prolongement visa

21. Samoana ( 31/03/2007 08:00)
maintsokely:

...Hi tenter ihany angamba izahay na handeha any amin'ny assistante sociale étranger dia hita eo...


Raha toa ilay olona nikarakara ny certificat d'hebergementn'ny mamanao ka mbola mazoto dia asaivo manao "déclaration sur l'honneur" vaovao izy hoe mbola vonona hampiantrano. Ento manamafy ny dossier fangatahana iny fa mety mahasoa ihany.
De maroroa taiza hono hoe:wink:

22. Fiffi ( 31/03/2007 11:11)
de mba ilazao vao2 hiany zahay hoe nanao ahoana ny tao ?
23. maintsokely ( 31/03/2007 23:26)
OK ! hilazako vovao eo ihany ianareo!
Hono ho aho, fanotaniana farany, Andrasana akaiky lany ve ilay sejour vao manao demande sa tonga dia halefa ?
Amin'ny fin avril no tapitra ilay sejour
24. Vahinala ( 01/04/2007 10:29)
fijo:

andramo aloha de raha toa ka tsy mahazo ,de avy dia asaivo mijanon afotsiny izy fa ny billet no amboaro.



D ahoana ny date ao am passeport, ilan'ireo vanina any am aéroport any rehefa hody ?
25. Fiffi ( 01/04/2007 17:48)
maintsokely:
Andrasana akaiky lany ve ilay sejour vao manao demande sa tonga dia halefa ?
Amin'ny fin avril no tapitra ilay sejour
heu....aza andrasana tena tapitra vao manao an'le fangatahana ..sady efa mihomana koh ny hodiana sao sanatria ka.....


26. xxx ( 02/04/2007 11:27)
Vahinala:

D ahoana ny date ao am passeport, ilan'ireo vanina any am aéroport any rehefa hody ?


Raha io indray tsy olana : makà laisser-passer ao @ ambassade de M/car . Fa ny tambiny dia tsy tafaverina aty intsony : enregistrer-ndrizareo police ery @ CDG mantsy


27. Vahinala ( 02/04/2007 11:43)
xxx > Ah ok, za alo kelikely ny finoako hoe hanome prolongement zany zareo, ny consulat zao efa entitra be, rehefa maka visa aza d tsy maintsy manaporofo tsara hoe tsy maintsy miverina Mada sao d milentika any frantsa, raha vao olona tsy miasa ohatra no mangataka visa tourisme, ampifilafilaindry zareo be na misy aza moa tsy mahazo mihitsy.
28. Fiffi ( 02/04/2007 20:44)
ié ! tena efa lasa sarotra be hoa io zao !
29. ds ( 06/04/2007 19:40)
Araka ny lalàna, dia tsy misy fanalavana azo homena kanefa miankina amin'ny loha io (c'est à la tête...)
ke mety hahazo 1 volana raha tsara vintana.
Ity misy fika iray fa aza lazaina hoe izaho no nanoro azy an :-) :
Manaova demande de titre de séjour herinandro mialoha ny fahataperan'ny visa. Halefa mivantana any amin'ny Préfet ny fangatahana ( recommandé AR). Tsy maintsy ho tsia ny valin'ny fangatahana. Rehefa mamaly izy, dia miangavy ilay mpangataka hody ao anatin'ny iray volana
(Obligation de Quitter le Territoire Français). Raha sasa aza, dia afaka mangataka fanampiana (aide au retour). Ara-dalàna daholo ireo...;-) Sa karakôry Fijo.
30. Fiffi ( 06/04/2007 20:39)
fa ny billet kosa aloha am-io de maty an !
31. maintsokely ( 19/05/2007 10:41)

Manao ahoana daholo,

Araka ny nolazaiko dia hanome vaovao anareo aho
Nahazo prolongement kely izahay. 3 semaines. Nankany amin'ny dokotera dia nomeny certificat médical hoe tsy maintsy manao traitement aty.
Nolazain'ny préfecture fa cas exceptionel no nanaovany an'io fa raha tena marary dia mila maka visa marary.

Misaotra anareo namaly

Maintsokely


32. Fiffi ( 19/05/2007 10:54)
c'est mieux que rien ....=D=D=D=D misaotra anao nanomé vao2 ! :):-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0431