makaleo

1. salmo1 ( 19/03/2007 10:37)
ny vazaha, indrindra fa ny fianakaviana:-w
isakiny vao mifankahita de:-*, isakiny mihaona de :-* isakiny mandoka tena de :-* isakiny misy zavatra mahafinaritrana na mampalahelo de :-*

makaleo ihany rehefa diso be lôtra
novalian'i mamiah ny 20/03/2007 20:03
2. simplex ( 19/03/2007 10:40)
tsy koi zany lesy e,
any @ gasy tsy fianakaviana indray toi manao :*
isaky ny mihetsika d :*, alohan'ny hiteny d :* ze atao rehetra d arahina :* doly

;-)


3. booboo ( 19/03/2007 11:01)
salmo1 > :-*:-D:-D:-D:-D:-D:-*
4. karinah ( 19/03/2007 11:06)
salmo1>:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*;-)
5. karinah ( 19/03/2007 11:07)
:-D:-D:-D
6. salmo1 ( 19/03/2007 11:42)
simplex: hihihi raha any am gasy kosa leisy, i joba ihany no afaka hanao :* raha mbola tsy leo:°)
7. melody ( 19/03/2007 12:59)
salmo1, ny tarehinareo lhl matsilotsilo aza mbola misy masahy manao:-*, ny mpanao anty :-* no tokony hitaraina sy leo:-D:-D:-D:-D:-D
8. kelly13 ( 19/03/2007 13:07)
refa leo :-* sy :* d teneno fa oe voan'ny sery enao, na kou:-D voan'ny gastro
9. salmo1 ( 19/03/2007 13:10)
kelly13: inn zany gastro?
10. kelly13 ( 19/03/2007 13:16)
mandou sy mivalana
11. karinah ( 19/03/2007 13:34)
kelly13: movéz kôts ndry :-D:-D:-D:-D:-P
12. kelly13 ( 19/03/2007 13:36)
ka refa leo v tsy hitady ze tsy hanaovana :-* ka movéz @ aôna ary
13. diamondra27 ( 19/03/2007 13:37)
tandremo sao de maimbo vava le :*:* sy:-*:-*
14. karinah ( 19/03/2007 13:57)
kelly13::-D:-D:-*

arako, diplomasy:°);-)
15. karinah ( 19/03/2007 14:00)
diam>:-D:-D:-D:-D
16. kelly13 ( 19/03/2007 14:04)
diplomasy fa tsy hypocrosie an, hihihihi
17. salmo1 ( 19/03/2007 15:04)
hataovy teny gasy e :x
18. Vahinala ( 19/03/2007 15:46)
salmo1 > manjary mampa maimbo rora ny tare fotsiny ve !
19. salmo1 ( 19/03/2007 15:50)
rehefa maimbo de osorana ranomanitra
zay ihany de efa ok
20. kelly13 ( 19/03/2007 16:23)
karinah> ary njy mitsifotra b amiko d ato ndray njy :-*? :-w tcha mazhavah ah!!!

inn ry salmo no atao teny gasy, efa io nataoko io hoe mando sy mivalana ny atao oe gastro
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2139