17:41)
tena misy mihitsy olona manao anzany ange fa d mahagaga e, na lahy io na vavy an, tsy aiko hoe na d tena diso tia loatra kosa aza ve ....8O
29. paris10
(
09/04/2007 17:45)
zà malala kala zay, 2 ny zanany fa mbola lasa fona e!d le vadiny tsy mahateny azy fa vao maika mikarakara b ny tokatrano-ndry zareo,masosotra b ny mahita le kala tonga avy any d manoroka le vadiny!
30. Vahinala
(
09/04/2007 17:50)
hummmm zany kosa d efa tsy izy mintsy ka, tsy mba matahotra ilay fiteny hoe ny tody tsy misy fa ny atao no miverina na d tsy io vadiny io aza no hamerina izany aminy; na le zaza aza eo anatrehanzany d tena mahonena.
31. paris10
(
09/04/2007 18:57)
fa amiko il faut entretenir l'amour e!manjary leo ny 1 d mitady any ankafa !
