Mitady trano hofana 12 andro ou+

1. Ralay ( 23/03/2007 14:24)
Mikasa ny ho any dago aho @ vakansibe zao mba hijery jeux des îles ka mitady trano hofana(Appartement)
>Ny tadiavoko dia efitra roa misy 2grands lits,misy douche,rano mafana ary lakozia.

>Ny toerana dia ao Tanà tsy dia lavitra ville vita dia tongotra ary kartié en sécurité.

>Ny date dia ny 12août ka hatramin'ny 22août2007


Koa raha misy manana na mahalana na mahita ianareo namana dia mba ametrao hafatra aho na valio eto.
Misaotra antsika mialoha. :lol:
Ralay
novalian'i dadie ny 03/05/2007 08:01
2. xxx ( 23/03/2007 14:34)
koa tsy hotely ve no tsara amin izany? asa aloha raha misy olona manana izany. ho hita eo izay lazain i fiffi fa izy mahalala zavatra be dia be.
3. booboo ( 23/03/2007 14:52)
Ralay > "appartement Besoa1". Ilay hidina kely an'Isoraka ho any Anosy iny. Tiako klou tao e...
http://www.appart-hotel-besoa.com
4. nikopol ( 23/03/2007 15:46)
plan milay le Beso1 ry booboo a
5. booboo ( 23/03/2007 16:05)
eka ouz
6. Ralay ( 23/03/2007 16:13)
Efa nojereko le izy ry booboo fa tsara ny fahitako azy fa toa lafo²ihany ny hofany an
7. Fiffi ( 23/03/2007 16:15)
xxx:
koa tsy hotely ve no tsara amin izany? asa aloha raha misy olona manana izany. ho hita eo izay lazain i fiffi fa izy mahalala zavatra be dia be.
:wink: :-D:-D:-D
http://www.immodere.com/consulter-annonces-immo.php?pays=Madagascar
http://www.mascareignes.com/location/offres.php?categorie=Madagascar

http://www.immobilier-madagascar.com/component/option,com_hotproperty/Itemid,0/task,viewtype/id,2&Itemid=/

http://www.guyhoquet-madagascar.com/villas-a-vendre-et-a-louer-madagascar.html
8. Ralay ( 23/03/2007 16:35)
Misaotra izay efa namaly ary miandry izay mbola ho avy hamaly :lol:
9. Fiffi ( 23/03/2007 16:38)
Ralay: hummm.....toa nisy hitako tao hoe 1€ ? :roll:
10. Ralay ( 23/03/2007 16:59)
Marina ve ry Fiffi aiza kosa sao de tranon'akoho zany :lol: efa nijery² ihany aho fa tsy nahita
11. Fiffi ( 23/03/2007 19:41)
Ralay: io koh ....
Offre Location
Antananarivo Prix : 1 €
grande villa à louer, à tana
une grande maison neuve à louer dans un quartier résidentiel très calme, à ivato antananarivo, location longue durée en vide ou semi-meublée
idéal pour une famille ou pour créer des chambres d'hotes
detail et renseignements sur demande
12. kally ( 23/03/2007 20:35)
Tsy io re ny hofany ry Fiffi a!:lol:
Ary indry tokony mody kely mihitsy fa ohatry ny very be an!:-P

Ny mora ange Ralay lasa somary mandeha lavitra ohatra hoe akaikin'ny marais Masay any izao no msiy antonontonony dia any Tsiadana any.Aoka aloha jereko raha hita ato zareo.
13. Fiffi ( 24/03/2007 08:01)
zah nga no namorona an'io ? io no hitako tao de io nalefako eto io koh !
14. diamondra27 ( 24/03/2007 08:39)
Ralay: sali sali :-*

sao dia mila fiara fa misy ahofa any miaraka @ saofera
de bonnes vacances zany le fianakams e!
de tsy ho any majunga ve, le fiaonan'ny serasera le 23/08 , tsss?

15. Ralay ( 24/03/2007 13:41)
Fiffi:Tsy ao anatin'ny kriterako io fa zah mandalo dia mila trano tout equipé fa tsy hioriponenana akory.Misaotra nanampy na izany aza.

diamondra27: Efa aty @ tanàna zah @ io daty voalazanjy io fa mbola ho be ny ho sisa e.Njy angaha ho any Majunga?.Mety mila fiara fa omeo ny contact dia ho hita eo ihany e.
Kally:Aiza ho aiza daholo zany fa toa efa lasa tsy mahalala anarantanàna intsony zah hihihi :lol: Omeo ny contact raha misy dia ho dinihina.
Misaotra betsaka anareo.
Ralay
16. Fiffi ( 24/03/2007 16:54)
kay tsy zah irery no tsy mahay anaratanana :oops:
17. Vahinala ( 24/03/2007 17:13)
Maninn ra mandeha amreny appart hotel ireny amzay tsy mila mandany vola am resto koa fa efa misy ny rehetra ao, lakozia sns. Eo Bel'air eo misy vao nisokatra tsy ela akory izay, Vahiny angamba no anarany ra tsy diso za an, fa tsy haiko ny vidiny mety tsy d lafo satria tsy d tena le toerana luxe be reny le izy nefa tsy ratsy koa ra ny endrika ivelany.
18. Fiffi ( 25/03/2007 07:10)
toa mbola tsy nisy namana avy any dago namaly teto ô ?
19. Vahinala ( 25/03/2007 10:35)
Fiffi:

toa mbola tsy nisy namana avy any dago namaly teto ô ?



Fiffi > Za anie aty Dago zao e ! :wink:
20. booboo ( 25/03/2007 11:15)
Ralay > tsy haiko ny Radama House raha manakory fa haiko koa hoe manao truc tahaka an'i Besoa reny zareo. Tsy ananako kounkou ny coord. an-dreo :oops:...sao mety ok aminao ihany ny ao @ dreo....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8248