Batisa.

41. niryna ( 22/03/2007 16:27)
rush:

Andriamanitra ve dia andeha hitsara zazakely e!

:roll::idea::?::?:
Eo no mipetraka ny olana ry rush.
Atao hoe zazakely izay rehetra tsy mbola mahalala ny ratsy sy ny tsara amiko.
Mila miverina any amin'ny didy folo Eksodosy 201:18 isika mijery ny karazana Misy aza zaza 9 taona nitifitra ny mpiara-mianatra aminy ary dia tsaraina toy ny olon-dehibe.Ahoana tokony izany ireny olona marary saina efa ho 50 taona malemy vatana sy saina? Ahoana no hitsaraina azy?

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0508