makaleo

21. salmo1 ( 19/03/2007 16:31)
kelly13 marikoriko :x
22. kelly13 ( 19/03/2007 17:14)
inn? zany no dikany kou marikoriko @ aona?
23. salmo1 ( 19/03/2007 17:35)
kelly13: ka ny resaka anie mombany LEO. Fa tsy valana sy lou ry anina:!:
24. karinah ( 19/03/2007 19:03)
kelly13:

karinah> ary njy mitsifotra b amiko d ato ndray njy :-*? :-w tcha mazhavah ah!!!

inn ry salmo no atao teny gasy, efa io nataoko io hoe mando sy mivalana ny atao oe gastro
8O

tsy rankiniera, fa ny débat wa débat ihany!!!!!!!!


25. karinah ( 19/03/2007 19:05)
salmo1:

kelly13 marikoriko :x
leo maheno oun doz terezy ngha?
:-D


26. kelly13 ( 19/03/2007 19:35)
salmo1>mba vakio klou ny nosoratako fa sshhh, hozy aho hoe refa leo d lazao fa voan'ny gastro enao d tsisy mpanao :*:-* tsony! mazhava v? ary aza mi ranindranina fa tsy zazakely aho

karinah>nga mou eto misy rankiniera e?
27. xxx ( 19/03/2007 19:50)
iza no tiny salmo1, karinah sa kelly13?
28. Vahinala ( 19/03/2007 21:49)
salmo1:

rehefa maimbo de osorana ranomanitra
zay ihany de efa ok



Kay ry zareo vaza mintsy no tena mpanao anizany, tsy misasa fa miosotsosotra fotsiny d mody hoe manitra beu !
29. salmo1 ( 20/03/2007 10:40)
tsy misy tiako:°)
30. cutie ( 20/03/2007 12:36)
pach ihany moa ry salmo o :-D:-D:-D:-D
31. salmo1 ( 20/03/2007 16:30)
cutie: mba zay a hay
32. vale ( 20/03/2007 18:15)
salmo1:

tsy misy tiako:°)
:-D:-D:-D salmo1, bisousss elah zanjy kely a!:-*:-*:-*(tsy maimbo ny vavako an:wink:)hihihihihi


33. vale ( 20/03/2007 18:22)
salmo1:

cutie: mba zay a hay
:-D:-D:-D:-D:-D
bisouss elah!

cutie::-D:-D:-D:wink:


34. mamiah ( 20/03/2007 20:03)
tonga lesy d tanana atolotra atao lava be d tsy misy :-* ah! d rah vehivavy ndray d sadt miarahaba no mody mikaroka poketra haingana no somary miodina miondrika mikaroka an lay zavatra ohatra hoe telefonina! tsotra !!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7015