Farihy mirehitra Afo! Mitomany Izy mahita ireo tsy nanaraka!
22. tsiafoi1
(
12/03/2007 12:07)
Bjr Niryna,
Eto ampiasana moa aho no manoratra, koa tsy afaka hametraka versets bibliques mihitsy aho anio. Fa saingy tsy haiko ny hangina manoloana ny itony trangan-javatra itony : Omeko rahampitso ny versets rehetra mifanaraka amin\'izay voalazako eto:
1)Famoronana :
OLONA VELONA = VOVO-TANY (tanimanga) + FOFONAINA (souffle de vie na rivotra mahavelona izay avy amin\'Andriamanitra Mpamorona)
2)Fahafatesana :
OLONA MATY = VOVO-TANY - FOFONAINA (misaraka ireo)
> Ny vovo-tany mijanona ao am-pasana
> Ny fofonaina miverina any amin\'Andriamanitra izay nanome izany
3)Ny Fiainan-tsihita (monde invisible = helo)
Zava-misy io. Satana sy ny fahafatesana no any. Izay vision rehetra mety hipoitra avy any dia avy amin\'ny satana avokoa. Satana sy ny anjeliny no maka ny endrik\'ireo maty ka misehoseho eny rehetra eny mamitaka ny velona,
> Rehefa maty ny olona dia mitsahatra hatreo ny aminy rehetra miandry ny fitsanganana amin\'ny maty.
Hatreo aloa ny anio fa hotohizako amin\'ny resaka afobe sy fiaianana mandrakizay rahampitso...
Fanontaniana ; iza no namorona io afobe lazain\'i Niryna io ?

23. niryna
(
13/03/2007 05:01)
Ny zavatra rehetra dia noforonin'Atra ary satana dia te -haka ny toeran'ATra ary noho izany dia nazerany tety an-tany izy ka io no toerana nataony ho azy sy ny miaramilany.Lioka 10:18Fa hoy Jesosy taminy:Izaho nahita an'i Satana latsaka avy tany an-danitra sahala ny varatra.-Mat 25:41...miala amiko ianareo izay voahozona,ho any amin'ny afo maharitra mandrakizay,izay voavoatra ho an'ny devoly sy ny anjeliny.
24. fijo
(
13/03/2007 23:24)
niryna an,koa maninoa wa ny fiainako no tsy hovain'izao andriamanitra izao e??????sa lery koa matahotra ahy?
25. niryna
(
14/03/2007 05:29)
fijo:
niryna an,koa maninoa wa ny fiainako no tsy hovain'izao andriamanitra izao e??????sa lery koa matahotra ahy?
Fijo a, tsy misy izay tsy fantany ny momba anao ary efa im-betsaka izy no niantso anao kanefa ianao tsy nety nanantona azy.Teny marina ity fijo a.Raha ho tohizako ny tantara dia ho gaga ianao fa tena mijaly hono ny fanahin'ireo tsy voavonjy intsony.Une fois izany isika maty dia izay,na mankany amin'ny fiainantsihita na manaraka an'i jesosy.
Tantara farany novakiako izao dia hoe nitoriteny ity rangahy na tany amin'ny helo aza ary hoy izy tamin'i Jesosy hoe avelao aho hiverina amin'izay fa hitoriteny Satria fony tety an-tany izy dia nitoriteny nilaza fa tsy misy ny helo ary nangalatra volam-piangonana koa sy nanitsakitsaka vady.Izay voasoratra dia voasoratra hoy Jesosy ary dia tezitra izy ka niteny ratsy Azy.
26. fijo
(
14/03/2007 06:03)
niantso ahy izy ,nefa za tsy mbola nahare ny feony ko.za kosa aloha raha resak ahono hono tsy avy e
27. prime
(
14/03/2007 15:30)
fijo> Tsy mbola nahare mihitsy ve? sao dia tsy mihaino tsara kosa e...:)
28. Fanambinana
(
15/03/2007 14:52)
Fijo: mpandainga sy mpanendrikendrika ary mpanalabaraka olona ialahy. Tranon-dainga, io ny porofo.
Ny atao hoe fanalam-baraka dia ny fampitenenana olona iray (surtout filoham-piangonana) ny zavatra tsy noteneniny.
1. Tsy Kardinaly Razafindratandra tamin'ny taona 1987
2. Razafindratandra dia olona lava be.
3. Ny kardinaly tamin'ny taona 1987 dia ny Kardinaly Victor Razafimahatratra
4. Ny kardinaly Razafimahatratra dia mainty fa tsy zarazara.
5. Ny kardinaly Razafimahatratra izay kardinaly t@ 1987 dia tsy niasa tany Mahajanga tamin'io taona io.

29. niryna
(
16/03/2007 06:13)
Fanambinana:

Fa maninona no tapitra misy an'ity daholo izay sujet jerevako:roll: