ny siansa

41. rabilabila ( 28/03/2007 20:10)
Voalohany aloha dia :i rabilabila no anaran'"ty farany ty"

Faharoa manaraka an'izany dia :ny fanontaniana napetrak'i Albert Jacquard ,izay hiombonako aaminy dia :"Pourquoi les religions n'en feraient-elles pas autant ?"

Ny valiny dia tsotra fotsiny :

-Satria ny hypothèses scientifiques dia tsy maintsy hampiadina foana amin'ny expériences foronina ao anaty labo na ao anaty natiora mihitsy aza matetika ; rehefa mifanipaka tanteraka dia tsy maintsy mitodika na mamorona vaovao .
UNy finoana dia zavatra ekena ,tsy mila fanakianana na fitsikerana eny na fiahiahiana aza ( même le doute y est interdit )

Ary indrindra indrindra:

-Parceque la religion a une haine des sciences car les hypothèses ,les resultats risquent de perturber la prétention de la réligion sur l'existence d'une réalité au delà de la nature ,inaccessible à notre connaissance mais ayant une impact sur notre existence.
42. soanja ( 29/03/2007 06:05)
naughtyboy:

azafady ry soanja fa tsengohako kely ny valiny ty farany ty, ny siansa araka ny voalaza de entina hanamarinana fehinkevitra maro2 natambatry ny mpikaroka zay miova2 arakaraky ny vanimpotoana
ny fivavahana entina mitory hevitra 1 zay tsy miova
mandrakizay : fitiavana zay rohy mampitambatra ny rehetra za iza izy na iza..


Io tokoa dia marina.

Saingy raha ny fomba nitondrana ny fivavahana taloha dia nitambatra ireo ka izay no nahasarotra azy ary izay no maha fahazavana azy amin'izao satria Safidy malalaka ny an'ny rehetra ary tsy misy intsony ny ankiteritery sy tsy fahalalana. fa mazava ny atoa hoe Finoana ary misy ny siansa.

Ny mampalahelo ahy fotsiny dia betsaka ny tsy mahafantatra fa afaka mitambatra na mifandray ireo raha mahay manadihady ny momba ny olombelona sy ny momba azy ny rehetra ka fantany ny fifandraisany amin'ity tontolo iainantsika ity.



43. naughtyboy ( 29/03/2007 13:44)
io le tsy fahafantarana io indrindra no ifanakalozana hevitra eto ry soanja,
ny fahitako azy de le tanjona tratrarina no mifanipaka arakaraky ny famaritany tsi1.1 ny finoana sy siansa(indrindra ra hypothese no iaingana..)

-ny tanjony reo siansa hita hatr@ zay de fitaovana ampiasaina hiatrehana reo filana sy hiarovana ny fisiany zanak\'olombelona ary ny tontolo hita maso iainany na somary mihitatra kely eny @ habakabaka aza @ zao fotoana zao

-ny tanjony finoana de tsy fandemena saina fotsiny na
fankahalana ny siansa fa fitaovana mitondra tombotsoa ho any fo sy fanahy tsy takatry ny fahalalany olmbel anatsarany ny manodidina azy sy ahalalany bb koko ny tontolony tsy hita maso zay mifehy zao rehetra zao ary ko anapariahana hevitra 1 : Fitiavana zay lehibe noho ny fahalalana rehetra
44. rabilabila ( 29/03/2007 20:53)
Par définition ny siansa dia ny "doute" no mivoy azy ary ny fivavahana monothéiste dia ny "dogmes".


araky ny efa nolazaiko tetsy ambony dia NY FILAZAN'IREO FILOSOFY TALOHA FA METY HO FANTATRA IZAO TONTOLO IZAO amin'ny alalan'ny fijerena sy fandinihana ny zava-misy ( tsy mila andriamanitra ahafantarana ny mampisy an'izao tontolo izao na ny mahatonga ny loza samihafa na izay zavatra rehetra mitranga amin'ny fiaianana ...)
Io no hevitra itombonan'ny FIKAROHANA SIANTIFIKA : methodologie matérialista no iaran'ny siansa rehetra .

Inona no dikan'izany ? Rehefa miasa amin'ny saha-mpikarohana iray ianao dia miala amin'ny zava-misy , mamakafaka , mamadibadika , manao fanamdramana , mamdrefy , mampitaha...fa tsy miantso andriamnitra akory na ny avelon'ny Razana ...
-tsy milaza mihitsy izany akory hoe ny TSY MPINO IHANY no manao ny fikarohana ; betsaka tokoa ny kristianina na ny silamo na ny hindouista ...no manao ny fikarohana ary matetika aza tamin'ny moyen-âge seminarista ...no manao ny fikarohana satria ireny no nandia fianarana ambony sy nanana ny vola sy fitaovana ampy .



