Jehovah iray ihany! Nahoana no misy karazam-pivavahana?

21. prime ( 19/03/2007 10:47)
rush> Ie, tsy aleo aloha mifaly avy tokoa...:-D:-D
22. ikaretsaka ( 19/03/2007 11:48)
ka na izany na tsy izany aza ange ry prime de mbola lavitr'ezaka be io e
23. prime ( 19/03/2007 14:56)
Ekena fa tena lavitr\'ezaka io mba tsy itenenana hoe sarotra ihany ny anatanterahana izany... saingy raha nisy ny anisan\'ny sarotra teo amin\'ny tantaran\'ny fiangonana protestanta FJKM ohatra dia nila 15 ka hatr@ 18 taona vao nitambatra ny Frenjy (Friends), ny LMS (London Missionary Society) ary ny MPF (Mission protestante Française)...

Ady amam-bavaka tsy ankitsahatra vao tafaombona ireo ary nahafahana nanangana komity iray nahatanteraka ny fivondronan\'ireo fiangonana 3 ireo ho iray...

Na ny fijoroan\'ny FFPM (FLM sy FJKM) aza dia mbola resabe io fa tsy resahina fotsiny...

Ny fiverenan\'ireo Fiangonana Protestanta tsy miankina rehetra hiverina @ FJKM, mbola tantara io...

Ny FFKM izany tsy lazaina intsony...

Mila fahavononana tanteraka tena hiray mihitsy izany (volonté et humilité) vao mety hanomboka hisy taratra tena fiombonana marina...
24. ikaretsaka ( 19/03/2007 15:03)
ny misaraka toa mora ery hoa fa rehefa manambatra tantara be e:-o
25. niryna ( 19/03/2007 15:06)
Prime>dia ahoana tokony re raha na misy ve izao fiangonana hitsanga hiteny hoe andao ataontsika iray ihany ny fiangonana tahaka ny finoantsika hoe Andriamanitra iray ihany,Jesosy no lalana sy fahamarinana?Sa dia samy tsy hety ny finoana sasany fa izay tiany ihany no ataony?Satria tsy ny fiangonana no hamonjena antsika fa ny finoana an'i Kristy irery ihany,ny fahalalana ny marina dia izay rehetra voasoratra ao anaty baiboly ka tsy hanasorana na analana !:roll:

Ny tiako ho tenenina dia hoe atao firaisampinoana iray ihany dia foanana ireo karazana fiangonana betsaka ireo fa toa manasaraka ny finoan'ny tsirairay sy mpino:roll:
26. ikaretsaka ( 19/03/2007 15:09)
toa io lazain'i niryna io no saika hataon'ny Baha'i raha tsy diso aho
27. ikaretsaka ( 19/03/2007 15:13)
dia dogmen'iza no atao de baibolin'iza de ankanisy famantarana ny hazo fijaliana ve de atao ohatran'ny pozin'ny fiangonan'iza ilay fiangonana dia ny an' iza no atao hoe eveka, de kardinaly, papa, ny pasitera, mompera, evanjelistra an'iza no ekena, de ...
lava be ka!
28. lapino ( 19/03/2007 15:51)
pissoa:
Satria tsy mitovy isika olombelona ! :-D:-D:-D
Eny,
Noho ny olombelona daholo.
- ny karazana dogme dia nataon'olombelona
- ny karazana lalàm-piangonana dia nataon'olombelona
- ny fombafombam-piangonana dia nataon'olombelona
Dia miverina ary amin'ilay resaka hoe : ny kristiana aza tsy mitovy hevitra !!!
29. ikaretsaka ( 19/03/2007 19:28)
ny soratra masina natambatra ho baiboly koa aza mbola olombelona no nifidy azy fa attantion!:wink:
30. 147 ( 19/03/2007 19:37)
ka inona ary hoy ianareo ny dikan'ny FJKM sy FFKM?
samy mivavaka @ Andriamanitra, samy mitory ny baiboly, fa misy ny secte,ary ny secte aza misy samy hafa koa.
31. pissoa ( 19/03/2007 19:56)
lapino:
Eny,
Noho ny olombelona daholo.
- ny karazana dogme dia nataon'olombelona
- ny karazana lalàm-piangonana dia nataon'olombelona
- ny fombafombam-piangonana dia nataon'olombelona
Dia miverina ary amin'ilay resaka hoe : ny kristiana aza tsy mitovy hevitra !!!

