Jehovah iray ihany! Nahoana no misy karazam-pivavahana?

41. ikaretsaka ( 20/03/2007 12:09)
de siekla 5 taty afara dia retour ve? hoe 1 ihany io ?

nefa le 1, efa siekla 21 mbola io ihany ny io?
42. ranini ( 20/03/2007 13:23)
tsotra rizareo ny antony matonga izany retra izany.de zao jereo ny tantarna 'ny Finagonana de hitanao hoe naoan no lasa toy izao ny fivavahana Kruistianina.
Nilaza ny Apostoly Paoly fa refa maty izy de hisy amboadia hamitaka ny ondry(act20:29,30)ary mbola nilaza koa izy fa any amparany any ny olona tsy tia nyfampaianrana madio(2tim4:3-4)ka teo no nanomboka ny fizarana teo @ Kristianina.Tany @ taona 400 tany no nananomboka izy io.T@ daty io no niforiona ny Katolika.nandeha ny fotoana tsy mety t@ Luther ny fampianarazna sasany ny Katolika ka novany tany @ 15eme siecle.teo koa no niala t@ Katolika ny anglisy.Niforona teo ary ny loterienina sy ny anglikanina.ireo indray no nizara maro be toy ny hitantsika @ izao fotoan izao.Nefa reo fivavahana retra reo de tsy misy marina na iray aza satria olombelona sy hevitr'olombelona no narahin'ireo retra reo.lazaina fa manaraka Baiboly nefa tena diso ny zavatra ataony sy lazainy.tsy ho toy izao nyfiainantsika zanak'olombelona ra tena nanaraka antsipiriany ny Baiboly isika olombelona.(mbola hitohy)
43. niryna ( 20/03/2007 13:47)
ikaretsaka:

dia dogmen'iza no atao de baibolin'iza de ankanisy famantarana ny hazo fijaliana ve de atao ohatran'ny pozin'ny fiangonan'iza ilay fiangonana dia ny an' iza no atao hoe eveka, de kardinaly, papa, ny pasitera, mompera, evanjelistra an'iza no ekena, de ...
lava be ka!

Andao ato amin'ny serasera no hitarihana azy dia maka mpitarika,mpanolontsaina,mpamaky baiboly,mpitam-bola.Tarito aza Ika

44. niryna ( 20/03/2007 13:58)
Nomeny herin'ny Fanahy Masina ny olona mba ho lasa mpianatra hitory ny filazan-tsara erak'izao tontolo izao.Ny firaisana eo amin'ny Tompo dia efa zava-dehibe,ny filazana ny hoe kristiana aza tsy mitovy hevitra aza manaiky ho rebirebena isika.Ny zanaka ao an-trano ve dia mitovy toetra daholo?Ny mpiara-miasa ve dia samy hanao asa tsara daholo?Fanoharana foana ny fiainantsika misy tsara misy ratsy ,misy ny manaiky izay lazaina misy ny mitsipaka.Tsara ny fisian'ny fivavahana maro raha samy mitana ny hoe Tokana ihany ny famonjena dia Jesosy Kristy.Amin'izay feno ny fiangonana ka tsy hiala satroka intsony ny olona hoe lavitra ny misy ny fiangonanay e .Eo an-tokontany dia misy fiangonana ka indray mandinga dia tonga.Ny fisian'ny fiangonana maro dia mamoha ny fon'ny olona hanantona an'Atra ka manana ny safidiny izy hijery izay misy ny fanahy masina sy mifanaraka ny tiany andehanana .Raha iray ihany ny fiangonana ka isika olona tia mitsara lava dia lasa mandositra izay tsy mifanaraka ny ilainy azy ary dia ho foana ilay tempolin'Atra.
45. ikaretsaka ( 20/03/2007 14:17)
niryna:

ikaretsaka:

dia dogmen'iza no atao de baibolin'iza de ankanisy famantarana ny hazo fijaliana ve de atao ohatran'ny pozin'ny fiangonan'iza ilay fiangonana dia ny an' iza no atao hoe eveka, de kardinaly, papa, ny pasitera, mompera, evanjelistra an'iza no ekena, de ...
lava be ka!

Andao ato amin'ny serasera no hitarihana azy dia maka mpitarika,mpanolontsaina,mpamaky baiboly,mpitam-bola.Tarito aza Ika




lasa sekta izy am zay...

tsy izy aho le
46. prime ( 20/03/2007 14:42)
ika> :-D:-D:-D
47. ikaretsaka ( 20/03/2007 15:01)
fengonana efa maniry ohatran'ny anana io de mbola hamorona vaovao ndray?? aoka re...
48. Zina ( 20/03/2007 15:29)
oy i veloo
Tena tsotra be valinteny ary tokony ataon-tsika ao an-tsaina tsara manomboka androany.

