Amin'ny teny gasy

21. Stretch ( 28/03/2007 19:39)
a a a diso le vernis klé

vernis=inglad'or

:-D
22. sitlo ( 28/03/2007 19:44)
terrasse - tampo-trano, mety?
23. melody ( 28/03/2007 20:03)
serum=serôma
vernis=fandoukouna hou
:)
24. sitlo ( 28/03/2007 20:10)
:-D
25. Stretch ( 28/03/2007 20:42)
:-$
za manana dico franz madag
26. sitlo ( 28/03/2007 20:46)
kozy an.
anarana, fanampin'anarana, taona nahaterahana, asa atao, laharan-tariby, ...?
27. Stretch ( 28/03/2007 20:52)
inn ty anotaniana :idea:
28. sitlo ( 28/03/2007 20:56)
serveta
29. Stretch ( 28/03/2007 21:15)
lamba fifahoana
30. sitlo ( 28/03/2007 21:21)
:lol: efa fantatro
31. ikaretsaka ( 28/03/2007 21:41)
ary raha serviette hygienique?
32. cutie ( 28/03/2007 23:47)
:-D:-D:-D:-D:-D
33. cutie ( 28/03/2007 23:48)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 28-03-2007 09:08:54
Lohateny : Amin'ny teny gasy
Manahoana

Inona kay ny fiantsoana an'ireto amin'ny teny gasy :

- serum
- bande dessinée
- jupe "cloche"
- terrasse
- piscine (sa io hoe dobo filomanosana )
- Vernis (à ongles)
- calendar

Misaotra mialoha o

anontanio i tokinao :-D:lol:
34. ikaretsaka ( 29/03/2007 03:08)
tena serieux: tsy haiko ny dikan'io serviette hygienique io @ teny gasy..
sa tonga dia ilay marika fotsiny?
Pelia e.. always e?
zany manko rehefa mividy an'ireny any2 tanana ko..Pelia 1 de kopy le mpivarotra!
35. cutie ( 29/03/2007 03:14)
tsa haiko
zay ny mampime ahy io koa:-D
36. pissoa ( 29/03/2007 06:41)
Ika : ka tsy salaka ve ny fiantsoan'ny gasy an'ireny ? :roll::-D:-D:-D

Stretch : tsy zipo lakolosy hono kay fa zipo faribolana ilay zipo cloche :lol:

Misaotra anareo namaly fa jerijerena ze mety eto :wink:
37. ikaretsaka ( 07/04/2007 23:11)
pissoa> poy e.. izany salaka izany miseho eo ivelany ho hitan'ny olona... fa ny serviette hygienique anao angaha aseho eo ivelany?
38. xxx ( 08/04/2007 07:31)
RA ny tena izy ny zipo tsy teny gasy satria avy a@ jupe ihany ny prononciation antsika gasy no manao azy zipolava na zipofohy
39. mandrindra ( 08/04/2007 07:41)
pissoa, ie salaka mihitsy no anarany, fatsy ampy ilay hoe salaka fotsiny fa "salaka nofonjozoro"

ny terasse toa tsy dia mety loatra ilay hoe tafotrano maritampona satrai tsy vioatery ambony rihina foana ny terasse fa mety ho fanitarana mandeha any antokotany ihany koa.
40. ikaretsaka ( 08/04/2007 12:06)
nofonjozoro??
inay aho mba zozoro:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1836