lafo loatra ny couche
43. kelly13
(
16/03/2007 09:41)
sakaizakely> tsy mahavita ankia ny lhl fa aveo hitaraina hoe "ao mba hory kely za cherie fa marary ny lamosiko nanondrotra ny zanatsika teo a", excuse a 2 balles e :-D
44. simplex
(
16/03/2007 12:09)
k zay nge le hoe instinct maternelle e ;-) manondrotra zaza ony :{:{:{ danza be zany fa aleo ny bandy hikandra hanakaramana nounou kle ^:^^:^:-*
45. soanja
(
16/03/2007 15:52)
kelly13:
sakaizakely> tsy mahavita ankia ny lhl fa aveo hitaraina hoe "ao mba hory kely za cherie fa marary ny lamosiko nanondrotra ny zanatsika teo a", excuse a 2 balles e :-D
Miankina amin'ny lehilahy tokoa io sy ilay vehivavy vadiny fa efa nahita aho ary mahita fa misy lehilahy mahavita lavitra noho ny vehivavy raha ny fitaizana, fandrahoana sakafo ary ny fandaminana ny tokatrano en general.
Izay tsy mahay sobika mantsy hono mahay fatam-bary ao anaty tokotrano no tokony ho izy!