Ny devoly dia midaty ny tsy hifandraray tanteraka an-dra-olombelona amin'Andriamanitra, manana fialonana be izy ary ny tadiaviny dia ny tsy ho voavonjy daholo ny olona rehetra. Ka izany no maha betsaka karazana fiangonana, finoana etc... MBA HO CONFUS NY OLOMBELONA ary tsy Halala ny tena fahamarinana.
ANTSIKA TSIRAYRAY NO mangataka ny Fanahin'Amdriamanitra mba tsy ho voahodina aminy fanelingelenina izay ataony SATANA.
Amen.


marina io
Mijoro amin'ny finoanao raha itanao fa mariny ny anao.:wink:
49. Vahinala ( 20/03/2007 19:00)
Zina:

oy i veloo
Tena tsotra be valinteny ary tokony ataon-tsika ao an-tsaina tsara manomboka androany.

Ny devoly dia midaty ny tsy hifandraray tanteraka an-dra-olombelona amin'Andriamanitra, manana fialonana be izy ary ny tadiaviny dia ny tsy ho voavonjy daholo ny olona rehetra. Ka izany no maha betsaka karazana fiangonana, finoana etc... MBA HO CONFUS NY OLOMBELONA ary tsy Halala ny tena fahamarinana.
ANTSIKA TSIRAYRAY NO mangataka ny Fanahin'Amdriamanitra mba tsy ho voahodina aminy fanelingelenina izay ataony SATANA.
Amen.


marina io
Mijoro amin'ny finoanao raha itanao fa mariny ny anao.:wink:



Ekena
50. Zina ( 20/03/2007 19:04)
:wink:
51. ranini ( 22/03/2007 10:50)
Marina ny teninao vahilala,tena ny ahatonga ny olombelona hisahotaka no tetik'adin'satana de fanina ra olombelona ra ny fivavahana no jerena.apetraho amin'ny tenanareo zao fanonataniana izao.mety @ kristianina ve ny manao miaramila?mety @ kristianina ve ny mandeha miady?mety @ kristianina ve ny manao politika?raha toa ka ekeny Baiboly ireo zavatra ireo de ataoko fa mety daolo ny fivavahana rehetra.Tadidio fa ny KATOLIKA sy ny PROTESTANTA anie no rangory fototry ny 1è sy 2è guerre mondiales e! inona no mba nataony teo nantrehan'ireo mpitondra politika?nanaiky ary nitso-drano ny miaramila andeha hiady aza.De jereo @ zay hoe ra nitsodrano ny miaramila allemand ny eveka allemand katolika iray nefa nitso-drano ny miaramila katolika amerikanina koa ny eveka amerikanina de ahoana? iza le andriamanitra na hoe inona no teorana notananana' Atra teo?ankahala ny allemend ve izy sa hanampy ny amerikanina nefa samy katolika ireo.Toy izay koaq no niseho teo @ protestant.Dikan'izay de tsy nanaraka ny tenin'i Jesosy ho RAHA MIFANKATIA IANAREO DIA MPIANATRO TOKOA (jaona13:35).mila mandalina ra te ankasitrahan'Atra fa tsy izay Fiangonana nisy an'iDada sy neny anie ka ho marina daolo eeee!
Sady isika @ zao fotona izao efa mianatra sy manana document betsaka ka afaka mandalina tsara ny fioana sy ny toy izany. Zay fa de mahereza daolo mitady zay marina eo.tokana ny marina de ny MARINA ARAK'ANDRIAMANITRA IHANY FA TSY IZAY HEVITR'OLONA AKORY.
52. Zina ( 22/03/2007 15:25)
mila mandalina ra te ankasitrahan'Atra fa tsy izay Fiangonana nisy an'iDada sy neny anie ka ho marina daolo eeee!
Sady isika @ zao fotona izao efa mianatra sy manana document betsaka ka afaka mandalina tsara ny fioana sy ny toy izany.


ranini :-*
53. lapino ( 23/03/2007 17:11)
pissoa:

TSIA, tsy voatery nataon'olombelona daholo ireo rehetra tanisain'ialahy ireo ! Andriamanitra dia afaka, ary tena miara-miasa amin'ny olombelona. Ohatra amin'izany ny Testamenta Vaovao, izay ekentsika ho Tenin'Andriamanitra, na dia taratasy nosoratan-dry Paoly tamin'ny akamany (Timoty, Tito) sy ny pokna (ny tao Korinto, ny tao Efezy ...) tamin'izany azy. Dia miverina tamin'ilay hevitro efa nambarako an'elah tao amin'ilay "ny kristiana aza tsy mitovy hevitra"
pissoa:
- Tsy voatery ho hevitr'olombelona "ihany" ny hevitry ny olona iray, na dia heverina ho hevitry ny tenany aza. Raha mitovy hevitra amin'Andriamanitra izy (na tsy fantany aza) dia hevitr'Andriamanitra koa ny heviny.




Nataon'olombelona daholo ireo ka.
Tsy tahaka ny tamin'ny andron'i Moizy, hoe tena Andriamanitra mihitsy no nanao ny lalàna, nanoratra ny didy folo tamin'ny vato. Fa olombelona no nanao an'ireny. Kanefa :

- Misy ny olombelona (n)ampiasain'Andriamanitra
- Misy ny olombelona (n)ampiasain'ny devoly

Ikaretsaka:
io le vokatr'ilay mitsimpona isan'andininy sy mandray an-tendrony fa miseho ho azy :
Mba atoroy ahy re izay diso tamin'ny nosoratako raha misy, fa efa be izay ny hoe "ny anay no marina" izay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0088