Mika & Davis Franklin

1. Vahinala ( 21/03/2007 22:17)
Tsy haiko nareo fa za d babo tanteraka, na ny tononkira na le rythme, mety be amiko !
novalian'i zoubelou ny 07/04/2007 15:45
2. cutie ( 21/03/2007 22:28)
mba asio hira we fa zahay tsy mahakobo iza zany :roll:
3. Vahinala ( 21/03/2007 23:27)
Misy cd mintsy ato fa ahoana moa no atao ra tiana ampidirana ato, tsy haiko akory !
4. cutie ( 21/03/2007 23:31)
njaso aza tadiaviko ao @ youtube :lol::lol::lol::lol:
5. cutie ( 21/03/2007 23:34)
tsy hitako :?
6. ari.malala ( 22/03/2007 07:46)
mafinaritra mints ny hirandreo ka!
7. zoubelou ( 07/04/2007 15:45)
za kou mankafy ny hiran dry zareo. Princess lover, good bye, ampindramo...milay b
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1336