Divorsa
1. nikopol
(
15/03/2007 16:47)
Misy ve ilay hoe mi-reussiran'ny divorsany ?
novalian'i nikopol ny 22/03/2007 09:29
2. fasaly
(
15/03/2007 16:52)
ieu! lazaiko cas raika enao!
misy sipa gasy nanambady vazà ! hay vao nivady sivy volana ry zareo dia nivoaka amzay ny toetra oreranlay bandy vazà , tapa kevitra i sipa gasy fa hiala na hande na tsy hande , niala lay sipa izy rahateo nahita asa!!!!!
ratsy loha lay bandy de notoriany tany am police fa hoe fanambadina blanc fotsiny ono no nilànlay sipa gasy azy de zao nitpitsihany lauy vazà , nihitatra be lay resaka , nihorohoro ra sipa fa sao expulsé, fa tena raharaha be mitsy vao nilamina , fa betsaka ny ni nivavolombelona aloha fa hoe ratsy lay bandy de divroce à l'amiable no nangatahanlay sipa mba ho vita haingana, fa vivement ny divorce e! resy ilay bandy teny am tribonaly ka ny souffle kely mitsy lay sipa fa ny natahorana de hoe tsy maintsy mody izany e! donky divorcer reussi ny azy, izy afaka nijanona ! izy tafasaraka tam lay vazà , izy miasa tsara;-):-P

3. simplex
(
15/03/2007 16:55)
zany hoe ra azoko tsara tsy maintsy coup double le izy.
Ohatra hoe, izy voadivorsa sady zakany le avocat.

4. nikopol
(
15/03/2007 17:00)
fasaly ohatrany efa hitako taminy film io tantara io :lol:
simplex za koa nahita ohatr'io
fa ny resahako eto dia hoe hoan'ilay olona roa no reussi ilay izy

5. kally
(
15/03/2007 17:13)
Ie! misy fa izaho aloha mbola tsy tao anatiny ka tsy haiko hoe ahoana no fanaovana azy.
Misy namanay izay nony nisaraka indray izy roa vao tena nifanaraka. Efa nisara-batana aloha mbola tsy nifanaraka tsara, dia avy eo nisaraka teny @ tribonaly, dia nony vita daholo y fisarahana an-taratasy dia lasa mpinamana be.Lasa mifampindrana tômôbilina,miara-misakafo zareo roroa avy (satria efa samy manana vady vaovao), ets e! asa na inona no nitranga?

6. fasaly
(
15/03/2007 17:15)
simplex::-D:-D:-D:-D an a an ! kan!:-D:-D:-D:-D
ny divorce reussi amiko dia misy ny iray mandà amin'izy roa hisaraka , misy komplikasiô izany lay fisarahana raha vao misy raika mitsivalana tsy mety hisaraka ao! ary lafo ny vola aloha amzany! ka raha tafavoaka amin'io divorce io ny fandehan'ny fanambadina dia reussi ny divroce nlay nangataka fiasarahana fa voa mafy lay tsy te hisaraka:-P

7. fasaly
(
15/03/2007 17:17)
kally: izay kou azo lazaina fa divorce reussi:-P:-D:-D:-D
nikopol rah divorce eussi ani'zy roa indray dia mino aho fa resaka vola zany no blem fa refa vita somantsara ny divorce zany de sam faly izy:-P

8. sakaizakely
(
15/03/2007 17:33)
ouz le psychologue izay hoe, quand on n'a pas réussi son couple, autant faire l'effort de réussir son divorce.
Ohatran'ny mifanohitra be izany satria matoa misaraka dia misy tsy fifanarahana. ny divorsa réussi dia rehefa manaiky misaraka tsy misy romoromo, tsy mila vanona @ garde n'ny ankizy fa ohatra manao garde alternée ohatra (1 semaine sur 2 ohatra), fizarana fananana sns. Tsy hoe resaka vola fa arampisainana ihany izy io. Misy ihany ny oul mi réussir ny fisarahany fa tsy haiko hoe ahoana.

9. bozylove
(
15/03/2007 19:43)
Fa maninona aloha no mi divorce??? :-( Tsy fitiavantena ve no mahatonga anizany?? Ary aiza ilay engagement t@ mariage "na mamy na mangidy hiaraka @ nao mandra maty aho" :-).
toute façon ny divorce izany tsy réussite mitsy c'est un échec donc tsy misy divorce réussi izany amiko.
Ny divorce réussi efa miady ny mpivady dia misarampandriana kely aloha, avy eo mifanatona indray dia tena mamy be hihihihi :-p
Ny ahy principe tsy hisian'ny divorce dia fotsiny FITIAVANA no base-ny , fa FITIAVANA manaiky anilay olontina @ toetra tsara sy ny toetra; raisina ambogandiny fa détailler na e! dia ny tsara ihany no raisina. Toute façon olona roa samy hafa no miara mipetraka samy manana ny education-ny sy ny fomba fianany. Izaho manaiky azy @ maha izy azy toetra ratsiny sy ny toetra tsarany, Ilay Loveko koa manaiky ahy @ ny maha izy ahy , ny toetra tsara sy ny toetra ratsiko :):D
Ary raha te hotafaraka foana dia tokony hanana projet commun ny mpivady ka ny zanaka no 1er indrindra ;ireny no ciment mampiray ny mpivady = porofo velona ny fifankatiavana, ka tsy tokony atao chantage; tsy nisafidy no ho tonga tety antany ny zaza. Ny mpivady no nisafady hanjanaka.
Aty andafy ohatra moraina ny divorce, fa firyfiry ny fianakavina mijaly sy ny ankizy lasa ohatra ny bolina ping pong :-(

