eglise
41. ikaretsaka
(
24/03/2007 02:21)
amiko aloha ny fantatro dia akoatran'ny fampianarana sy ny filazana ny tena sitrapon'ny ray dia tsy ho an'ny fanoratana baiboly loatra no nandanian'i jesoa ny androny (ny tiako tenenina eto dia hoe tsy nipetraka izy na niteny dia nisy secretera nandray an-tsoratra) fa ny fitadiavana mpianatra, ny fananarana azy ireo ary ny fananganana ilay eglizy.
avy eo izy mbola nivavaka ho an'ny firaisan'izy ireo. ary nanaovany vavaka lava be. mihitsy
avy eo mbola notsofiny rano indray io
saingy!

42. diamondra27
(
24/03/2007 08:06)
Amiko indray TOKONY Jesosy no arahina fa tsy fombafomba na fiangonana na olona. Raha izany dia mety ho tafitohina ihany ianao.
Ohatra hoe: nahafinaritra anao ny mandeha @ fiangonana iray satria mahay mitory teny ilay pasitera ao, dia raha misy izany fahavoazana manjo azy dia mety ho solafaka ianao satria izy no nataonao modely.
Tahaka izany koa raha misy milaza azy ho mompera nefa avy eo manambady dia mety ho tafitohina koa ianao.
Ohatra hafa ihany koa nisy mpitondra fivavahana iray latsaka tao @ fakampanahy , nanambady nefa nijangajanga, dia nanafitohina olona izany ary nahatonga fihemorana ho an'ny mpino sasany....
Mbola maro ny ohatra fantako fa aleo hijanona @io.Izay ilay lazaiko hoe: aoka Jesosy no arahina fa tsy ny fombafomba na olona.
Dia izany koa no mahatonga ny tsy mpino hiroso @ fivavahana satria mahita ny aty ivelany fotsiny.
Na koa voafitak'ireo milaza azy ho mpivavaka
Samia mijoro @ finoany ary aoka ho jiro hazava eo imason'ny olona isika.

43. lapino
(
24/03/2007 11:10)
Ikaretsaka > Tsy resaka menatra araka ny fi-imposer-nareo azy mihitsy, fa tena tsy tokony homen-danja manokana ny anaram-piangonana sy ny fombafombam-piangonana. Ny antony :
- mahatonga fisaratsarahana io, fitokotokoana, fanavakavahana (cf blagin\'i Francis resaka Antaris - Madacom),
- ary mahatonga disadisa koa aza. Cas extreme ny any Irlande avaratra izay mahatonga ny katolika sy protesta hifandatsaka aina. Fa amin\'ny fiainana andavanandro, dia misy mipetraka foana io disadisa noho ny anaram-piangonana io
- io no mahatonga an\'ilay hoe \"ny anay no marina, fa ny anareo diso\"
- io dia manome vahana ny ara-nofo amin\'ny resaka fivavahana, ka mahafaty ny maha-kristiana fa mamelona ny maha mpikambana amin\'ny fiangonana fotsiny; ka na atao hoe diakona aza ilay olona amin\'ny anarana entiny, moa tena mpianatr\'i Kristy tokoa ve, kristiana marina ve ?
- ny fombafomba sy lalàm-piangonana dia lasa mi-overwrite ny Tenin\'Andriamanitra, kanefa nampiasain\'Andriamanitra tokoa ve ny olona nanao ireny satria mompera na pasitera, sa anarany fotsiny fa ny devoly no namboly fanangolena tamin\'ny alalany ?
Na io fiangonana fa efa 2000 taona io aza, iaraha-mahalala ny fahadisoana efa nataon\'io fiangonana io, ireny hoe nifonan\'i JPII. Ary ny amin\'izao fotoana izao, ny amin\'ny hoavy, tsy mbola hafana foana ve io sa mbola hangatsiaka foana ?
Raha ny maha 2000 taona azy aza, izay misy lanjany amin\'ny fisainan\'ny olombelona tokoa, na ny devoly aza ve tsy mba liana ny hanafika ny fitondrana an\'izany fiangonana izany, ka tsy hanafoana ilay anarana satria 2000 taona ?
Hamafisiko hatrany, fa tsy mety mihitsy ny manome lanja ny anarana sy lalàna ary fombam-piangonana, satria manome sehatra ho an\'ny fakam-panahy maro. Ary tsy mety koa ny miankina amin\'ireny ohatra ny hoe \"rehefa adidas na nike dia kalité izay\"
Fa ny zavatra tokony hokatsahina, raha izay endrika ivelany izay dia ilay tenin\'i Jesoa hoe : \"ny ahafantarana fa mpianatro ianareo dia raha mifankatia\".
Vakio ny Romana.14 manontolo, ary saintsaino isaky ny andininy ny hafatra ao, miresaka indrindra momba izay mety ho tsy fitoviana izay.

