Eo afovoantsika ve i Kristy?

21. cutie ( 27/03/2007 13:42)
:lol::lol::lol::lol::lol::lol:
refa samy nilatsahan'ny FM ve :-D:-D:-D:-D:-D
22. cutie ( 27/03/2007 13:43)
efa haiko fa valy boraingina sisa no alefa n'i LD :-D
23. Fiffi ( 27/03/2007 19:51)
heu...ka marina kosa aloha hoe @ fomba ahoana kay no ahafantarana fa tsy miray fo @ nao le olona ? nefa miaraka @ nao zao hoe mivavaka na de tsy mitovy @ fivavahanao aza ?
24. LazaDaddy ( 28/03/2007 11:49)
Fiffi:
ka marina kosa aloha hoe @ fomba ahoana kay no ahafantarana fa tsy miray fo @ nao le olona ?
Mora fitahin'i Satana ianao raha tsy hainao ny mamantatra izany. Tsy ilaina fantarina akory aza fa tokony miharihary avy hatrany.
Fiffi:
nefa miaraka @ nao zao hoe mivavaka na de tsy mitovy @ fivavahanao aza ?
Tsy azoko ny tian'i Fiffi ambara @ ilay hoe "tsy mitovy fivavahana". Tsy mitovy finoana ve? Raha silamo sy Kristianina kosa ve afaka hiray fo amim-bavaka?
25. Rasiligaoma ( 28/03/2007 12:02)
LazaDaddy:

Fiffi:
ka marina kosa aloha hoe @ fomba ahoana kay no ahafantarana fa tsy miray fo @ nao le olona ?
Mora fitahin'i Satana ianao raha tsy hainao ny mamantatra izany. Tsy ilaina fantarina akory aza fa tokony miharihary avy hatrany.
Fiffi:
nefa miaraka @ nao zao hoe mivavaka na de tsy mitovy @ fivavahanao aza ?
Tsy azoko ny tian'i Fiffi ambara @ ilay hoe "tsy mitovy fivavahana". Tsy mitovy finoana ve? Raha silamo sy Kristianina kosa ve afaka hiray fo amim-bavaka?



Mahagaga! Lasa mpaminany i LD mahay mamantatra ny am-po tsy miloaka
Ahoana no tsy afaka hiray fo ny kristianina sy ny silamo raha cas anankiray kosa no hivavahana?

Ary ny zavatra tsy tian'i LD ary (ilay mitsaratsara ) no ataony ato... Mampihomehy!
26. LazaDaddy ( 28/03/2007 12:30)
LazaDaddy:
Raha silamo sy Kristianina kosa ve afaka hiray fo amim-bavaka?
Rasiligaoma:
Ahoana no tsy afaka hiray fo ny kristianina sy ny silamo raha cas anankiray kosa no hivavahana?
ny zavatra inoany aza mifanohitra atsimo sy avaratra.

Mba diniho anie ohatra ilay "cas iray" t@ September 11, 2001 e:

+ Ny ankilany mivavaka ho fankaherezana ny fianakavian'ny niharam-boina sy ireo tao anaty fiaramanidina, ary famelan-keloka izay nahavanon-doza

- ny andaniny, ireo naka fiaramanidina an-keriny, nivavaka t@ Allah mba ahafaty olona araka izay betsaka indrindra (vakio ilay taratasy "vavaka" nosoratany)
27. ikaretsaka ( 28/03/2007 14:08)
ny fahitako an'io aloha dia arakarak'ilay hoe inona no hivavahana e..
io izao samihafa ilay antony
fa raha mitovy ny antony ivavahana ... mety ho possible kosa angamba e
asa anefa ...
28. tywa68 ( 29/03/2007 05:36)
Rasiligaoma : i LD anie filosofy e !

