Canape

1. nikopol ( 23/03/2007 10:32)
canape foana ty kle :-D:-D:-D
novalian'i sonwin ny 28/03/2007 07:46
2. xl ( 23/03/2007 10:43)
promotion ve izany sa inona e?
3. sonwin ( 23/03/2007 10:51)
ento eny ambony latabatra indray e :^)
4. simplex ( 23/03/2007 10:52)
ao ambany sosety
5. booboo ( 23/03/2007 10:54)
Simplex > :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
6. mamzelkely ( 23/03/2007 11:03)
aleo ambony hazo aza eee:-D:-D
7. nikopol ( 23/03/2007 11:14)
vizana ny atoko kle
8. xxx ( 23/03/2007 11:20)
miala any ndray!!!
9. mamzelkely ( 23/03/2007 11:27)
iza???:lol:
10. nikopol ( 23/03/2007 11:28)
i xxx fa iza indray
11. sonwin ( 23/03/2007 11:33)
io tokoa
12. xxx ( 23/03/2007 11:42)
tsy i xxx no miala any fa ny resaka mampaniry kintana volen'i nikopol e!
13. nikopol ( 23/03/2007 11:43)
any bekintana nga i xxx ?
14. Vahinala ( 23/03/2007 11:58)
nikopol koa zany ra mba hanao resaka tsy mazava, za zany d fanina mintsy !:^)
15. nikopol ( 23/03/2007 11:59)
vahinala fa ahoana ?
16. happyfriend ( 23/03/2007 12:02)
nikopol:

any bekintana nga i xxx ?


tô tsy any izy fa itako teny am'volana izy teo
17. simplex ( 23/03/2007 12:02)
fan ony izy e
18. nikopol ( 23/03/2007 12:04)
Fan de toi sa ?
19. nikopol ( 23/03/2007 12:05)
happyfriend mahita lavitra?
20. simplex ( 23/03/2007 12:08)
manonofy teleskopy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0693