Batisa.
21. niryna
(
16/03/2007 05:52)
Batisa aroboka ao anaty rano izany dia toy ny symbol hoe maty noho ny ota ary velona indray noho ny finoana sy ny fanekena an'i kristy ho mpanavotra.
Jn 1:12Fa izay rehetra nandray azy dia nomeny hery ho tonga zanak'Atra dia izay mino ny anarany..
Rom 6:11Ary aoka ho tahaka izany koa ianareo ary ny tenenanareo dia ataovy toy ny maty ny amin'ny ota, fa velona ho an'Atra ao amin'i Kristy.
Fanitsiana 3000 fa tsy 300 no isan'ny olona novonjena tamin'ny fotoana nilatsahan'ny fanahy masina.

22. Mandefitra
(
16/03/2007 06:55)
za nge ry Nirina manaiky fa ny finoana no hahazoana famonjena ... fa ilay fiasam-pahasoavana omen i Jesosy maimaimpoana ao @ Batisa (sy ny fanasan'ny Tompo) no hitako hoe hamavaininao (sa diso za?).
1/Tonga zanak'Andriamanitra rehefa atao Batisa hoy ianao.Tsy mendrika ny ho zanak'Andriamanitra nga ny zaza, sa efa zanany ho azy?
2/Mitafy an Kristy zay vita Batisa "Moa tsy fantatrareo va, fa na iza na iza vita batisa ao @ Kristy de mitafy an i Kristy?" Tsy mendrika ny hitafy an i Kristy nga ny zaza, sa efa mitafy ho azy?
3/Rehefa vita Batisa Jesosy de nidina ny Fanahy Masina, manjary tempoliny ko zany isika refa vita Batisa ....
4/ny tondra-drano t@ andron i Noa, ny famorana, zay samy tandindon'ny Batisa, mo tsy zaza sy niaraka t@ zaza avokoa nga zany?

23. prime
(
16/03/2007 12:48)
niryna> Miombon-kevitra amin\'i Mandefitra aho eto... raha nanohatra ny toetra mendrika ny fidirana ny fanjakàn\'ny lanitra tamin\'ny toetran\'ny zaza Kristy dia nanoritra manokana ny toetra mendrika ananan\'ny zaza, ny fahatsorana (tsy miolankolaka, tsy mihatsaravelatsihy), ny fahatokiana (tsy be fanontaniana, mino avy hatrany izay ambara azy), ny fahitsiana (milaza mivantana izay hita, sy ny any am-po)... fa tsy nanambara velively fa marina avokoa ny zaza ary tsy manota...
I Kristy ihany no niteny fa : \"...Tsy misy marina na dia iray akory aza;\" Romana 3:10... ary mbola nazavain\'ny tononkiran\'ny Salamo hoe :
\"Indro, tamin\'ny heloka no niterahana ahy, ary tamin\'ny fahotana no torontoronina ahy ny reniko.\" Salamo 51:5... tsy misy zazakely tonga dia voamarina ho azy...
Io sahala ilay tantara iray notantarain\'i Pasitera Razafindrakoto Gilbert izay nanao hoe :
Makà anie ianao zazakely roa mitovitovy taona e (ohatra samy herintaona), dia apetraho mifanatrika tsara, dia asio mofo na zavatra iray fantatra fa samy tiany eo afovoany (ronono ohatra na biscuit...) dia jereo ny fihetsiny... inona ny zava-misy miady ireo... ilay ota sy fitiavan-tena efa ao anaty fa ny saina sy ny vatana no mbola tsy mivelatra tsara ahafahany mampiasa ilay filàny...
Ary izany no antony iray ifotoran\'ny batisan\'ny zaza ho tokony atao na dia ilay Ray aman-dReny aza no tena mifanaiky amin\'Andriamanitra amin\'ilay fotoana... manamarina ny Tenin\'Andriamanitra izany fa ny batisa ao amin\'i Kristy no varavarana fidirana ny fanjakàn\'ny lanitra ka manana anjara amin\'izany na dia ny zaza aza fa tsy tonga dia tafiditra ho azy ny zaza...