Ny ahy aloha d na eo afovoany na aiza i JK d mivavaka ho an'ny rehetra aho na miombombavaka izy na tsia (ahoana moa no hafantarako izay any fa mivavaka ho azy fotsiny mba ho tsinjovina @ dia isan'andro). Marina hoe ny fianakams no tsaroana voalohany d avy eo izay mijaly sy marary rehetra...
Mihaino ny vavakao ny Tompo fa aza mandany andro manontany hoe i ranona sy ranona ve miombombavaka ...
29. ikaretsaka ( 29/03/2007 11:49)
Tywa68> mankalaza e
hmmmm ary mety izay ny mahalava ireny le "fotoam-bavaka" ireny izany. mbola variana mifampijery aloha hoe i Ranona sy Ranona ve miombom-bavaka...
"Ny tompo ihany no mahalala"
30. tywa68 ( 30/03/2007 05:45)
Ikaretsaka > tena zany mihitsy :-D:-D
Ilay fomba isankarazany e ! :wink:
31. boubounezy ( 30/03/2007 10:42)
[quote boubounezy]
ra misy 2 na 3 miaramivory @ Anarako dé eo afovôny Aho hoy ny ao @ baiboly
zany wé mazava ho azy zany fa ra @ anaran'I Jesôsy no mivory dé tsy tokony ho isy mintsy lé mpivory eo ka mpétsara velatsy, nefa ra misy zany maninn mou ra mifamela vô mivory satry A/tra aza mamela heloka ny olombell!!!
za kou alou tiko lé mivavaka @(l) fa tsy hanao tsénjéry é! nefa aoka samy ivavaka @ (l)ny dôly ny tsy1-1 na samy manana ny fombany aza^:^



32. Rasiligaoma ( 30/03/2007 11:32)
boubonezy> tsy maintsy mba manao tsianjery soratra masina kely sy ny Rainay z'any an-danitra kosa e....
33. prime ( 30/03/2007 12:29)
tywa68:
Ny ahy aloha d na eo afovoany na aiza i JK d mivavaka ho an'ny rehetra aho na miombombavaka izy na tsia (ahoana moa no hafantarako izay any fa mivavaka ho azy fotsiny mba ho tsinjovina @ dia isan'andro). Marina hoe ny fianakams no tsaroana voalohany d avy eo izay mijaly sy marary rehetra...
Mihaino ny vavakao ny Tompo fa aza mandany andro manontany hoe i ranona sy ranona ve miombombavaka ...
... Miombon-kevitra tanteraka...=D fa ny tiako tsipihina fotsiny dia ilay hoe raha ianao irery no mivavaka dia mety avokoa satria ianao sy ny Tompo ihany no mahita izany... izay ilay hoe "mivavaka manokana", na "mivavaka mangina" na "mivavaka samirery"...

Fa ny tian'i LD asongadina eto dia ilay hoe "miara-mivavaka"... fa raha samy hanao ny azy tsy maninona, fa raha hoe hiombom-bavaka dia eo no manomboka ilay resaka eto...
34. ikaretsaka ( 30/03/2007 13:00)
Raha izaho aloha dia hozy aho hoe ny tompo ihany no mahalala fa tsy handany andro hijery sy hitsara aho hoe i koto na i bozy ve miombom-bavaka tokoa?
35. tywa68 ( 30/03/2007 16:09)
prime sy LD : d izay zany no maha-tonga ny fiangonana ts dia mahazo kil fa miandry hiombombavaka :lol::-D:-D samy manao ny azy any @ misy azy any, satria misy fomba ho tsikeràna foana ao sns...
Tazomiko ihany ny efa nosoratako etsy ambony ry Ikaretsaka ka :-D
36. boubounezy ( 31/03/2007 22:28)
A/tra iany ny maita ny ampony tsy 1-1 fa tsy olombell ka na mivavaka rery aza enao ka Itany fa t@ fo madio dé Izy malala ny ataony. nefa aza adino kou fa ao @ baiboly milaza fa aza mafoy ny fiarahanareo miangona ilaina kou ny miaraka mivory @ Anaran'A/tra^:^
37. prime ( 03/04/2007 11:14)
boubounezy> =D=D... izany tokoa, izany no mahazava-dehibe ny fiarahana mivavaka...

