Amin'ny teny gasy
41. pissoa
(
08/04/2007 22:03)
xxx:
RA ny tena izy ny zipo tsy teny gasy satria avy a@ jupe ihany ny prononciation antsika gasy no manao azy zipolava na zipofohy
Fa inona no tena teny gasy ?
Fa betsaka anie ny teny gasy toy izany e ! Ny latabatra sy ny seza koa ohatra dia tsy teny gasy izany :oops:
mandrindra:
pissoa, ie salaka mihitsy no anarany, fatsy ampy ilay hoe salaka fotsiny fa "salaka nofonjozoro"
ny terasse toa tsy dia mety loatra ilay hoe tafotrano maritampona satrai tsy vioatery ambony rihina foana ny terasse fa mety ho fanitarana mandeha any antokotany ihany koa.
tena marina ve io nofonjozoro io ? :-D:-D:-D
Ka ahoana refa tsy zozoro tsony izao ?
ikaretsaka:
nofonjozoro??
inay aho mba zozoro:-D
dain ! de hitsikilo ? :-D:-D:-D
42. pissoa
(
08/04/2007 22:04)
ikaretsaka:
pissoa> poy e.. izany salaka izany miseho eo ivelany ho hitan'ny olona... fa ny serviette hygienique anao angaha aseho eo ivelany?
indraindray aseho =))=))=))
mandrindrakoooo, dia inona ilay terasse ? Fa lavarangana aloha no ampiasaiko hatramizao :oops::-D
43. Vahinala
(
08/04/2007 22:21)
pissoa:
Misotra !
Hery, Jupe cloche fa tsy zipo fotsiny ka !
sonwin, raki-bolana izany angaha tsy diksionera. :oops:
;) mbola ito ihany ka
zipo lakolosy angamba !:-D:-D:-D
44. kally
(
09/04/2007 14:33)
Izaho aza mbola tsy naheno olona niteny hoe hitako teo i anona nanao zipo lakolosy fa zipo midoroboka no fiteniny azy:lol:
47. Vahinala
(
09/04/2007 17:47)
ie mety mitombina marina zany midoroboka zany nefa ange na le zipo aza avy am hoe jupe ihany e, ny olona taloha toa na patalo na zipo na inona d akanjo foana ozy, tsy haiko alo an.
49. mandrindra
(
12/04/2007 17:25)
pissooaaaaako, taloha dia salaka nofonjozoro no nampiasaina avy eo dia valonandamba no natao solony. ankehitriny dia andao antsoina ary hoe salaka mifoka rà e, hihihi. ary ny tampax inona ary no anarany?
ilay lavarangana no mety amiko raha toa ka terasse ka, ny fanazavana nomeko dia mikasika ilay tafotrano maritampona.
ilay lavarangana no mety amiko raha toa ka terasse ka, ny fanazavana nomeko dia mikasika ilay tafotrano maritampona.
51. ikaretsaka
(
13/04/2007 23:25)
pissoa> le any ambaaaanivohitra beeeeeee ireny mbola manao nofonjozoro ny vehivavy an...