Tonga ndray Vahinala
41. nani
(
15/03/2007 13:16)
hihihi fa maninn kay i fiffi gaga , amin ilay bizou miforetaka lol hihihi ka izy aniee elabeuu tsy hitako ee, de refa hitako izy zao de ataoko miforetaka beuuuuu hihih
42. Vahinala
(
16/03/2007 14:14)
Za ve no lasa antitra tampoka sa toa ts maharaka resaka tsony fa inn alo ty bermuda e ! :oops::oops:
nani > ie andraso fa refa misy fotoana d miditra karajia za e, za alo ts poinss fa congé papa d ngo d bedy eo ! hihihihii:*:*:*:*:*
Faly mahafantatra izay vaovao koa e !
nani > ie andraso fa refa misy fotoana d miditra karajia za e, za alo ts poinss fa congé papa d ngo d bedy eo ! hihihihii:*:*:*:*:*
Faly mahafantatra izay vaovao koa e !
44. Stretch
(
16/03/2007 19:38)
manaôna ny mpiray tanana am sitlo :D
jerijereo eo am frontiere eo zay fa tsy tafiditra any an tanananareo , eo am zipo na short a miandry:-D
jerijereo eo am frontiere eo zay fa tsy tafiditra any an tanananareo , eo am zipo na short a miandry:-D
47. sitlo
(
16/03/2007 23:34)
fa angaha i vahinala tena misy angrenazy marina?
Dia tandremo fa isika aty Bermuda be mpikiana. korazy fotsiny
Dia tandremo fa isika aty Bermuda be mpikiana. korazy fotsiny
50. ari.malala
(
20/03/2007 11:57)
Vahinala:
Miarahaba ny rehetra e ! Tonga ndray Vahinala hanohy ny tafa sy dinika eto am serasera miaraka amreo tapaka sy namana rehetra hatramzay. Ny vaovao tsy dia misy betsaka fa efa maman'ny tovovavy kely atao hoe Vahinalasoa Mbolatiana izy amzao fotoana.
D eto ndray ary isika hanohy izay efa navela e ! Tsy mahafoy ka tsy hay ny tsy handalo hametraka teny kely indray satria efa tsy dia sahirana be intsony !
bzour njy d tonga soa, d arabaina nomen'Atra ny fara, dia maroroa taiza aky a! miala tsiny fa zao za vao niditra tato am fiarahamonina ndray:-*!:-* d bonne continuation
51. Vahinala
(
20/03/2007 12:28)
ari.malala > Ok aky d messsi an, faly be za tonga mitafa aminareo namana rehetra eto ndray.:-*:-*:-*:-*
52. ari.malala
(
21/03/2007 08:16)
vahinala, za ko faly mahita sy mifampitafa aminjik onjay ;):-*:-*:-*