TSIA, tsy voatery nataon'olombelona daholo ireo rehetra tanisain'ialahy ireo ! Andriamanitra dia afaka, ary tena miara-miasa amin'ny olombelona. Ohatra amin'izany ny Testamenta Vaovao, izay ekentsika ho Tenin'Andriamanitra, na dia taratasy nosoratan-dry Paoly tamin'ny akamany (Timoty, Tito) sy ny pokna (ny tao Korinto, ny tao Efezy ...) tamin'izany azy. Dia miverina tamin'ilay hevitro efa nambarako an'elah tao amin'ilay "ny kristiana aza tsy mitovy hevitra"
pissoa:
- Tsy voatery ho hevitr'olombelona "ihany" ny hevitry ny olona iray, na dia heverina ho hevitry ny tenany aza. Raha mitovy hevitra amin'Andriamanitra izy (na tsy fantany aza) dia hevitr'Andriamanitra koa ny heviny.
32. ikaretsaka ( 19/03/2007 20:30)
io le vokatr'ilay mitsimpona isan'andininy sy mandray an-tendrony fa miseho ho azy :

ohatra... paoly manoratra any @ akamany le izy rehefa tena dinihina sy raisina an-tsakany sy andavany an..

fa be ny olona, ary bobaka mihitsy ... tsy kobo akory hoe taratasy perso hoan'i timothy anie ito vakiana aminy ito fa zatra ilay hoe .. "vakianntsika ny tenin'andriamanitra ao @ timoty" ... de zay no miditra ao an-tsainy...

=>adino tanteraka ilay votoatin'ilay taratasy sy ny tena tian'ilay olona (paoly) hahatongavana sy ny tena hafatra ho an'i timothy ny iafarany!

fa anontanio ankizy mpianatra katesizy sy mpanao sekoly alahady ange hoe mpifaninona i paoly sy timoty ohatra ...
fa ny mpanao katesizy betsaka kokoa ny hahavaly anao... Garantie 100%
33. Salut ( 19/03/2007 21:37)
Ny firaisana dia tsy midika ho fanafoanana ny maha izy ny tsirairay akory. Tsara raha mitana ny maha izy azy ny fiangonana tsirairay avy ao amin'ny fihombonana. Harena ny fahasamihafana ary tsara ny mifameno. Ka asakasak'izay iala amin'ny maro.

34. ikaretsaka ( 20/03/2007 00:12)
teo nge efa 1 foana fa tsy haiko ny niala t@ 16 eme siecle e
35. rabilabila ( 20/03/2007 00:43)
Info kely fotsiny :
Ny testamenta taloha dia iarahan'ireo fivavahana monothéiste 3 (Jiosy ,Muslim , Kristianina ) indrindra fa ny Déotoronomia , ny ankoatr'izay dia misy variantes kely .Aza adino fa olona marobe no nanoratra ny baiboly ary ni s'etaler tao anaty sciècles maromaro ny nanoratana azy .
36. ikaretsaka ( 20/03/2007 01:31)
rabilabila> nisaotra amin'ny Info
37. soanja ( 20/03/2007 04:58)
rabilabila:

Info kely fotsiny :
Ny testamenta taloha dia iarahan'ireo fivavahana monothéiste 3 (Jiosy ,Muslim , Kristianina ) indrindra fa ny Déotoronomia , ny ankoatr'izay dia misy variantes kely .Aza adino fa olona marobe no nanoratra ny baiboly ary ni s'etaler tao anaty sciècles maromaro ny nanoratana azy .

Io fomba fijerinao ny baiboly io aloha dia odin'olona be de be tsy hita eto. :D
Mbola ampiako kely aza, betsaka tamin'ireo no nosivanina sy tsy nampidirina ary namaivanina. Iza ireo nanapaka sy Mpanapaka fa Masina ny baiboly? :idea:
Mino aho fa tsy i Jesoa akory!

38. prime ( 20/03/2007 10:29)
ikaretsaka:
teo nge efa 1 foana fa tsy haiko ny niala t@ 16 eme siecle e
... Nisy antony io r'ise fa tsy fitiavana te-hiavaka akory a... azo resahina ny tantaran'ny fiangonana raha tian'ise ny iresahana azy fa ny olana dia ho faly ny tsy mpino satria ho raisiny an-tendrony eo indray ilay izy hoe ny "kristiana aza tsy mitovy hevitra"...
39. prime ( 20/03/2007 11:03)

40. prime ( 20/03/2007 11:43)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0514