10. ikalakintina
(
16/03/2007 08:18)
marina io bozylove a!, za lou tsy manaiky am le divorce indrindra ra misy zaza:, io le hiran'poopy oe hatram zay vita ihany ......!
11. sakaizakely
(
16/03/2007 09:15)
ouz le nenitoanay izay hoe le divorce, c'est pas pour les cochons !
Samy irina ny tsy fisian'ny fisarahana eo @ mpivady, nefa misy antony tsy azo anoharana matoa miditra @zany ny olona sasany. Ny itsikera fotsiny ety ivelany dia ataoko fa tsy mety.
Ohatra fotsiny hoe lhl mandrongony sy misotro toaka, mamono vady eo imasonjanaka, tsy mitondra vola dia ny ao antrano no tsy manankohanina... Misy olona mivadika tsotra izao, tsy ampoizina daholo izany. Dia mbola hiforitra aminy eo ihany ve ry bozylove sy ry kintina satria hoe misy zaza ?
Ny spécialistes zaza dia milaza fa tsy tsara ho azy ireo ny miaina anivona atmosfera feno ady sy fijalian'ny iray @ rad fa manjary miaina amantahotra ry zareo ary tsy manana confiance en soi et à l'autre.
Tsy resaka fitiavantena ny fisarahana fa indraindray tena resaka vital mintsy ka aoka tsy hitsara ivelany fotsiny. Jerevo fotsiny fa ilay n° 3919 natao ho an'ny vhv maltraitées eto Frantsa dia nahazo antso 500 isa-minitra, nefa vao 48h eo no nivoaka izy io. Mampieritreritra !
Za zao vao mijery maternelle sur la 5 misy tantarana mpivady miteraka roa dia nisaraka, nefa tsy miady intsony dia samy épanouis ilay zaza na mivezivezy any dada na any am mama, satria tsy eo intsony ilay adiady nisy tamin'izy roa teo aloha. Amiko izany no atao hoe divorce réussi. Eh oui, ça existe !!!

12. xxx
(
16/03/2007 13:17)
sakaizakely:

