Miray amin'i Jesosy
22. lapino
(
30/03/2007 12:27)
Raha tena TE (misy envie) hahita Azy ianareo ary TENA mitady azy amin'ny FO, dia akaiky Izy.
25. cutie
(
30/03/2007 16:07)
Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 30-03-2007 14:49:19
Lohateny : Re : Miray amin'i Jesosy
"Niiiiy foko ry mpamonjy
mangetaheta anao...."
omeo rano:-D
26. ikaretsaka
(
30/03/2007 17:07)
mahagaga marina an!
ny atsy manao hoe "ny foko ry mpamonjy mangetaheta anao"
dia ny atsy manao hoe "rano miboiboika"

28. prime
(
06/04/2007 10:31)
Lasa sangisangy sisa an...:-D
rakaroka> Ka tsy amin'ny saina no ahitàna ny sitrapon'Andriamanitra fa amin'ny fanahy... fa raha amin'ny saina fotsiny dia tsy ho azo mihitsy io na ho azo ihany fa izay zakan'ny sain'olombelona ihany... izany no mahatonga matetika ny tsy fahazakàna ny tenin'Andriamanitra ka ilazàna indray2 hoe tsy ekena feno izay voasoratra ao amin'ny baiboly...