Izany ve ny fitiavana ?

1. nikopol ( 29/03/2007 13:07)
Nisy bandy namako izay, asa na izany no atao hoe fitiavana, fa izay tenen’ny sipan’nedala dia ataony daholo.

Indray andro izay izahay, niaraka nandeha soirée, dia nolazain’ilay sipa nedala hoe : “ andana ianao mipipi ” ,dia nihanahana aloha, vao naverin’ilay sipa fanindroany hoe “ andana ianao mipipi” dia iny izy no lasa .... ilay sipa nefa tamin’io kay te hiresaka amin’ny bandy hafa hifanome phone sy rendez-vous ...

Misy sipa izay nefa mba nalefako nipipi, dia iny izy tsy niverina intsony ... sady nentiny hatramin’ny papier hygiènique...

Diso ve aho?
novalian'i paris10 ny 10/04/2007 19:58
2. booboo ( 29/03/2007 13:56)
Tsy fitiavana kosa zany amiko. Tsy mandray an'ilay iraika ho olon-dehibe sns fa mandray sy mitondra azy tahaka ny zazakely vénansssssss be kounkou ...
3. kelly13 ( 29/03/2007 14:13)
"Misy sipa izay nefa mba nalefako nipipi, dia iny izy tsy niverina intsony ... sady nentiny hatramin’ny papier hygiènique..." tena natakalony papé génik enao zany :-D
4. bloumpe ( 29/03/2007 14:14)
o ry niko a!enao ko nge nanao nanao fffône!ko ratsy oe ataon'i le sipa oe ande mipipi d lasa ko mbo manao,zao lasa iz,d aôna zany, misy fitiavana (l) v nefa i se?
5. nikopol ( 29/03/2007 14:20)
He ! atao akory e :-D:-D:-D


6. kelly13 ( 29/03/2007 14:27)
zay d manaiky resy :(
7. nikopol ( 29/03/2007 14:30)
za tsy tia mahavoa farany ka ! aleko le voa farany !:-D:-D:-D
8. majakely ( 29/03/2007 14:32)
:-D:-D
9. kelly13 ( 29/03/2007 14:35)
dain, mangalatahaka :°)
10. nikopol ( 29/03/2007 14:37)
mangalatahaka maninn ?
11. kelly13 ( 29/03/2007 14:43)
tsy haiko
12. pissoa ( 29/03/2007 15:13)
Misy sipa izay nefa mba nalefako nipipi, dia iny izy tsy niverina intsony ... sady nentiny hatramin’ny papier hygiènique...
:-D:-D:-D:-D:-D
13. Vahinala ( 29/03/2007 15:16)
Le sipa tondé hita hoe tsy tia izy fa lery aza baikony fotsiny entiny am sangany, fa le bandy kosa ndray mety tia loatra angamba izy hany ka tsy sahy mamaly ilay sipa nefa toa fitiavana hafahafa ihany ko.
14. simplex ( 29/03/2007 16:17)
niko:
Misy sipa izay nefa mba nalefako nipipi, dia iny izy tsy niverina intsony ... sady nentiny hatramin’ny papier hygiènique...

Diso ve aho?
arakarany :) nisy sipa hafa hakan'la phone sy rendez-vous nga tao? :P
15. majakely ( 29/03/2007 17:33)
ka zao kou neee,,posibla hoe teny an-dalana izy roa de hozy le bandy hoe haingana ndry fa za zany te hi pipi aaa,haingana wa faza laozanao manao makiazy eo fotiny,,de zay fona naverimberin'ilay bandy tsisy akijanona ,,nony tonga ry zareo de hadinony hoe te hi pipi izy satri nahita an Niko le bandy zany aa, de hozy lay sipa hoe ndana mi pipi ..C tout ,,,:-D:-D:-D apres mety hoe fifandrifin-javatra ny hoe ni tel tam sipany izy ;-);-)
16. bloumpe ( 30/03/2007 09:48)
zay d mamorona eo ko i majakely eritreritra mandalo zany tsy aleo tany no nanoratra,:^):^):^)
17. majakely ( 30/03/2007 10:51)
bloumpe hpzy iah hoe posibilité zany koo;-)
18. nikopol ( 30/03/2007 13:37)
majakely koa mahita scenario an :-D
19. fatakamana ( 02/04/2007 07:05)
@ sasany d izany ny fitiavana, fa ra za aloha lery nirahina nipipi d mety hatr@ nikaka koa aza no nataoko fa tsy nipipi fotsiny:-D:-D:-D:-D
20. bozylove ( 07/04/2007 11:22)
nikipol:
Nisy bandy namako izay, asa na izany no atao hoe fitiavana, fa izay tenen’ny sipan’nedala dia ataony daholo.

[size=13px]Indray andro izay izahay, niaraka nandeha soirée, dia nolazain’ilay sipa nedala hoe : “ andana ianao mipipi ” ,dia nihanahana aloha, vao naverin’ilay sipa fanindroany hoe “ andana ianao mipipi” dia iny izy no lasa ....[/size] ilay sipa nefa tamin’io kay te hiresaka amin’ny bandy hafa hifanome phone sy rendez-vous ...

[size=13px]Misy sipa izay nefa mba nalefako nipipi, dia iny izy tsy niverina intsony ... sady nentiny hatramin’ny papier hygiènique...[/size]
Diso ve aho?


[size=13px]izany dia hoe mametraka dinika hiadian-kevitra resaka mandany andro :[/size] :roll: 8O 8)

Tsy hitako izay hidiran'ny resaka FITIAVANA @ izao dinika izao :roll: :roll::?:



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0672