Fanambadiana
1. nikopol
(
15/03/2007 15:35)
Ray volana miaraka dia hoy izy hoe handao hivady? tonga mapitsatsaka an
novalian'i ikalakintina ny 16/03/2007 08:13
10. sylvain
(
15/03/2007 19:43)
ary ny bandy angaha manao foana:-Dsa bandy tonga d manao kou misy:-D
11. bozylove
(
15/03/2007 19:58)
Ka raha sur ve enao @ ny fifankatiavana réciproque nareo roa inona no olana na iray volana e aza :-)
raha FITIAVANA gratuit tsy mitady intéret ny anareo roa dia mety e :-) Mivadia e (l) :P

12. bozylove
(
15/03/2007 20:00)
ka raha sur ve enao @ ny fifankatiavana réciproque nareo roa inona no olana na iray volana e aza :-)
raha FITIAVANA gratuit tsy mitady intéret ny anareo roa dia mety e :-) Mivadia e (l) :P
raha FITIAVANA gratuit tsy mitady intéret ny anareo roa dia mety e :-) Mivadia e (l) :P
13. soanja
(
16/03/2007 02:57)
nikopol:
Ray volana miaraka dia hoy izy hoe handao hivady? tonga mapitsatsaka an
De valio izy hoe "Ie ndao saingy afaka 3 taona vao atao ny fisoratana sy ny mariazy." :lol:
14. ikaretsaka
(
16/03/2007 03:18)
arakarak'ilay fandraisanao ilay hoe "hivady"
amin'ny olona sasany manko io dia midika hoe .. andao @ izay hanao firaisana!

15. fasaly
(
16/03/2007 06:54)
sylvain:
ary ny bandy angaha manao foana:-Dsa bandy tonga d manao kou misy:-D
ny bandy mitsy no tena gravy kou! :x:-D:-D:-D tsy misaina afa tsy io:^)
16. ikalakintina
(
16/03/2007 08:13)
ikaretsaka:
arakarak'ilay fandraisanao ilay hoe "hivady"
amin'ny olona sasany manko io dia midika hoe .. andao @ izay hanao firaisana!
eny tokoa!so de mbo zay?:-D:-D:-D:-D