44. pissoa
(
25/03/2007 09:02)
Majesty:
Ny batista:manaraka ny batisa ara-baiboly hoe olon-dehibe no atao batisa ary asitrika any anaty rano
Ny Evanjelika:mafana eo amin'ny fanompoana an'Atra amin'ny alalan'ny hira,dihy,zava-maneno isan'karazany
Eglizy reforma:tsy dia misy antony mazava loatra fa dia hoe mila fiovana d zay
Apokalipsy:manaja ny sabata,milaza fa Jesosy maty alarobia
Pentekotista:ny fanahy masina no tena angatahana fatratra sy fototry ny finoana,miteny @ fiteny tsy fantatra,hira mihetsiketsika arahina dihy sy zava-maneno isan'karazany
MRE,FAAK,:misy itovizany amin'ireo reforma
Loterana:manaraka ny fampianaran'i Lotera;"ny soratra masina ihany"
Adventista:manaja ny sabata,batisa asitrika,manaraka izay voalazan'ny soratra masina ny amin'ireo fihinana,fisotro,milaza fa mbola tsy lany andro ny didy folo,@ Jesosy irery ihany ny famonjena ,miandry ny fiavian'i kristy fanindroany sns
Ampio aho raha misy tsy voalaza!
Merci Majesty !
45. pissoa
(
25/03/2007 09:14)
Za aloha ilay nisian'ny Protestantism dia tena azoko tsara e ! Maromaro ihany ny zava-dehibe tsy hitoviana "Finoana" ao.
Fa hatramizao mbola tsy azoko ihany ilay mampisaratsaraka nefa mampiasa "baiboly" fotsiny daholo ! Sa baiboly samy hafa ? Misy mivavaka Asabotsy, misy Alahady. Misy manao Batisa ankizy kely, misy miziriziry fa olon-db ihany ... Sao be resaka daholo fotsiny mantsy hoe "Tenin'Andriamanitra" ihany fa rehefa atao ny fandinihana dia tsy ny baiboly izany akory no tena arahina fa ny fahazahoan'ilay pasitera nanangana fiangonana ny baiboly ! Hevitr'olombelona ny fiantsoanareo azy eto amin'ny forum (saingy za tsy tia mampiasa an'io teny io ) :-D:-D:-D
Ika : za sipa kely, kelikely sandry tsy tia miadiady fa mamaly mivantana araka izay voasoratra fotsiny ka :-D:-D:-D

46. booboo
(
25/03/2007 11:13)
Lé antony mampisaratsaraka ve ? Tsy fitovian\'ny faharesen-dahatra araka ny raha hitako andavan\'andro
-Tsy resy lahatra zà fa tena ny TA no arahin\'ireny pasitera ireny fa ny heviny @ \"maha olombelona\" fotsiny dia izay dia efa mitarika fisarahana...asa angaha inona no antony hisian\'ny sekoly ambony fianarana ho pasitera ?
-Tsy resy lahatra ny @ maha tena kristiana an\'ity oul iraika ity zà satria tsy mitovy firehan-kevitra/finoana sns amiko na @ be sy bobaka defa esoina/latsaina sns = fisarahana...tsy maneso oun zany fa milaza ny zava-misy ouz kay kah !
-Aleo ny mitovitovy firehana @ finoana no miaraka fa tsy resy lahatra zà hoe hety ny fiaraha-miasa rehefa hanao truc ...\"on ne peut pas travailler avec des protestants même si la loi scoute est la même et bli bli bli\" hu hu hu