Ika,rasily,tywa68> Misy tsy mifankahazo kely angamba ilay resaka (mino aho fa ho ahitsin'i LD raha toa ka tsy izao no tiany itondràna ny lohahevitra) :

  1. Ny "vavaka samirery na mitokana" angamba itoviantsika rehetra hevitra fa an'ny tsirairay iny, Andriamanitra irery tokoa no mahita izay any am-pon'ny tsirairay ka tsy iadiana hevitra loatra... izany indrindra rahateo no mahatsara ilay "vavaka mangina"...
  2. Ny fiaraha-mivavaka dia tena zavatra hafa mihitsy... (tsy toa ireny vavaka manaraka litorjia ireny loatra... ireny dia ny mpitarika ihany no mitondra amam-bavaka ny rehetra ka na ny vavaky ny tsirairay aza dia tsy dia mahazo toerana loatra fa vavaka iombonana amin'izay entin'ny mpitarika no arahina... no sady koa tsy ijerena loatra izay olan'ny tsirairay fa dia ny rehetra no mibanjina an'i Kristy)...
  3. Ny firaha-mivavaka dia fiombonan'olona roa na telo na maromaro vitsivitsy ka mifanaiky, mifanao fotoana hifampitondra amam-bavaka manokana noho ny antony manokana (ohatra : nisy cyclone lehibe iray saiky handripaka teto Dago rehefa nanimba be tany La Réunion, dia nifanaraka ny mpino vitsivitsy hitondra amam-bavaka izany amin'ny fotoana iray any amin'ny toerana iray, mety trano fiangonana mety any an-tokantrano)... dia rehefa hiombom-bavaka eo dia samy mamoaka ny ao am-pony avy, ny maneritery azy avy, ny lohahevitra an'ny tsirairay sy ny iarahana mitondra amam-bavaka, na eo noho eo na atao enti-mody ka iarahana mivavaka amin'ny fotoana iray (ohatra isaky ny amin'ny 9 ora alina dia miara-mifoha mitondra amam-bavaka sujet iray ifanarahana)... eo no miseho olana raha toa ka olona tsy miray fo na miombona tanteraka no miaraka manao ilay ranom-bavaka
  4. Misy ny karazana olana mahatonga izany fa ny matetika misy dia na ireo hiara-mivavaka ireo, mifampanana alahelo dia tsy mifamela, na misy henatra tsy te-hizara ny fiainany manokana, na misy devoly fotsiny izao dia ny handrava ny fiombonana aza no atao eo toy izay manamafy ny fifankatiavana...
...
38. tywa68 ( 03/04/2007 11:46)
misaotra an'i prime mamaly ho an'i LD fa ny hany tiako ampiana d ny hoe : tsy miandry fisian-javatra gravy foana voa hifampitaona hoe hiara-hivavaka sns... satria tokony efa samy manao izany avy isan'andro (na arak'izay rythme perso-nao) zay tena mino na irery izy na miaraka @ olona. Ilay fomba mihitsy no tsy dia voako : mila hitangoronan'olona ve voa hitabataba hivavaka sns... asa aloha e (avy eo voa gaga hoe "tena eo afovoantsika ve i Kristy ?")
39. prime ( 03/04/2007 12:32)
tywa68> Mitovy hevitra tanteraka... tsy hoe rehefa mitambatra be ny olana vao miantso an'Andriamanitra...=D
40. boubounezy ( 03/04/2007 12:35)
ny fivavakiny marina no maherindrindra ka tsy itako zé olana zany ra mivavaka ny olona maro ka mitabataba na moramora, za zao dé ra za mandé ampiangonana dé any @ lé féngonana mitaba2 bé reny mintsy ny tiko aleh satry @reny ony tena sady tsy akijery oull fa dé tena mivavaka enao @ fonao ary @zany enao zany otrany mifanakaiky @A/tra mintsy.
za kou nefa mila mivavaka mora zany ra any antranoko sô manakotaba voisin.
mbola ho any zah vô itako misy lé fengonana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0513