24. ari.malala
(
16/03/2007 15:06)
ikaretsaka:
ari> mba azavaina ilay "fahotana t@ fototra" azafady fa sao misy hevitra tsy mitovy indray
ioi fahotana tamin'ny fototra io ilay fahotana nahalavo an'i Adama sy Eva, ilay avonavona, fitia te hitovy amin'Andriamanitra (raha nofitahin'ny bibilava i Eva hoe hitovy @ Atra ianareo rehefa mihinana io voankazo io fa tsy ho faty dia nihinana tokoa)
25. fijo
(
16/03/2007 23:14)
ka irajesosy aza anie efa lehibe vao nirobodrano e,ka maninona ny zaza no lemana mbola kely?
26. niryna
(
16/03/2007 23:30)
Mandefitra:
za nge ry Nirina manaiky fa ny finoana no hahazoana famonjena ... fa ilay fiasam-pahasoavana omen i Jesosy maimaimpoana ao @ Batisa (sy ny fanasan'ny Tompo) no hitako hoe hamavaininao (sa diso za?).
Tsy manamaiva aho ka,ny fanazavako dia hoe ny zaza hoy aho dia nataon'ny rar batisa kanefa hoy aho hoe rehefa maty ireo zaza ireo dia tonga dia miakatra any an-danitra'
1/Tonga zanak'Andriamanitra rehefa atao Batisa hoy ianao.Tsy mendrika ny ho zanak'Andriamanitra nga ny zaza, sa efa zanany ho azy?
Zanak'Atra izy ary mendrika ho zanany tokoa,isika rehetra anie dia tiany daholo e,ny sasany no tsy tia Azy.
{quote]2/Mitafy an Kristy zay vita Batisa "Moa tsy fantatrareo va, fa na iza na iza vita batisa ao @ Kristy de mitafy an i Kristy?" Tsy mendrika ny hitafy an i Kristy nga ny zaza, sa efa mitafy ho azy?
3/Rehefa vita Batisa Jesosy de nidina ny Fanahy Masina, manjary tempoliny ko zany isika refa vita Batisa [/quote]
Fantatro tsara izany.Ary tsy anary ny zaza tsy manantsiny mihitsy izy.
Ny fanaovana batisa dia tsy an-tery fa sitrapo,tsy maninona izy(ny zaza)raha ataon'ny rar batisa rehefa kely izy,fa hafa ny atao batisa rehefa lehibe ianao satria ianao,izaho no nanaiky hanaraka Azy rehefa mahafantatra ny fitiavany sy ny fahasoavany ary ny fanavotany tamiko.
4/ny tondra-drano t@ andron i Noa, ny famorana, zay samy tandindon'ny Batisa, mo tsy zaza sy niaraka t@ zaza avokoa nga zany?
Ny tondra-drano dia anisany symbol manazava antsika fa maty isika ary dia mbola nomen'Atra fotoana indray ahafahantsika hibebaka sy hanantona azy.Ny fanoharana an'i Noa dia Jesosy kristy izay maty noho ny fahotantsika ary velona indray.
27. fijo
(
16/03/2007 23:35)
hi hi i niryna,de za koa ve mba nilatsahna'izany fahany masina izany??????tssssss
28. niryna
(
17/03/2007 00:05)
prime:
I Kristy ihany no niteny fa : "...Tsy misy marina na dia iray akory aza;" Romana 3:10... ary mbola nazavain'ny tononkiran'ny Salamo hoe :
Tsy manda izany aho fa eo amin'ny fitsarana ny zaza dia inona no hiampangany azy?
"Indro, tamin'ny heloka no niterahana ahy, ary tamin'ny fahotana no torontoronina ahy ny reniko." Salamo 51:5... tsy misy zazakely tonga dia voamarina ho azy...
Fantatro izany ary marina izany ao satria isika tsirairay dia samy teraka mpanota daholo ary manana filan'ny nofy sy fitsiriritana anaty(selfish from birth and has sinful nature desires and pleasures).
Salamo 51:6-7 Indro fahamarinana ao am-po no sitrakao ary fahendrena ao amin'ny miafina no ampahafantarinao ahy.Diovy hysopa aho ho afa-pahotana ,dia hadio.Sasao aho dia ho fotsy angatsakatsaka.
Fahamarinana no sitrany ary fahendrena no omeny antsika ka dia mangataka aminy koa isika mba ho diovina.
Asa 2:38 .Mibebaha ary aoka samy hatao batisa amin'ny anaran'ny Jesosy hianareo rehetra mba
hahahazo famelana ny helokareo,ary hianareo handray ny fanomezana dia ny Fanahy Masina.
Ahoana izany no fomba hitsarana ny zaza izay manana fahotana fony tany am-bohoka kanefa tsy mahalala ny tsara sy ny ratsy amin'ny mahazaza azy ary tsy ahay angataka ny hanadio azy noho ilay heloka izay mety hiampangana azy?
Dia ahoana io fa tsy azoko?
29. niryna
(
17/03/2007 00:26)
prime a
Dia ahoana io fa tsy azoko?
Ny fahazoako an'io dia hoe mibebaha ary aoka hatao batisa mba ahazoanareo ny herin'ny fanahy masina ary manambara amintsika ihany koa fa izay rehetra mino aorian'ny fibebahana ny helona(repent of his/her sins) ary nanaiky an'i Jesosy tamin'ny finoana(faith) dia mahazo ny batisan'ny fanahy masina(baptisme in the Spirit). Asa 1:5 Fa Jaona nanao batisa tamin'ny rano ,fa hianareo kosa hatao batisa amin'ny Fanahy Masina.

