lafo loatra ny couche

21. sipagasy ( 11/03/2007 17:07)
kay, kay, kay, marina tokoa ny tenin'i mme Soanja fa ho firy amintsika ny mbola hahavita izany??? @ izao fiainana hazakaza-dava izao??. Raha tsy miasa ilay reny dia ekeko izay, na izany aza misy koa ny asa ao an-trano tsy maintsy tanterahina sns.... fa raha misy mpitaiza kosa ilay zaza mety handeha ihany io resaka tatin-jaza io kannnn, fa dia miomana kosa @ lamba maromaro raha izany annn,

Marina tokoa fa mila arovana ny tontolo iainana e!!! anjarantsika izany hanasoavana ity tany onenantsika ity sy koa hanomezana LOVA sarobidy ho an'ny taranatsika e! :-*
22. sitlo ( 11/03/2007 17:32)
tslem:

sitlo >>> fa ra mora v d nanao kouss twa :-D:-D:-D, zah ngamba hanao vôlôntera hividy ho an sitlo ra zany

nefa raha mankany tokotrany aho izao dia atondrotry tselm ihany fa eo no mody.

23. tisera ( 12/03/2007 08:55)
dia io voalazan'i soanja io no mahatonga ny ny ankabeazan'ny zaza any dago madio aloha be fa ny ao tàna koa izao dia efa manao couche daholo koa satria efa be couche vita sinoa mora à la portée ny olona antonontoniny @ fidiram-bola sns...
24. tslem ( 12/03/2007 12:15)
sitlo:

tslem:

sitlo >>> fa ra mora v d nanao kouss twa :-D:-D:-D, zah ngamba hanao vôlôntera hividy ho an sitlo ra zany

nefa raha mankany tokotrany aho izao dia atondrotry tselm ihany fa eo no mody.

:-D:-D:-D:-D:-D
soanja, sipagasy, tisera sns... >>> misaotra ndrndra am toro hevtra e !
25. Samoana ( 12/03/2007 13:38)
sakaizakely:

Dain ! Ty mandainga ozy ny fitenenana. Ataoko ity fa mbola zeune kely nge ity Samoana ity. Sa sao dia manao cure de jouvence ary ? Inona no secret-n'i toi ;-) ;-) ;-)

vao tsy ela akory ao izay ry toï no afaka couche a :-D!

26. Samoana ( 12/03/2007 13:52)
soanja:

Amiko aloha dia tokony tsy hampanaovina diapers (couchem-bazaha io) ny zaza fa tantin-jaza toy ny any Mada taloha ireny ihany...

-Raha lafiny ekôlojika no hijerena azy dia efa betsaka ny couche sady biodégradable no maivana koa @ izao vanin'andro hiainantsika izao
-Raha ara-pahasalamana koa dia ny couche no azo antoka satria ny tantin-jaza raha tsy voasasa araky ny tokony ho izy dia mety mitahiry otrik'aretina. Toy ny mosoara lamba oharina @ mosoara jetable ihany io
-Raha @ lafiny "fanabeazana" araky ny lohahevitra nampidiran'ny namana tslem azy teto indray dia tsara amiko raha tsy averina @ tanty intsony ilay zaza fa mety hankahala ny "fandrosoana" izy raha zarina @ fitaovana fahagola. Na ividianan'i soanja lecteur i-pod aza izy any aoriana mety tsy ahafoy ilay transistor sinoa nolovainy tamin-dry Dadabe ireny intsony:-D

27. soanja ( 13/03/2007 02:08)
Samoana:

Tsy misy diso ny hevitran-dry ry Samoana. Ny tiako marihana fotsiny hoe ny diaper iray dia hazo firy??. Raha toa moa ka mazoto mamboly hazo isika dia tsy manahy io. Ny hoe biodegradabla sns indray de marina izany misy ireo couche ireo saingy lafo. Ary afaka omen'i Samoana ahy ve fa firy taona ny diaper iray maloto no vao foana hivadika fotaka na zezika indray vs amin'ny rano maloto.
Zah dia tena mamporisika ny fivoarana ka. Saingy fivoarana mifandraika amin'ny fanabeazana foana (Voajanahary, maharitra, miodina ary miaro ny tontolo rehetra) ary safidy tokoa izany.

28. sakaizakely ( 13/03/2007 16:42)
Soanja,

Ataoko angamba fa tokony ho anjaran'ireo industriels fabriquants ireo sy ny governemanta no mandray andraikitra sy ny fepetra mikasika ny fanamboarana ireo couches ireo. Matoa mahazo mamboatra ry zareo, dia manaiky ny governemanta fa tsy misy fiantraikany @ tontolo iainana ny fanamboarana azy.

Betsaka ny zavatra tsy aradalana, ekeko. Mbola be ireo produits izay fantatra fa nocifs ho an'ny fahasalamana sy ny tontolo iainana nefa dia omen'ny governemanta alalalana ihany ny fampiasana azy.

