Ataonao ho iza moa i Kristy?...

41. Fiffi ( 14/03/2007 15:37)
Rasiligaoma:
Na zanak'andriamanitra i Jeso, na lazaina fa fa maty ho antsika. Dia tsy nisy kosa ilay finoana raha tsy nitsangana t@ maty izy
satria na ireo apôtres aza nisy ny namadika azy sy ni-renier azy......


42. fijo ( 15/03/2007 00:02)
koa mino nareo fa nisy namadika izy,ahoana izany no ahafahanareo manamarina fa tsy nisy nangalatra ny fatiny???
43. Fanambinana ( 15/03/2007 14:48)
Fijo: mpandainga sy mpanendrikendrika ary mpanalabaraka olona ialahy. Tranon-dainga, io ny porofo.


Ny atao hoe fanalam-baraka dia ny fampitenenana olona iray (surtout filoham-piangonana) ny zavatra tsy noteneniny.

1. Tsy Kardinaly Razafindratandra tamin'ny taona 1987
2. Razafindratandra dia olona lava be.
3. Ny kardinaly tamin'ny taona 1987 dia ny Kardinaly Victor Razafimahatratra
4. Ny kardinaly Razafimahatratra dia mainty fa tsy zarazara.
5. Ny kardinaly Razafimahatratra izay kardinaly t@ 1987 dia tsy niasa tany Mahajanga tamin'io taona io.
44. booboo ( 15/03/2007 14:55)
:arrow:
45. Fanambinana ( 15/03/2007 18:22)
Averiko eto fa andriamatoa fijo dia sady feno fankahalana no tranon-dainga. Izay no mameno ny fiainany sy ny lohany, hita taratra izany amin'ny teny lazainy rehetra eto: endrikendrika, fanalana baraka, LAINGA
Io averiko eto ambany ny porofo tsy azony lavina intsony amin'ny maha olona MPANDAINGA azy.

Ny atao hoe fanalam-baraka dia ny fampitenenana olona iray (surtout filoham-piangonana) ny zavatra tsy noteneniny.

1. Tsy Kardinaly Razafindratandra tamin'ny taona 1987
2. Razafindratandra dia olona lava be.
3. Ny kardinaly tamin'ny taona 1987 dia ny Kardinaly Victor Razafimahatratra
4. Ny kardinaly Razafimahatratra dia mainty fa tsy zarazara.
5. Ny kardinaly Razafimahatratra izay kardinaly t@ 1987 dia tsy niasa tany Mahajanga tamin'io taona io.

Misaotra Rahery e
46. nikopol ( 15/03/2007 18:36)
=))=))=))

mba asiako fihomezany ny resaka fivavahana fa miala tsiny aho, azoko antoka fa tsy mifanohitra amin'ny fivavahana ny tsiky
47. Fanambinana ( 15/03/2007 18:48)
Averiko eto fa andriamatoa fijo dia sady feno fankahalana no tranon-dainga. Izay no mameno ny fiainany sy ny lohany, hita taratra izany amin'ny teny lazainy rehetra eto: endrikendrika, fanalana baraka, LAINGA
Io averiko eto ambany ny porofo tsy azony lavina intsony amin'ny maha olona MPANDAINGA azy.

Ny atao hoe fanalam-baraka dia ny fampitenenana olona iray (surtout filoham-piangonana) ny zavatra tsy noteneniny.

1. Tsy Kardinaly Razafindratandra tamin'ny taona 1987
2. Razafindratandra dia olona lava be.
3. Ny kardinaly tamin'ny taona 1987 dia ny Kardinaly Victor Razafimahatratra
4. Ny kardinaly Razafimahatratra dia mainty fa tsy zarazara.
5. Ny kardinaly Razafimahatratra izay kardinaly t@ 1987 dia tsy niasa tany Mahajanga tamin'io taona io.

Misaotra Rahery e
48. booboo ( 15/03/2007 19:12)
49. prime ( 20/03/2007 13:38)
rakaroka> Ho anao manokana "ataonao ho iza tokoa moa Kristy?..."
50. rush ( 20/03/2007 15:40)
sao dia lazain'i prime ho anti eo indray ve e?
51. prime ( 23/03/2007 05:29)
rush> Izaho mbola tsy nanondro olona teto amin'ny serasera na dia indray mandeha aza hoe i anona na i anona antikristy... fa ny Tenin'Andriamanitra no notsindriko mafy ny momba ny atao hoe antikristy ka raha misy mahatsiaro tena ho voakasik'izany Tenin'Andriamanitra izany ka mahatsiaro ho voatsindrona ny amin'izany dia fotoana tsara mbola azo ibebahana amin'Andriamanitra izao...:lol:
rakaroka> Ho anao manokana "ataonao ho iza tokoa moa Kristy?..."
52. rakaroka ( 23/03/2007 22:40)
prime:

rakaroka> Ho anao manokana "ataonao ho iza tokoa moa Kristy?..."



@ maha "rakaroka" ahy dia nokarohiko t@ fomba maro tokoa ity "antsoina" hoe "Kristy" ; Ka na izaho mihevitra ahy aza mila jerena ambony, ambany, ny tarehy, ny fihevitry ny olona sns... mainka fa izany?...
Tsy afaka ny hihanona sy hionona @ filaza tokana monja aho: fa na ny soratra t@ toko sy andininy maro
tao @ baiboly aza nandrafetako tsara izay mety ho endriny sy maha Izy azy!...
Be loatra ny "vérsé" nilaza Azy ka tsy ilaiko tsipinina ny sasany moa tsy lazaina ny hafa fa raha ambara @ teny tsotra "endrika HAZAVANA" natao hisiam-piainana Izy....
Mino sy miaina ny fisiany aho. Tsy tokana koa ny fisehony: tahaka ny hoe "isika na dia maro aza
dia tena iray ao @ Atra!"
53. niryna ( 24/03/2007 13:56)
Jesus Christ?
He is my Bestfriend,my Helper,my Provider,my Protecter,my Saviour,my Guider,my Healer, my Father and my God.
Amiko kristy dia Namako akaikin'ny foko,Mpanampy ahy amin'ny fiainako rehetra,Mpiaro ahy raha mitady hivily lalana aho,Mpanasitra ahy raha mijaly ny fanahiko na azom-pahorina ny vatako,Raiko izy ka hitarainako ny fahoriako izay mianjady ahy ary Izy Irery no mahavaha izany amin'ny fitiavana feno tsy misy sandany,Andriamanitro Izy satria Izy Irery ihany no ho Tompoiko.
Mahereza daholo ary fa mbola tsy namitaka na nivadika ny voady nomeny antsika izy."Hanaradia anao aho na aiza na aiza alehanao.Hiara anao tsy ho voafandrikin'ny fahavalonao aho.Moa misy zavatra sarotra amiko va?"
NY FINOANA AZY NO TENA ZAVA-DEHIBE SADY TSY MILA TAMBINY,TSY MILA VOLA .^:^

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2754