Ataonao ho iza moa i Kristy?...
21. ikaretsaka
(
10/03/2007 22:27)
fiffi, rakaroka> ilay maty sy novonoina mva hamonjena antsika eo ihany.. fa ilay izy nitsangan-ko velona no tena izy amiko .
samy afaka miteny daholo manko izao olona mitompo tena ho "mesia" izao hoe voonoy ny tenany mba hanafaka ny fahotana. fa i Jesoa ihany no nitsangana!
ny ahy ilay izy nitsangana no naha kristianina ahy fa tsy ilay izy maty.
tsy haiko aloha e

22. niryna
(
11/03/2007 06:16)
xxx:
rakaroka:
Ka iza moa Kristy?...
niryna ihany zao no tena mahay an'io:-D:-D, andraso kely aloha fa mbola sahirana izy fa ho avy tsy ho ela eo :wink:
xxx a,misaotra na izay fotsiny ihany aza.Izaho angaha mahay fa mianatra izay resahin'ny olona koa aho.Eny e izay kely fantako sy hinoako no omeko.
23. niryna
(
11/03/2007 06:21)
fijo:
tsy resiny ilay ota satria di ambola misy hatramin'izao.
tsy nitsangana tamin'ny maty koa izy,fa nisy nanitrika ny fatiny"very faty ny anareo"
fototra ny maha kristianina ny finoana fa izy no kristy.izy izany aloha dia tsy kristianina.ka asio fisainana haingana sao mitaribato vilam bava
fijo
24. niryna
(
11/03/2007 06:27)
fijo:
soanja an,ka raha hanaraka azy ho modely ani eratsy be e.manjary tia gidragidra lava sns
Ianao no fiainana sy fahamarinana ry Tompo o! Lalana tokan'ilay paradisa ry iray o, ry Tompo o!
fijo< misento kely anie e! ahoana tokoa re izany tsy manao raharaha izany intsony,tsy mivaky loha izany intsony,tsy manana fankahalana na olana amin'ny fiainana intsony fa mihira sy midera azy foana.Raha mahazaka cahier de chants aho tena ataoko feno hipokipoka ny pejy ary dia hiaraka hamerin-kira foana isika dahy! Ahoana raikitra ve sa tsy raikitra a:lol:
25. rakaroka
(
11/03/2007 08:03)
fiffi, rakaroka> ilay maty sy novonoina mva hamonjena antsika eo ihany.. fa ilay izy nitsangan-ko velona no tena izy amiko .
samy afaka miteny daholo manko izao olona mitompo tena ho "mesia" izao hoe voonoy ny tenany mba hanafaka ny fahotana. fa i Jesoa ihany no nitsangana!
ny ahy ilay izy nitsangana no naha kristianina ahy fa tsy ilay izy maty.
tsy haiko aloha e
Raha nanome hoe "image" "fahafatesana" aho dia satria
mivoitra tanteraka izany mitaha @ fitsanganany ho an'ny "tiers personne" mitazana ety ivelany::?::roll:
en effet raha miditra any am-piangonana isika dia
saika ahitana "hazo fijaliana" miaraka @ fatin'i Kristyaza indraindray ny fiangonana .
Ny fanazavana izany moa tsy ary mipetraka ao an-tsain'ny olona fa lé sary io no mivela avy hatrany!: une image : mille mots!...:wink:
26. rakaroka
(
11/03/2007 08:11)
Mety hilaza ny hafa hoe "symbole"n'ny fifandraisan'
ny olona @ samy olona sy ny olona @ Atra ny hazo fijaliana: fa izany anie tsy voapetraka è "chaque fois" no mifono hevitra LALINA "théologiquement"
sarotra raisin'ny olona "tsitra mihitsy ny heviny:?::?::wink:.