Nefa na dia izany aza, tsy afaka hiverina @ taloha raha ny tenako manokana ka andeha hoe ampiasa taty toy ny taloha. TSy ho araka ny hanaramaso iny zaza iny tsy hipipi eraky ny trano dia hamofona daholo ny entana satria ny taty tsy imperméable. Hafa ny hoe manana mpitaiza toy ny tany Madagasikara dia ny mpitaiza no miandraikitra an'zany. Raha sady mitaiza, no manao sakafo sy mampirintrano, maka sy manatitra mpianatra sns, tsy maharaka an'izany.

Fa izaho indray vonona be hampiasa taty washable ho an'ny manaraka. :P
29. soanja ( 14/03/2007 16:49)

Salut Sakaizakely,

Ilay resaka hoe anjaran'i governemanta sns ry Sakaizakely, raha toa antsika tokoa ry zareo dia izay no laharampahamehany saingy malahelo aho milaza aminareo fa be ny zavatra mamparary sy mamono aza miodina amidy mazava eran'io, ka raha izay tatin-jaza any dia tsy mahamaika azy, indrindra fa tsy mamono akory lezy fa ny tontolo iainana no voa ary tsy izao fa afaka taona maromaro vao hita taratra ary tsy amin'ny alalan'iny akory no ahitana azy mivantana fa amin'ny alalan'ny fandripahana ny hazo.
Koa tsy any aloha ny tokony handehanan'ny hafatro fa fampafantarana ny zavatra iray mety hitranga any aoriana any. Ary safidy tokoa izany.

Ny hafatro koa dia tsy ho antsika aty andafy velively ihany fa manerana. Hoa n'izao tontolo izao.
Ny fahitako azy aloha dia miankina amin'ny fahafahanao ihany no ahahantanteraka zavatra iray. Zany hoe ezaka ny rehetra ary sarotra tokoa raha sady hanenjika hikarakara sakafo no hanolo tatin-jaza sy hamafa maloto eran'ny trano. Hevitra ny ahy ary izay mahavita dia faly aho , raha misy moa tsy haha possible an'io dia tsy misy omena tsiny koa. Satria ny fahasalaman'ny sain'i reny mpitaiza no zavadehibe voalohany, toy izay ny qualite ny fanabeazany sy ny tontolo iainana.
Mahereza hatrany. Mampitsiahy fotsiny aho fa possible io raha atao satria betsaka ny manao an'io aty ary mahavita ihany rehefa ela ny ela. Atao matevina be ny taty ary asiana kilaoty plastika mitaty ny lena. Mahatsiaro lena tsara ihany le zaza saingy madio ny trano.

30. simplex ( 14/03/2007 21:01)
tslem:
isaky ny adiny firy kay moa ny zazakely no tokony hatondrotra?
soa ihany ah fa lelah 8)
31. Fiffi ( 15/03/2007 06:43)
simplex:
soa ihany ah fa lelah 8)
heu....nga raha lahy de tsy manao couche akia ? t@ mbola zaza an !

32. sakaizakely ( 15/03/2007 16:34)
simplex> f'anga rehefa lhl dia hialangalana @ fanabeazana zanaka ?
33. sitlo ( 15/03/2007 16:40)
ka lazainy fa couche hono nge ny fiantsoana ireny serviete reny eh
34. simplex ( 15/03/2007 16:49)
Couche kosa ve d misy hidiran'ny fanabeazana ee. Aleo hilamina kle 8)8)
35. pissoa ( 15/03/2007 17:28)
ngah twa niboridana foana tam'kely "nohalehibeazina" fa tsy nasina kosy :-D:-D:-D
36. sakaizakely ( 15/03/2007 17:37)
simplex:

Couche kosa ve d misy hidiran'ny fanabeazana ee. Aleo hilamina kle 8)8)

ka ny fampitondrotana zaza anie dia anisan'ny fanabeazana tokony ataon'ny ray sy reniny fa tsy ny reny ihany no tokony hianjady azy e ! Ny fandraisako ny teninao dia toy ny hoe soa ihany aho lhl de tsy aferako izany.
37. sakaizakely ( 15/03/2007 17:39)
sitlo:

ka lazainy fa couche hono nge ny fiantsoana ireny serviete reny eh

gaufrettes no fiantso an'ireny ka :-D :-D :-D

38. simplex ( 15/03/2007 17:39)
ie
@ zay ze andalovako reheta no mila diovina fa za madio foana ;-):b:b

39. simplex ( 15/03/2007 17:42)
Fiffi:
simplex:
soa ihany ah fa lelah
heu....nga raha lahy de tsy manao couche akia ? t@ mbola zaza an !

tsy d zay loatra no tiako tenena fa hoe ra tsy vevavy ve ahita hevitra hanondrotra zaza mba hitsitsiana kosy :@.
40. tslem ( 16/03/2007 09:17)
simplex:

Couche kosa ve d misy hidiran'ny fanabeazana ee. Aleo hilamina kle 8)8)

oudryyy, fa tokony nataoko taiza zany? fikarakarana zaza ao an tokantrano v d tsy fanabeazana am simplex ? :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079