Raha misy lehilahy jamba iray sendra tafiditra ao @ .....
1. lemenakely
(
20/03/2007 15:52)
Fanontaniana mipetraka @ vehivavy rehetra ity raha sendra misy lehilahy jamba iray sendra tafiditra ao @ vestiairen'ny vehivavy dia inona no ataonareo ?
novalian'i ikaretsaka ny 29/03/2007 03:21
2. Vahinala
(
20/03/2007 15:54)
Tsy maintsy taitra foana ko, aiza moa no ahalalana eo no eo hoe jamba anie io olona io !
4. salmo1
(
20/03/2007 16:13)
raha vao mikikika hono, tonga de mikapoka am tehana ireny jamba ireny.
7. salmo1
(
20/03/2007 17:38)
:-D raha fasy a fasy enao ry ikaretsaka milaza an'izao de vao maika =))
8. andry08
(
20/03/2007 19:09)
hita eo @ masony anie fa jamba io olona io e! Raha mitondra tehina fotsy izy dia vao maika ho fantatra kah!
9. kelly13
(
20/03/2007 19:40)
ikaretsaka>hahataitra azy ka, ny masony tsinn tsy afaka hihiratra tsony :(
10. ikaretsaka
(
21/03/2007 16:14)
tsy ny zava-mahamenatra no takonana fa ny vavasy ny feo no avoaka be eo...oh well...:-D.
mikiakiaka eo enao... taitra eo izy .. vao mainka mikorapaka ka mahavoakitika ny tsy fikitika zay ianao vao .....
mikiakiaka eo enao... taitra eo izy .. vao mainka mikorapaka ka mahavoakitika ny tsy fikitika zay ianao vao .....
11. kelly13
(
21/03/2007 16:42)
ra mijanona eo akaikin'ny varavarana fidirana za d ekeko ny teninao oe mahavoakitika ny tsy fikitika sinon ao anaty vestiaire zany tsy d eo akaikin'ny varavarana lôtra :°)
12. pissoa
(
21/03/2007 19:54)
andry08 : tsy voatery hita kosa ireny e ! Ry zareo aza ndraindray tsy mitondra tehina sady manao solomaso be kou :roll::-D:-D:-D
lemenakely : antaniko alou ze hitany de hitako eo raha tena jamba tokou izy na tsia ... :-D:-D:-D:-D:-D
lemenakely : antaniko alou ze hitany de hitako eo raha tena jamba tokou izy na tsia ... :-D:-D:-D:-D:-D
13. princesseN
(
22/03/2007 13:05)
ka izy àry efa jamba ka inona moa no ato eo!amrinina fotsiny oe jamba izy sa tsia!8O8O de atoro lalana izy avy eo:arrow::arrow:
14. anouck78
(
22/03/2007 16:32)
raha bogosy izy dia anontaniako hoe iza no tadiavinao =((sinon tobasako rano de ataoko hoe tony koa tena mitonanatonana mihitsy :-D:-D:-D
15. Rasiligaoma
(
23/03/2007 14:19)
hmmmm ary tena andeha aho mody hanao solomaso contre soleil dia handeha hanao mody jamba dia handeha vestiairen'ny vehivavy dia hitako daholo aloha no tokony hita na hikiakiaka aza aizy..
asiako landihazo ny sofiko!
asiako landihazo ny sofiko!
16. bozylove
(
28/03/2007 19:13)
lemenakely:?
Fanontaniana mipetraka @ vehivavy rehetra ity raha sendra misy lehilahy jamba iray sendra tafiditra ao @ vestiairen'ny vehivavy dia inona no ataonareo
fa toi anga jamba hihihi :-)
17. ikaretsaka
(
29/03/2007 03:21)
Rasiligaoma:
hmmmm ary tena andeha aho mody hanao solomaso contre soleil dia handeha hanao mody jamba dia handeha vestiairen'ny vehivavy dia hitako daholo aloha no tokony hita na hikiakiaka aza aizy..
asiako landihazo ny sofiko!
pervert!8)