Tonga ndray Vahinala

21. nani ( 12/03/2007 11:41)
kikouuuuu de bizzz mamy beuuu njiko Vahinala sy vahinala zanany ! dia arabaina zany koa ! Hummmmmm ary tena nadaitra haingana beuuu ilay fodiana an lo !
22. Samoana ( 12/03/2007 15:24)
Vahinala:

...Ny vaovao tsy dia misy betsaka fa efa maman'ny tovovavy kely atao hoe Vahinalasoa Mbolatiana izy amzao fotoana...


Tsy betsaka fa mafonja ka dia arahabaina izany e ! Aza misalasala miantso ireto namana fa efa maromaro ihany izay mahay manolo couche niresaka teto izay:-D


23. kelly13 ( 12/03/2007 15:34)
arabaina sady faly mahafantatra e :) hoy i ravanitika hihihi
24. Vahinala ( 12/03/2007 15:43)
okay samoana an, manana namana tokoa misy anareo e !
Kiss beu njy nani, refa malalaka za miditra karajia fa jereo ao, kouny an ! :-*:-*:-*:-*
25. vale ( 12/03/2007 17:58)
sitlo:

asio flasy baka fa izahay tsy maharaka.

Iza moa i Vahinala?
:-D:-D:-D mi-flasika am'zany eo toi an, zay vao any anaty pobela vo mijanona,hihihi


26. Vahinala ( 12/03/2007 18:49)
vale > :-D:-D:-D:-D
27. sitlo ( 12/03/2007 23:36)
fasaly:

ka enao tsy naharaka fa laozanao nanakiana sary tarokatra fotsiny taloha:roll::{:-D:-D:-D


:-D good taim :°)

faly mahafantatra an'i vahinala dia izaho indray ry levaly tsy mijanona any anaty pobela izany ah.
recyclable
28. sitlo ( 12/03/2007 23:37)
ps: kay koa ve vahinala bermuda eh :lol:
29. vale ( 12/03/2007 23:53)
sitlo: slt valilahy aaa:lol::wink:,:-D:-D:-D:-D, melohan'ny hirésikilévana anao aloh de pobela ,ihihi
30. vale ( 13/03/2007 00:05)
fasaly :hihihihi..:wink:

sitlo: :-D time lost is never found^:^:-D:-D=))
31. sitlo ( 13/03/2007 00:07)
jaiss, volamena latsaka amboovoka, tsy avelan'ny hasiny tsy hamiratra. :°)
32. vale ( 13/03/2007 00:33)
sitlo:

ps: kay koa ve vahinala bermuda eh :lol:
:roll:, dain, de faly eryyyyy! hihi;-)


33. vale ( 13/03/2007 00:37)
sitlo:

jaiss, volamena latsaka amboovoka, tsy avelan'ny hasiny tsy hamiratra. :°)
hihihihihihi:-D, be zesta tss..:^):P:wink:


34. sitlo ( 13/03/2007 00:41)
sitlo made in france
35. Fiffi ( 13/03/2007 08:43)
:wink::-D:-D
36. vale ( 13/03/2007 11:57)
sitlo:

sitlo made in france
tsy marina:wink::-D:-D:-D


37. vale ( 13/03/2007 12:00)
manoratra tsy teny france le sitlo:lol:
;-)
38. sasa ( 14/03/2007 04:56)
tonga soa Vahinala d tonga soa ihany koa ny zazakely hummmmmmm milay izany an
39. nani ( 14/03/2007 15:32)
Vahinala oooo ! Refa dodo zazah sy Papa de mba midira kely karajia klou hihihihi lol
bizzzzzzzzz miforetaka beuuu njiko
40. Fiffi ( 14/03/2007 16:17)
nani:
bizzzzzzzzz miforetaka beuuu njiko
:roll: :-D:-D


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3632