Iza aza no mba manana ny tonon'ity?...

1. rakaroka ( 21/03/2007 18:27)
Sao mba misy manana ny tononkiran'i Bouboul (Etienne Ramboatiana ilay hoe "Tsara ny andro anio?....".
Mille Bisous avec "cadeau" izay mahita izany sady mahavaly mialoha!":*:*:*:*:*(l)(l)(l)
novalian'i rakaroka ny 29/03/2007 06:27
2. Fiffi ( 21/03/2007 18:54)
le mpihira aza akia tsy fantatro akory an !
3. rakaroka ( 21/03/2007 21:45)
Fiffi:

le mpihira aza akia tsy fantatro akory an !


Ié efa somary zokiolona ihany izy:
Ny hirany toa ny "Veloma re veloma mbola hihaona
tsy ela akory hiaraka indray
veloma re veloma mbola hihaona
miandry anao miandry anao 'zahay!"
Dia "Efa mirefarefa....
Dia "dadatoa dadatoa dadatoa...
Dia "Kanefa tsy maintsy mandeha na tiana na tsy tiana...
sns...
4. Fiffi ( 22/03/2007 06:33)
i ari.malala angamba mety mahay an'io....
5. ari.malala ( 22/03/2007 07:45)
Fiffi a,fa manin aky no ts maints hoe i ari.malala foana no mahay? :) tsy haiko aky le hira a! :-)fantatro le mpihira fa ts d misy haiko ny hirany :-)
6. rakaroka ( 22/03/2007 14:07)
ari.malala:

Fiffi a,fa manin aky no ts maints hoe i ari.malala foana no mahay? :) tsy haiko aky le hira a! :-)fantatro le mpihira fa ts d misy haiko ny hirany :-)


Ka ny "blem-ko" io: efa nisy olona nirahiko ho any aminy mihitsy fa ny "hirany" hafa daholo no nalefany aty fa tsy hananany intsony hono ity tadiaviko ity!..

7. ari.malala ( 22/03/2007 14:30)
rakaroka, ilay hira mintsy no ilainao sa ny tonony? tsy haiko, mety afaka mitady solution iany mantsy, ohatra hoe miantso an'i Eric ao @ RDB de mangataka ny tonony; nefa tsy mampanantena hoe hahazo an, satria efa elaela iany io hira io!
8. rakaroka ( 22/03/2007 14:43)
ari.malala:

rakaroka, ilay hira mintsy no ilainao sa ny tonony? tsy haiko, mety afaka mitady solution iany mantsy, ohatra hoe miantso an'i Eric ao @ RDB de mangataka ny tonony; nefa tsy mampanantena hoe hahazo an, satria efa elaela iany io hira io!


Izao an "raha azondry" ny hira manontolo dia omeko 40 Euros 'njy.
Tsy maninn koa na tonony fotsiny aza fa 20 Euros no
alefako anjy am'izany;
Ny feony sy ny mitendry azy efa haiko!
C'est vrai hoe c'est pas grand chosqe ho anjy lé "avance"-ko peut-etre!fa..."importante Bbbe ny "reconnaissance" anjy am-po sy saina sy fanahy sns...avy eo: Tu verras: MERCI d'avance aloha...:*:*:*:*:*:*:*(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)
9. ari.malala ( 23/03/2007 11:42)
rakaroka, eny e, misaotra mialoha. Fa misy hoe aoana moa ny tonon'io hira teneninao io fa sao ts hain'i Eric akory? omaly izy azoko antsina fa izao le izy lasa le ef amirefarefa no lasa tadidiko! hihihi!
10. rakaroka ( 23/03/2007 20:06)
ari.malala:

rakaroka, eny e, misaotra mialoha. Fa misy hoe aoana moa ny tonon'io hira teneninao io fa sao ts hain'i Eric akory? omaly izy azoko antsina fa izao le izy lasa le ef amirefarefa no lasa tadidiko! hihihi!


Misaotra akia!
Izao no fiatombohany:
"Masoandro mibaliaka no
(mitoetra?) ato am-po
Ny ato am-poko faly sariaka
Fa tsara ny andro anio....

11. Fiffi ( 23/03/2007 20:25)
ari.malala:

Fiffi a,fa manin aky no ts maints hoe i ari.malala foana no mahay? :) tsy haiko aky le hira a! :-)fantatro le mpihira fa ts d misy haiko ny hirany :-)
satria ndry akia tena hitako fa mahay hira be an ! :):-*:-*:-*:-*:-*


12. rakaroka ( 23/03/2007 22:22)
Misaotra akia Fiffy @ "piste":*:*:*
13. ari.malala ( 26/03/2007 13:24)
Tsy dia hoe mahay hira aky za fa tia mihira fts a! :) ts tafaantso anazy za fa am larobia ndray andramako
14. rakaroka ( 27/03/2007 17:01)
ari.malala:

Tsy dia hoe mahay hira aky za fa tia mihira fts a! :) ts tafaantso anazy za fa am larobia ndray andramako


raha akaiky indsy dia ho niara-nihirahira isika!
:-D:-D:-D:-D(l)
15. bichette ( 28/03/2007 10:24)
salut rakaroka

izaho manana ny tonony satria efa niara nihira taminy en personne mihitsy aho, serieux izany ka mbola ilaindry ve ?
16. rakaroka ( 28/03/2007 11:45)
bichette:

salut rakaroka

izaho manana ny tonony satria efa niara nihira taminy en personne mihitsy aho, serieux izany ka mbola ilaindry ve ?

Mahafinaritra ahy ny vao2n'i bichette izany: mbola tsy nahazo lé tonony aloha izaho e,dia ahoana aza no atao?... ary hono ho'aho
"joignable" ho ahy mipetraka "la défense" ve ianao?...

17. rakaroka ( 29/03/2007 06:27)
bichette:

salut rakaroka

izaho manana ny tonony satria efa niara nihira taminy en personne mihitsy aho, serieux izany ka mbola ilaindry ve ?


omeo ahy aza ilay tonony . Na soratan'i Bichette eto ihany aza tsy maninn fa omeko ilay 20 Euros. Ny blem-ko mi-contact anao manokana misy "bichette" hafa koa dia tsy haiko tsara donk ianao no tsara manome ny adresse-nao ahazoako mi-réglé ny vola!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 7.72