47. ikaretsaka
(
25/03/2007 12:06)
lapino> fa raha misy fahadisoana ange dia tsy ny fananganana vaovao no vahaolana fa ny fanitsiana ihany e.. na 2000 taona taty afara aza ilay izy vao niaikena fa diso.. inona ny olana?
48. majesty
(
26/03/2007 05:49)
rasiligaoma> Izao anie ny fahitako azy e (fa mety ho diso hoy ianao...), ny Fiangonana Kristiana rehetra mihitsy dia Fiangonana Katôlika avokoa ara-tantara... fa misy ny Fiangonana Katôlika Rômana, Fiangonana Katôlika nohavaozina ("protestante reformée", Fiangonana Katôlika ôrtôdôksa, Fiangonana Katôlika anglikana, Fiangonana Katôlika nohavaozin'i Lotera ("protestante luthérienne", Fiangonana Katôlika manantena ny advento ("protestante adventiste"
Mety misy mahamarina azy ihany ireo fa ny hitako tsy mitombina dia ilay hoe fiangonana katôlika manantena ny advento=adventista;satria ny niandohan'ny fiangonana katolika anie dia tamin'alalan'i Costatin le grand t@ taona 530 BF izay amperora romana nampivady ny fivavahan'ireo apostoly sy ireo paganiste (mpanompo sampy)fa marihina fa tsy ny kristiana rehetra t@ izany fotoana izany akory no nanaraka azy fa nisy ireo mbola nanohy ny fivavahan'ireo Apostoly mangingina ka nivory teny an-tendrombohitra sns,dia io ihany taty aoriana no mitohy ka nahatonga ny adventista.
Hoy i xxx:
majesty:misy tsy ampy
ny anglikana?
Misaotra e,efa hainao kosa angamba io
Pissoa:ts'isy fisaorana akia a
49. prime
(
26/03/2007 09:06)
ikaretsaka:... Tsy ny fiangonana na ny anaram-piangonana no mahavonjy nefa indrisy...:wink:
hay misy an\'izany fiangonana katolika navaozina izany koa?
ary samy te ho katolika aby ihany ange izany raha tena dinihina e
ikaretsaka:... Tsy misy menatra... no sady tsy nandany fotoana tamina rafitra ny Tompo... tsarovy ny Teny nataony tamin\'i Jaona sy ny rahalahiny (Apostoly) raha nangataka ny hoe eo ankaviany sy ho eo ankavanany ireo ka hanapaka miaraka Aminy rehefa any amin\'ny fanjakàn\'ny lanitra... ny nandanian\'ny Tompo fotoana dia ny famonjena ny olona fa tsy ny rafitra (hatrany am-pitsaràna azy ny Synedriona sy Pontio Pilato dia mbola io rafitra io no nasesik\'ireo nefa tsy izany no zava-dehibe tamin\'i Kristy...)
tsy maintsy atao manan-danja ny anaram-piangonana ary tsy tokony ho menatra amkmin\'io ka... satria na ny Tompo aza nandany fotoana nandamina ilay rafitra t@ masindahy piera sy ny tohiny ary tsy menatra izy nanao an\'io
ikaretsaka:...:( Fanitsiana no tian\'i Lotera nentina, vokany \"ex-communié\"... indrisy...:(
fa raha misy fahadisoana ange dia tsy ny fananganana vaovao no vahaolana fa ny fanitsiana ihany e.. na 2000 taona taty afara aza ilay izy vao niaikena fa diso.. inona ny olana?
Ny amin\'ny fiaken-keloka 2000 taona tsy misy olana hoy ianao... indrisy ho an\'ireo niaina tao anatin\'ny heloka nandritr\'izany fotoana lavabe izany... tsy olana be ve izany aminao?... Mampalahelo izany raha ny fijeriko satria fanahy maro no voafitaka nandritra izay fotoana izay raha toa ka nanamarin-tena tamin\'ny tsy fiaken-keloka ny fiangonana (tsy manavaka io na fiangonana iza na iza)...
lapino> Ekena...
pissoa> Indrisy fa izany no zava-misy mandrak\'izao... mbola manjaka mafy ny hevitr\'olombelona... izay no mahatsara ny amin\'ny fandinihan-tenan\'ny tsirairay ka tsy itompoana teny fantatra ny amin\'ny fampianarana sy dogma maro misy isaky ny fiangonana... manomboka amin\'ny Eglizy Katôlika Rômana sy Ortodoksa miaraka amin\'ny Protestanta rehetra ary ireo tsy miankina maro dia maro...
50. lapino
(
26/03/2007 10:53)
ikaretsaka:
lapino> fa raha misy fahadisoana ange dia tsy ny fananganana vaovao no vahaolana fa ny fanitsiana ihany e.. na 2000 taona taty afara aza ilay izy vao niaikena fa diso.. inona ny olana?
Efa mikisaka ho any amin'ny troll izany resaka izany ...
52. prime
(
27/03/2007 12:31)
Toa tsy izany no lohahevitra ry Ika fa hoe inona no mampisaratsaraka dia inona no mahasamihafa kanooo...
54. rush
(
27/03/2007 13:00)
ao valio ilay lohahevitra nataonao atsy ambony atsy Pasitera Prime a! miandry anao ny mpanota e!
55. lapino
(
28/03/2007 10:22)
Ikaretsaka:Tsy resaka hambo mihitsy io ka !
aleo akisaka any mihitsyraha te hihambo hoe hiombona ko
Sao dia tsy mifankahazo aza izany resaka izany fa misy préjugé mitsivalana ?
57. lapino
(
28/03/2007 14:18)
Ny tiako hahatongavana dia :
- Ny anarana, fombafomba sy lalànam-piangonana isan-karazany izay ataon'ny olona ho manan-danja, dia zavatra tsy misy dikany
- Ny devoly dia mpamitaka, ka ny zavatra nataon'Andriamanitra foana no entiny hamitahana ny olona. Tsy afaka amin'izany ny fiangonana, na iza anarany na inona fombany, fa dia lasibatra daholo.
Ka tsy ny identité an'ny fiangonana no zava-dehibe, fa ny hafanan'ny tena kristiana ao. Ny tena hafanan'ny fitiavana koa fa tsy ny hafanana sarintsariny ivelany fotsiny, mbola itoeran'ny fitaky ny devoly foana koa manko io.