- Ny revolisiona ara-tsaina nentin'ny foto-kevitra naroson'i DARWIN dia mampirodana ireo resaka maro noterena hinoan'ireo vahoaka hatramin'izay ( maro ireo namoin'ny ainy rehefa tsy nanaiky an'izany : aman'etsiny ireo mponina tany Amerika na Afrika no novonoina noho izany )
-Hatramin'izao aza moa mbola mi-menacer ny olony ny finoana sasany mba tsy hanome vola ny telethon sns......
Marihana fa :
-Eken'ny fivavahana ny siansa rehefa ireo fikarohana na vokatra izay heverina fa tsy mikasika avy hatrany ny finoana dia tsy kasiana ( indrindra moa fa ireo vokatra teknolojika izay ampiasaina amin'ny fiainana an-davan'andro ,na koa ny fitaovam-piadiana matanjaka ahafahana mahazo vola ,andrahonana sns... ) .


ny tanjony finoana de tsy fandemena saina fotsiny na
fankahalana ny siansa fa fitaovana mitondra tombotsoa ho any fo sy fanahy tsy takatry ny fahalalany olmbel anatsarany ny manodidina azy sy ahalalany bb koko ny tontolony tsy hita maso zay mifehy zao rehetra zao ary ko anapariahana hevitra 1 : Fitiavana zay lehibe noho ny fahalalana rehetra



Anapariahana hevitra iray
,hoy ianao dia hindrana kely an'i Albert Jacquard indray aho:

""Accepter une loi dictée au sommet du Sinaï est une démission humaine. N'attendons pas une vérité révélée pour savoir comment nous comporter. C'est à nous de décider en commun ce qu'il faut faire et ce qu'il ne faut pas faire."
(Albert Jacquard )

Fitiavana ?

Voatery mila andriamanitra ve ny olombelona vao tokony ahafantatra hoe :tsara kokoa ny milaza ny marina noho ny mandainga,tsara kokoa ny mizara noho ny tia tena,tsara kokoa ny mitia noho ny mankahàla.......... ?

Rehefa mitondra fiara ny olona dia tsy hoe ny fisian'ny gendarme ,na ny radar akory no tsy handehanany mafy , tsy hisotroany toaka fa ny fahalalàny fa miara-belona amin'olonkafa izy ka tokony tsy handeha mafy mba tsy handany lasantsy ,hampihena ny setroka avoaka mba hanatsara ny tontolo iainana ,mety hamono ny hafa raha sendra lozam-piarakodia ......
Tsy fitiavana ve izany ? Mino aho fa "ENY" no valiny.











45. naughtyboy ( 31/03/2007 14:16)
ela2 njay izy zany rabila fa tantara mitohy mo ny resaka.
Ataoko fa samy mahazo tsara ny dikany siansa sy ny finoana sika rehetra eto ka tsy iverenana intsony iny
samy ilaina izy 2 ary mifanampy fa tsy azo AMPITAHAINA velively nahoana?
siansa de miantehitra sy miandry fanantenana nefa tompoiny reo mpikaroka teny fatratra ny heriny hanazava ny fisiany zao rehetra zao ary afaka manala ny fisian'A.tra
samihafa toko na samy fitiavana aza no resahina ra ilay fitiavana avy @ A.tra tsy azo atao bango tokana
ary indrindra aza adino fa ny safidinao akory tsy voatery ho safidiny hafa fa ny manazava bb fotsiny no azo atao
46. soanja ( 01/04/2007 00:28)
rabilabila:

Par définition ny siansa dia ny "doute" no mivoy azy ary ny fivavahana monothéiste dia ny "dogmes".


araky ny efa nolazaiko tetsy ambony dia NY FILAZAN'IREO FILOSOFY TALOHA FA METY HO FANTATRA IZAO TONTOLO IZAO amin'ny alalan'ny fijerena sy fandinihana ny zava-misy ( tsy mila andriamanitra ahafantarana ny mampisy an'izao tontolo izao na ny mahatonga ny loza samihafa na izay zavatra rehetra mitranga amin'ny fiaianana ...)
Io no hevitra itombonan'ny FIKAROHANA SIANTIFIKA : methodologie matérialista no iaran'ny siansa rehetra .

Inona no dikan'izany ? Rehefa miasa amin'ny saha-mpikarohana iray ianao dia miala amin'ny zava-misy , mamakafaka , mamadibadika , manao fanamdramana , mamdrefy , mampitaha...fa tsy miantso andriamnitra akory na ny avelon'ny Razana ...
-tsy milaza mihitsy izany akory hoe ny TSY MPINO IHANY no manao ny fikarohana ; betsaka tokoa ny kristianina na ny silamo na ny hindouista ...no manao ny fikarohana ary matetika aza tamin'ny moyen-âge seminarista ...no manao ny fikarohana satria ireny no nandia fianarana ambony sy nanana ny vola sy fitaovana ampy .