30. ikaretsaka
(
17/03/2007 00:34)
samy manana ny fiheviny momba ny barisa tokoa io ry niryna.. fa tonga de cocheo @ pencil fotsiny ilay form an'i fiffi io dia atero anyanaty box e =)) fa aza commentevana aloha fa mba efa multiple choice ilay izy
31. Fiffi
(
17/03/2007 14:24)
Ireo kristianina voalohany dia nanaraka ny baikon’i Kristy, ny handeha hitety ny tany rehetra mba hitory ny Filazantsara sy ny batisa ; izany asa izany dia nambara tamintsika ao amin’ny bokin’ny Asan’ny Apostoly. Izay mampiseho antsika ny mahazava-dehibe tokoa ny batisa, ary ambara matetika fa ny olona dia natao batisa avy hatrany rehefa nanaiky ny Filazantsara (Raisina ohatra amin’izany : Asa 8:12,36-39; 9 :18 ; 10:47; 16:15). Io fanindrina manokana ny momba ny batisa io
32. rrgmt
(
19/03/2007 00:18)
Hoy Niryna : Ny zazakely rehetra dia miakatra any an-danitra daholo rehefa maty ,fomba ny rar fotsiny no nanaovana batisa azy fony kely.
Ny Baiboly milaza fa"satria efa nanota izy rehetra ka tsy manana ny voninahitr'Andriamanitra" (Romana 3:23), mpanota koa ny zaza ary tonga dia miakatra any an-danitra.
Ka "Iza rehetra nandray an'i Jeso dia nomeny hery ho tonga zanak'Andriamanitra, dia izay mino ny anarany" (Jaona 1:12)
Izay manana Azy ho Tompon'ny fiainana sy nanaiky Azy ho Mpamonjy manafaka amin'ny fahotana ka mandeha amin'ny fiainana vaovao no voavonjy, ny batisa dia endrika hita maso fanehoana ny finoana sy n fanarahana Azy fa tsy antoky ny famonjena.:D
Mila manana antoka fa voavonjy ny olona raha nanao izany dingana izany, na dia tsy ao aza ny tsy fahatanterahana.:idea:

33. rrgmt
(
19/03/2007 00:24)
Ny Baiboly milaza fa"satria efa nanota izy rehetra ka tsy manana ny voninahitr'Andriamanitra" (Romana 3:23), mpanota koa ny zaza ary TSY tonga dia miakatra any an-danitra.
34. Rasiligaoma
(
19/03/2007 01:54)
fa mankaiza aloha?
dia nisy zazamena nijangajanga zany? sa namono olona se naninona?

