Mpivady

1. nikopol ( 26/03/2007 13:34)
Ireny mpivady vita mariazy tany ampiangonana ireny ve rehefa maty dia mbola mpivady ihany rehefa any amin’ny paradisa dia misy lasa selibatera????
novalian'i dadie ny 27/03/2007 14:48
2. cutie ( 26/03/2007 13:40)
:-D:-D:-D:-D
3. soanja ( 26/03/2007 14:27)
nikopol:

Ireny mpivady vita mariazy tany ampiangonana ireny ve rehefa maty dia mbola mpivady ihany rehefa any amin’ny paradisa dia misy lasa selibatera????


Ny fahaizako azy ry Niko sady finoako dia ho lasa "anadahiko" le vadiko refa tonga any izahay. Tsy misy intsony ny fanambadiana fa fiombonana no fiantso ny fiarahana any.:-*:-*:-*:-*


4. nikopol ( 26/03/2007 14:49)
tena mbola tsy mazava amiko soanja
5. Fiffi ( 26/03/2007 15:17)
heu....mba dinika koh zany ataon'i nikopol zany an ! fa nga efa nisy olona mpivady de efa maty de lasa any @ paradisa ka afaka nitantara hoe mbola mpivady izahay tany ? :roll::roll::roll::roll:
6. nikopol ( 26/03/2007 15:26)
fiffi, resaka finoana nge ny eto e! dia mba ahoana ny finoanao?
7. kally ( 26/03/2007 15:28)
Fiffi:

heu....mba dinika koh zany ataon'i nikopol zany an ! fa nga efa nisy olona mpivady de efa maty de lasa any @ paradisa ka afaka nitantara hoe mbola mpivady izahay tany ? :roll::roll::roll::roll:


Dia ny mariazy nohamasinina teoho an'i Fiffi inona fotsiny raha mbola mila mitantara?


8. mignone ( 26/03/2007 15:29)
soanja : hafa kely indray izany
9. kally ( 26/03/2007 15:29)
Teo anatrehan'Andriamanitra ny soratra teo fa manondrana ity zavatra ity f'azafady e!
10. mignone ( 26/03/2007 15:30)
tsy misy firaisana intsony izany ve amilay fanahy ry soanja ?:-P
11. Vahinala ( 26/03/2007 15:44)
nikopol > Aleo klo rehefa maty za d hitrangako ndray enao aveo d tantaraiko aminao !
12. Rasiligaoma ( 26/03/2007 15:58)
tena mba nieritreritra ihany ity lohabe sy mba maro ihany izay siligaoma voatsakoko izay ry kopol
fa tena tsy haiko marina e..
satria tsy mbola samy nisy tany am-paradisa zahay mivady:roll: hitantara izay hitanay tany fa samy mbola eto an-tany daholo ..
13. tsimiandravola ( 26/03/2007 16:19)
Toutes les discussions de ce genre se terminent immanquablement par "crois seulement".:D
14. cutie ( 26/03/2007 16:21)
Mpandefa : tsimiandravola [ Valio ] 26-03-2007 18:19:53
Lohateny : Re : Mpivady
Toutes les discussions de ce genre se terminent immanquablement par "crois seulement".

:-D:-D:-D:-D:-D
marina zany :lol:
15. Zina ( 26/03/2007 17:28)
oy soanja oe:

soanja [ Valio ] 26-03-2007 16:27:10
Lohateny : Re : Mpivady
Hoy i nikopol:

Ireny mpivady vita mariazy tany ampiangonana ireny ve rehefa maty dia mbola mpivady ihany rehefa any amin’ny paradisa dia misy lasa selibatera????



Ny fahaizako azy ry Niko sady finoako dia ho lasa "anadahiko" le vadiko refa tonga any izahay. Tsy misy intsony ny fanambadiana fa fiombonana no fiantso ny fiarahana any


Taika aky no nahafantaran-ndry an'izany e? mba lazao kely oe
16. Fiffi ( 26/03/2007 17:31)
nikopol , kally: heu....aza tondé manomé tsiny anaha nareo fa izao ange ny fanontaniana eh !
rehefa maty dia mbola mpivady ihany rehefa any amin’ny paradisa dia misy lasa selibatera????
de ozy zah hoe "fa ahoana no ahafantarana an'zany ? nga efa nisy mpivady efa maty ka nilaza hoe izahay de mbola mpivady hiany na lasa selibatera une fois lasa any an-danitra ? sa misy afaka mamaly an'io nareo hoe i ranona efa maty ka mbola mpivady hiany ry zareo une fois nody any an-danitra ? :roll:
17. kiranil ( 26/03/2007 18:12)
Niko> Misy fanontaniana mitovy amin\'io napetrak\'olona efa ho taona maromaro lasa izay.

Fanontaniana izay napetraka t@ Jesosy Kristy, izay nolavin\'ny maro t@ izany ho tsy ilay messiah, ilay Zanak\'Andriamanitra tonga nofo tety an-tany.

Raha ho lazaiko eto hoe ao anaty Soratra Masina no milaza an\'io dia avy indray ny sasany indrindra ireo izay milaza ny tenany fa kristianina @ fanenjehana efa mahazatra hoe \"boky tsy lafatra\" io e, \"boky efa lany andro\" io e, \"boky mirakitra lainga sy tantara noforonina, sy anerie\" io e sns...

Fa na izany na tsy izany dia holazaiko eto ihany sao misy mila ny hevira ambaran\'ny Soratra Masina ny amin\'ny fanambadiana @ fitsanganana amin\'ny maty.

vakio ao Matio 22 rehefa misy fotoana malalaka iny.

Afaka vakiana manontolo ny toko fa raha ny momba ito lohahevitra fanambadiana ito dia manomboka eo @ andininy 23-40.

www.baiboly.org raha te hijery online.

Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Mahadiso hevitra anareo ny tsi-fahafantaranareo ny Soratra Masina na ny herin\'Andriamanitra.

Fa amin\'ny fitsanganan\'ny maty dia tsy mba hisy hampaka-bady, na havoaka hampakarina, fa ho tahaka ny anjely any an-danitra izy.

\" Izaho no Andriamanitr\'i Abrahama sy Andriamanitr\'Isaka ary Andriamanitr\'i Jakoba \" ( Eks.3.6)? Andriamanitra tsy an\'ny maty, fa an\'ny velona.

Ary ny vahoaka, raha nandre, dia talanjona tamin\'ny fampianarany.
Matio 22.

Misaotra.
18. kally ( 26/03/2007 19:00)
[quote=Fiffi]
nikopol , kally: heu....aza tondé manomé tsiny anaha nareo fa izao ange ny fanontaniana eh ! [quote]
Nisy nanome tsiny koa teooo?:roll::lol:

Ka ny anontaniako an'i Fiffi hoe efa teo anatrehan'Andriamanitra no nohamasinina ny fanambadiany, dia efa fantatr'andriamanitra fa mpivady izy, sady inona moa no takona tsy ho hitan'Andriamanitra, ka hitantara haninona indray izy?


19. Fiffi ( 26/03/2007 21:57)
Vahinala:
nikopol > Aleo klo rehefa maty za d hitrangako ndray enao aveo d tantaraiko aminao !



20. ikaretsaka ( 27/03/2007 00:29)
o re olona an.. mivavaha mafy mba ho any an-danitra aby dia mahafantatra aby..
dia hihomehy hoe ity fanontaniatsika indraika andro ry tao @ serasera eee
tsa misy mahalala ny valiny marina anie izao fa dia samy milazalaza fotsiny e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0497