Eo afovoantsika ve i Kristy?

41. ikaretsaka ( 03/04/2007 13:07)
Prime> misaotra nanazava..
karazana neuvaine @ katolika ihany izany le izy e..
fa tsy tokony hoe rehefa misy voina lehibe na zava-doza ihany kosa e!
Miala eo @ mpinamana, mpisipa, mpianadahy, mpivady, mpianakavy ankohonana .. ilay izy no tena tsara..
io ilay hoe fianakavena miara mivavaka =fianakavena miray hoy ny hatrany aminay any vakinakaratra
42. boubounezy ( 03/04/2007 13:09)
43. prime ( 06/04/2007 10:05)
Ikaretsaka> Tsara rehefa mazava ilay izy... Izay lazainao izay mihitsy ilay tiana ahatongavana eto raha tsy hoe hitondra fanazavàna fanampiny angaha LD hoe tsy izany mihitsy na tsy ampy...=D=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0638