tsy tena d'accord loatra aho aloha fa mirejoindre le teny voalazan'i bozylove tery aloha e! fa amiko indray tsy ny divorce no miréussir fa ny mariage no tsy nifonctionne dikan'izany conséquencen'ilay échecn'ilay mariage ny divorce donc amiko tsy misy ny divorce réussi. Tsy miteny aho anefa hoe raha misy zavatra fa hita hoe tsy mande intsony fa mampirafy vady na ohatr'izany de mbola hiafy ao ihany iny indray de za ndray ary no mampirisika hoe miala amin'izay na misy zaza na tsisy. Fa fotsiny refa misaraka de mba tsinjovina ihany le sombiniaina e!
13. luciana5
(
16/03/2007 20:23)
ary toa tantara be koa ty resaka divorce?:{
de inona ihany zany?:cry:
de inona ihany zany?:cry:
14. sakaizakely
(
16/03/2007 20:31)
indry efa votsitra lava io zao ry luciana mahafantatra tsara an'zany :°)
15. Vahinala
(
16/03/2007 23:09)
Za aloha toa mbola ts nahita divorce hoe tena réussi hoany olondroa zany e, raha olona manodidina ahy zany d mbola tsy nahita za fa matetika hoan'ny iray amin'izy roa foana no mitondra vokany tsara. fa tsy sitrampo koa anie le mi divorce e, rehefa tsy milamina sy tsy mety intsony ny fiarahana tsy maintsy miafara amin'izay ko.
16. bozylove
(
17/03/2007 19:09)
vahinala, fa inona no mahatonga tsy fanarahanaa?? satria noho ny Fitiavantena. Efa mitia tsy hoe "raha tiko izy dia manao izay tiko" fa kosa "tiko izy araka ny maha izy azy @ toetra tsara sy toetra ratsiny", io Fitiavana io efa ela ela niarahana vao hita sy tsapa (expérience nay izany). Matoa tsy fanaraka satria tsy manao izay tinao sy araka ny hevitrao ilay olo tinao. tokony "Izaho manaiky azy @ maha izy azy toetra ratsiny sy ny toetra tsarany, ilay Loveko koa manaiky ahy @ ny maha izy ahy , ny toetra tsara sy ny toetra ratsiko".
Efa misy tsy fanarahina dia miteny hoe "inona no tinao atao" ?? fa tsy hoe "izao no tiko atao".
Ary ny ady tsy maintsy misy fona eo mpivady , ka efa crise dia misitaka kely 2 à 3j (tsy miray fandrina ohatra) , any tanindrazana tsika moa misy dada sy neny misitaka kely any. Dia samy maka saina eo ilay miteny hoe hisaraka fa leo be , fa manao bilan kely dia mba mahatsiaro anireo fotona nirahana mamy be dia tsy te hisaraka indray sy surtt misaina tsara ny conséquence ny eo @ ankizy. , avy eo mifampody miray fandriana dia tena mamy be hihihi :-p :*
FITIAVANA oua ny baseny ary efa fotoana crise vao tena hita raha mifankatia marina. Raha mariazy FITIAVANA no niarahana tokony tsy hisy divorce , fa Fitiavana miova au cours de temps t@ mbola enao sy Lovenao irery tena amoureux be (l) , avy eo tonga ny ankizy mizara ny fitiavana tsy maintsy zaraina. Fa mila manao bilan fona e , sady tsarona fona oua ilay fotona nifankatia be mandamora be hihih
Ny divorce na inona na inona c'est un echec , ary ny hoe misy mi réussir @ ny inona aloha??? , inona no atao réussite : ny zaza lasa ping pong , enao hamerina ny fianana vaovao indray??? nefa raha efa nisy niarihana nitambatra. Hanao famille recomposée ,
Tsy aiko aloha fa ny ahy Divorce misy dia satria ny mariazy tsy nitombona t@ FITIAVANA marina, fa nisy interet. Raha efa niaraka ni galère t@ adi-mpianana tsy mora ny hoe hisaraka raha mba niaraka tafavoka ny ady e:(; tsy adino ny adimpianana niarahana. Hevity Bozy izany 8)
Ny tarigetra Bozy "lamban'akoho ny mariazy ka faty no hisarahana"
Ary raha aty andafy , ny vaza mitady ny tsara fona efa tsy fanaraka araka ny tiny dia misaraka.
Aza adino fa na aty andafy aza isika malagasy aza adino ny fomba tsika misitaka kely sy fampody e !! :-)

17. Vahinala
(
17/03/2007 20:44)
bozylove > Raha za aloha no anontanianao anizany d tsy haiko ny valiny satria za tsy mbola niaina anzany ko, fa matoa misy ny fisarahana dia misy antony fa tsy ary ho araka koa raha handeha ho tsikirihana daolo izay antony mampisarabady ny olondrehetra.
18. bozylove
(
17/03/2007 20:49)
vahinala, fa anga eto miteny hitsikera izay nampisara banambadiana e , miteny ny hevitro fotsiny aho sy ny expérience ko :-)
ny ahy tsy misy divorce réussi izany , ezahina araka lazain'i xxx ny hampaharitra ny mariazy :-)

19. Vahinala
(
17/03/2007 23:02)
Le divorce réussi aloha angamba ts misy e, tsy haiko tsara koa hoe inn marina moa no tena tiana lazaina amle hoe réussi io.
Dadanay sy mamanay zao efa nisaraka amataonany maro, mamanay manana ny vadiny vaovao, dadanay koa; samy efa manana ny fiainana avy ry zareo nefa tsy mifandrafy koa fa rehefa misy ilana azy roa miaraka indrindra mikasika anay zanany dia miara eo foana ry zareo, tsy miady tsy maninona. Ka asa raha ohatr'izany no atao hoe réussi sa tsia, tsy haiko.

20. sakaizakely
(
18/03/2007 09:05)
Vahinala> Izany izao no ataoko hoe divorsa réussi, hoe tsy mifandaginina isaky zay mihaona, ny ankizy no tsinjovina. Zay dia ampy e !
Mahatonga ahy sensible @ ty resaka divorsa ity dia satria manko efa niasa t@ reny centre d'accueil d'urgence ireny ny tenako fony mbola étudiante fa tena hitanao hoe vonjy aina ny an'ny sasany matoa mitsoaka ny trano zara raha ny ankanjo anaovany fotsiny no eny aminy fa na biberons njaza aza tsy voaraokany. Nampi deprime ilay asa klou e ! Soa fa tsy naharitra ela fa mila manana carapace matanjaka vao mahatanty azy.
Ny ataoko hoe fitiavantena angamba dia ny fikipiana maso atao odiantsy fantatra izany toejavatra izany fa ny fiainany manokana no entina atao ohatra eto.