Mitady trano hofana 12 andro ou+
21. Ralay
(
25/03/2007 16:38)
Aiza indray zany ry booboo njy koa anie de tena mahita toerana mintsy e. Merci fa hikaroka an'io indray zah e :-*
23. Solitikabe
(
26/03/2007 01:01)
Jereo ny Ankany Havozo ry Ralay an. Sady milay ny mijery masoandro mody eny an. Faravohitra io
25. booboo
(
26/03/2007 09:34)
Ralay > hihihihi tsy haiko ny anaran'ilay toerana misy azy fa nandeha taxi-be ho eny Ambohipo zà no nahita ny Radama House dia hoe manao appart hotel kounkou hoe zareo ...:°):°)
27. booboo
(
26/03/2007 14:59)
Ralay > aza malaky misaotra klou f'efa manomana lista zà ato tambin'izay. hihihihi kamboko zany eeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee :-*
28. Samoana
(
26/03/2007 15:15)
tsy zakan'ny rôplana angaha less Ralay le villan-tsika ao cap ferrat ? hihihi. Ary hafotaka mihintsy izao fihaonan'ny namana ao dago ao izao @ jolay/août a!
29. Ralay
(
26/03/2007 15:40)
Samoana: Aoka lesy fa raha mba zao natao tokoa ve moa inona ny olana fa dia mifatratra ao daholo isika toa tsy zakan'ny tsena ireny lesy
30. Vahinala
(
26/03/2007 15:54)
Ralay > Radama tokoa manana arppart hotel fa toa lafolafo, tsy sur aho aloha an fa jereo am internet ny site web ny d hitanao e. Eny bel'air koa hoa misy, toa 2 mintsy aza.
31. Ralay
(
26/03/2007 18:49)
vahinala: merci fa hojereko daholo ireo voalazanareo reo.
booboo: misaotra foana na dia mbola misy ho avy aza :lol:
booboo: misaotra foana na dia mbola misy ho avy aza :lol:
35. Ralay
(
27/03/2007 19:46)
Fiffi:mbolatsy nisy aloha hatr@ zao e ho any @ colbert angamba fa any misy tonton de mety ho gratos :lol:
38. Fiffi
(
28/03/2007 05:30)
Ralay: hihihihi ié ! efa tao zah fa efa somary ela hiany ...t@ zany Gay Marcel no tompony fa @ zao fotoana zao tsy aiko intsony... fa hummm...milay an ! de afaka makao am casino tsara ndry zany koh ! hihihihhi
40. Fiffi
(
28/03/2007 06:08)
Ralay: efa nodimandry i Gay kah ! de toa iza moh re eh ? tsy tadidiko le bandy mitazona an'io zao.....