- Ny revolisiona ara-tsaina nentin'ny foto-kevitra naroson'i DARWIN dia mampirodana ireo resaka maro noterena hinoan'ireo vahoaka hatramin'izay ( maro ireo namoin'ny ainy rehefa tsy nanaiky an'izany : aman'etsiny ireo mponina tany Amerika na Afrika no novonoina noho izany )
-Hatramin'izao aza moa mbola mi-menacer ny olony ny finoana sasany mba tsy hanome vola ny telethon sns......
Marihana fa :
-Eken'ny fivavahana ny siansa rehefa ireo fikarohana na vokatra izay heverina fa tsy mikasika avy hatrany ny finoana dia tsy kasiana ( indrindra moa fa ireo vokatra teknolojika izay ampiasaina amin'ny fiainana an-davan'andro ,na koa ny fitaovam-piadiana matanjaka ahafahana mahazo vola ,andrahonana sns... ) .


ny tanjony finoana de tsy fandemena saina fotsiny na
fankahalana ny siansa fa fitaovana mitondra tombotsoa ho any fo sy fanahy tsy takatry ny fahalalany olmbel anatsarany ny manodidina azy sy ahalalany bb koko ny tontolony tsy hita maso zay mifehy zao rehetra zao ary ko anapariahana hevitra 1 : Fitiavana zay lehibe noho ny fahalalana rehetra



Anapariahana hevitra iray
,hoy ianao dia hindrana kely an'i Albert Jacquard indray aho:

""Accepter une loi dictée au sommet du Sinaï est une démission humaine. N'attendons pas une vérité révélée pour savoir comment nous comporter. C'est à nous de décider en commun ce qu'il faut faire et ce qu'il ne faut pas faire."
(Albert Jacquard )

Fitiavana ?

Voatery mila andriamanitra ve ny olombelona vao tokony ahafantatra hoe :tsara kokoa ny milaza ny marina noho ny mandainga,tsara kokoa ny mizara noho ny tia tena,tsara kokoa ny mitia noho ny mankahàla.......... ?

Rehefa mitondra fiara ny olona dia tsy hoe ny fisian'ny gendarme ,na ny radar akory no tsy handehanany mafy , tsy hisotroany toaka fa ny fahalalàny fa miara-belona amin'olonkafa izy ka tokony tsy handeha mafy mba tsy handany lasantsy ,hampihena ny setroka avoaka mba hanatsara ny tontolo iainana ,mety hamono ny hafa raha sendra lozam-piarakodia ......
Tsy fitiavana ve izany ? Mino aho fa "ENY" no valiny.














Tsy ekeko tokoa aloha le resaka hoe fandemen-tsaina ny siansa e. Amiko dia fikarohana hanokafana ny saina tsy hitoetra ao anaty iaizinaintsony fa mahalala ny formule ny fiainana. Inona ity vatana ity ary inona ny fifandraisan'ity amin'ny tontolo iainany sns.

Ny hany tsy ekeko amin'ny hevitr'i Rabilabila dia ny hoe ity vatantsika ity , izay manana atidoha kosa dia misy fizarana telo: Ny Neo-cortex, ny Limbyc system ary ny Brain stem. Izy telo miaraka io dia mitaky ilay fifandraisana amin'ny fanahy. Ka raha i no tsinotsinoavina matetika dia tsy ahita filaminana ilay olombelona. Io ilay mitaky FINOANA. Ka tsy ny hoe fiainana tsara eto ambonin'ny tany fotsiny no takian'io fa ny fahatsapana fa mifandray amin'ny Universe ny vatanao sy ny fanahinao. Io no katsahin-dRaolombelona ka nahatonga azy hiasa saina sns Nisy moa izany ny filozofia sy ny filozofy nikaroka an'io. Taty afara moa zany dia samy naka ny tandrify azy aby, izay nahalala fa tsy nisahirana intsony. Eo no misy ny Dogme satria tsy mikaroka sy mitady fa mandray fotsiny de potehan'ny sasany ny atidoha na hoseny dia tsy mahita masoandro mahiratra fa feno "tahotra".
Raha ny finoana no feno TAHOTRA dia mbola tsy izy izay satria io Finoana io no tokony hanafaka anao amin'ny fanandevozan'ny vatana.
Anareo indray!
Ny tiako resahina dia katsahin'olombelona ny fahafantarana fa tsy mijanona ho nofo sy ra fotsiny izy fa misy fitohizany raha miala eto. Io no mitarika ny finoana sy ny fanompoana isan-karazany.


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0072