28. rush
(
11/03/2007 10:45)
xxx:izy aza tsy mivavaka @ kristy koa ahoana no ahaizany an'izany?dia ho lazainy fa antikristy jiaby ny olona tsy mitovy aminy.
Ka iza moa Kristy?...
niryna ihany zao no tena mahay an'io:-D:-D, andraso kely aloha fa mbola sahirana izy fa ho avy tsy ho ela eo :wink:
30. Fanambinana
(
11/03/2007 14:34)
Fijo
Moa mba mahalala ve ianao sa miteniteny foana: jereo taiza teo amin'ny tantara no nilaza fa i Jesosy dia tia gidragidra. Raha misy dia lazao eto fa raha tsy misy kosa atsaharo ny endrikendreka sy teniteny foana.
Ny lainga nafafy no notananao ho marina hatramin'izao. Tena mba mampalahelo. Raha te hahalala ny marina dia vakio ny tantara ary makanesa any Jerosalema, manaova fanadihadiana, vakio ireo tahirin-tsorara rehetra sns... Jereo koa ireo tahirin-tsoratra nataon'ireo olona tsy nomba an'i Jesosy, sns...
Rehefa tsy mahalala ny tena marina dia aza miteniteny foana. Raha ekenao fa marina kosa izay lazainao dia omeo eto ny porofo iraha-mahita.
Sao ianao miteny io no tokony hiverina any amin'ny classe de seconde aloha e. Mampametraka fanontaniana ihany mantsy ny fomba mba filazanao hevitra. Toa ohatra ny rereka kely izany. Tsy mba misy zavatra tena mba mitombina fa peta-toko fotsiny. Mba misaina sy mandinika fa sady mampihomehy no manalabaraka anao anao miteny io ity mba fomba fanehoanao hevitra.
Kristy ve izy ho Kristiana. Ny fiainanany sy ny teniny no modely ho an'ny Kristiana sy maha kristiana ny kristiana. Izy no Kristy noho izany tsy Kristiana izy fa ireo mpanara-dia azy no kristiana.
soanja an,ka raha hanaraka azy ho modely ani eratsy be e.manjary tia gidragidra lava sns
Moa mba mahalala ve ianao sa miteniteny foana: jereo taiza teo amin'ny tantara no nilaza fa i Jesosy dia tia gidragidra. Raha misy dia lazao eto fa raha tsy misy kosa atsaharo ny endrikendreka sy teniteny foana.
tsy nitsangana tamin'ny maty koa izy,fa nisy nanitrika ny fatiny"very faty ny anareo"
Ny lainga nafafy no notananao ho marina hatramin'izao. Tena mba mampalahelo. Raha te hahalala ny marina dia vakio ny tantara ary makanesa any Jerosalema, manaova fanadihadiana, vakio ireo tahirin-tsorara rehetra sns... Jereo koa ireo tahirin-tsoratra nataon'ireo olona tsy nomba an'i Jesosy, sns...
Rehefa tsy mahalala ny tena marina dia aza miteniteny foana. Raha ekenao fa marina kosa izay lazainao dia omeo eto ny porofo iraha-mahita.
fototra ny maha kristianina ny finoana fa izy no kristy.izy izany aloha dia tsy kristianina.ka asio fisainana haingana sao mitaribato vilam bava
Sao ianao miteny io no tokony hiverina any amin'ny classe de seconde aloha e. Mampametraka fanontaniana ihany mantsy ny fomba mba filazanao hevitra. Toa ohatra ny rereka kely izany. Tsy mba misy zavatra tena mba mitombina fa peta-toko fotsiny. Mba misaina sy mandinika fa sady mampihomehy no manalabaraka anao anao miteny io ity mba fomba fanehoanao hevitra.
Kristy ve izy ho Kristiana. Ny fiainanany sy ny teniny no modely ho an'ny Kristiana sy maha kristiana ny kristiana. Izy no Kristy noho izany tsy Kristiana izy fa ireo mpanara-dia azy no kristiana.
31. soanja
(
11/03/2007 15:19)
Ny finoana dia mila arahin'asa lalandava. Io no takian'i Kristy amintsika. Amiko dia ny atao hoe Kristy dia ilay Andriamanitra sady modely eo amin'ny fiainana.
32. rakaroka
(
11/03/2007 16:11)
soanja:
Ny finoana dia mila arahin'asa lalandava. Io no takian'i Kristy amintsika. Amiko dia ny atao hoe Kristy dia ilay Andriamanitra sady modely eo amin'ny fiainana.
Piste iray tsapako MARINA kosa aloha ity voalazan'i Soanja hoe mila arahina asa ny finoana ity!
Matetika rehefa mihevitra "asa" toa izao dia tanarahan'ny mpino sasany hoe :"tsy ny asanao no hamonjena anao: "tsy avy @ asa fandrao hisy hirehareha!" : Ny mitombina kokoa dia ny hoe
"ny finoana tsy arahin'asa dia maty momoka!".
Ny mila fantarin'ny mpino manaraka dia hoe mifanaraka @ sitrapon'Atra ve ny asa ataony izany?...
Dia izay angamba:lol::lol::idea:
sitrapon'Atra ve ny asa ataony?
33. prime
(
12/03/2007 10:06)
I Kristy dia Jesosy...
Ilay Mesia, ilay Mpanjakan\'ny Mpanjaka, ilay be voninahitra hatramin\'ny taloha indrindra ka ho mandrakizay, ilay Tompon\'ny Hery rehetra any an-danitra sy ety an-tany...
Ilay nahariana izao rehetra izao sy Tompon\'izao hary rehetra izao... ilay Andriamanitra tonga nofo, fahazavan\'izao tontolo izao, ilay lalan-tokan\'ny famonjena mankany amin\'Andriamanitra Ray, ilay tonga hamonjy ny very, ilay nahafoy ny ainy hamonjy ny fahavalony, ilay maty nefa nitsangana tamin\'ny maty tamin\'ny andro fahatelo, ilay vonona hizara ny fahasoavany ho an\'ny isam-batan\'olona amin\'ny fanomezany ny Fanahy Masina ho an\'izay managataka izany...
Ilay ho avy amin\'ny voninahiny ka hitsara ny rehetra na ny hita na ny tsy hita, ilay Mpanjaka mandrakizay...