35. Mandefitra
(
19/03/2007 04:50)
Hoy Rasil
Le zaza resahina eto ange tsy voatery ho menavava,ary na i Nirina aza tsy mahafaritra hoe h@ firy taona ny zaza no to de miakatra any an-danitra. Ary zay indrindra no mahatsara ny fanaovana Batisa ny zaza, satria atolotra ho an ANdriamanitra eo izy mba ho zanany, sady efa mandray sahady ny fahasoavana nomen'i Kristy t@ nahafatesany sy nitsanganany t@ maty, no hiasan'ny Fanahy Masina.
zao no tso-drano rehefa atao Batisa:
Ary Andriamanitra Tsitoha,Rain'i Jesosy Kristy Tompotsika,zay nandray anao ho zanany t@ zao Batisa masina izao,ka nampiditra anao ho isan'ny fiangonany,Izy anie no hampahery sy hiaro anao @ finoana marina ho fahasambarana mandrakizay, ho aminao anie ny fiadanana, Amen"

36. niryna
(
19/03/2007 06:06)
Rasiligaoma:
fa mankaiza aloha?
dia nisy zazamena nijangajanga zany? sa namono olona se naninona?
Izay koa no fanontaniako. Dia ahoana no fipetrak'io?
38. Mandefitra
(
19/03/2007 09:57)
Hoy i Rasiligaoma:
fa mankaiza aloha?
dia nisy zazamena nijangajanga zany? sa namono olona se naninona?
Nirina :Izay koa no fanontaniako. Dia ahoana no fipetrak'io?
nga mo nijangajanga sy namono olona ihany no fahotana?:?: fa Andriamanitra be famindram-po no mahalala zay lalankizoran'ny tsirairay.Fa tombony lehibe ho an'ny zaza raha vita Batisa izy,satria Andriamanitra mihitsy no miahy azy "na dia mandrak'antitra aza dia hisahirana Aho.." toy ny fanekena nataony t@ zanak isiraely raha noforaina ny zaza vao 8 andro monja,sady didin'i Jesosy rahateo ny Batisa fa tsy hevitr'olombelona.Ny anjara ny RAR de ny mitaiza azy mba hitombo @ fahalalana tsara an'Andriamanitra izy "Zaro @ lalana tokony halehany ny zaza...".
39. prime
(
19/03/2007 10:45)
niryna> Mazava ho azy fa an\'Andriamanitra ny fitsaràna, hotsaraina amin\'ny inona hoy ianareo? na ny fianakaviana iray aza, na ny tsirairay dia samy hafa no itsaràn\'Andriamanitra azy araka izay nataony... izay no mahazava-dehibe ny fanekena ataon\'ny Ray aman-dReny ho an\'ny zanany... tsy mitovy ny itsaràn\'Andriamanitra ny lehibe mahatsiaro saina sy ny zazakely nefa dia mandalo eo avokoa...
Ny lehibe hotsarain\'Andriamanitra araka izay nataony avy, ny zazakely koa araka ny nataony avy (mitombina eto ny fanamarihana eo ambony mikasika ny tiana faritana ho \"zazakely\" hoe hatr@ taona firy)... fa raha ny menavava no tianao hahatongavana dia izay no maha-sakramenta masina mihitsy ny batisa ka raha ilay Ray aman-dReny no manolotra ny zaza dia fantatrao amin\'izay iza no hotsaraina eo amin\'ilay toeran\'ilay zaza? raha tsy mbola voatolotra ny zaza ka tsy misy miantoka ny finoany dia tsy misy miantoka fa dia izy tenany izany no manoloana an\'Andriamanitra... (mampatsiahy ilay marary nampidirina efadahy teny an-tafontrano sy ilay zanaky ny mpanapaka ny synagoga nitsangana t@ maty etoana) dia izay no mahatonga ny hoe tsy misy miditra \"d\'office\" any an-danitra satria vao any an-kibo ilay zaza dia efa antsoina hoe \"mpanota\"...
Na ny efa lehibe, mpino sy vita batisa aza dia tsy mitovy ny hitsaràn\'Andriamanitra azy, tsy mitovy ny hitsaràn\'Andriamanitra ny mpitondra fivavahana sy ny Laika, ny mpanjaka sy ny vahoaka, ny mpanapaka sy ny fehezina, ny manan-karena sy ny mahantra...