34. ikaretsaka
(
12/03/2007 13:24)
rakaroka:
nisy "mission" napetrany fa tsy sanatria on "croise les bras fa hoe efa "vita" izay nataony
=D
io ilay hoe na nahita ny lala mazava aza ianao dia voahitsaka raha mijoro eo fotsiny
35. Salut
(
12/03/2007 15:58)
io ilay hoe na nahita ny lala mazava aza ianao dia voahitsaka raha mijoro eo fotsiny
Tena marina izany....
36. rakaroka
(
12/03/2007 19:51)
rakaroka:
nisy "mission" napetrany fa tsy sanatria on "croise les bras fa hoe efa "vita" izay nataony
=D
io ilay hoe na nahita ny lala mazava aza ianao dia voahitsaka raha mijoro eo fotsiny
Hi!hi!hi!:lol::lol:
Misôtra aloha @ ny "piste" e . Ny hoe "voahitsaka" :
tsy haiko loatra satria "unifié" amina structure liée
internationale" aho ary tsapako mihitsy ny firoborobon'izany ara-panahy, toe-karena, politika,
@ sehatra isan-karazany! Izany no namelako ny karazana vato misakana ny mba hanasoa ny fiainako
eto an-tany ka hatrary sady MAZAVA kokoa ny "structuren-drizareo" azon'ny sain'ny olombelona toa ahy takarina!...
37. fijo
(
13/03/2007 23:22)
fanambinana;
lazao fa tsy nandrava tsena i jesosy?????
hamarino,fa ny filazako fa nisy nangalatra no lainga fa tsy filazanao fa nitsangana tamin'ny maty izy.

39. Rasiligaoma
(
14/03/2007 12:47)
Rakaroka: na "structure" aza ianao ka "liee" be, raha tsy manao ny asanao ianao dia mirodana foana.
Na zanak'andriamanitra i Jeso, na lazaina fa fa maty ho antsika. Dia tsy nisy kosa ilay finoana raha tsy nitsangana t@ maty izy

40. prime
(
14/03/2007 15:19)
rasiligaoma:... Mitovy hevitra...=D