Nofinofy

21. Fiffi ( 10/03/2007 08:46)
http://www.aufeminin.com/m/psycho/interpretation-signification-des-reves.html
22. sakaizakely ( 10/03/2007 10:44)
Fiffi> Misaotra :-*. Fohy loatra ilay fanazavana :-o
23. Fiffi ( 10/03/2007 11:34)
http://www.manuflores.com/reves.php
http://users.skynet.be/reves/
http://www.reve-interprete.com/portal.php
24. Stretch ( 10/03/2007 17:40)
sarotra be fiffi ny mijery an le izy a !
mieritreritra an zay nofiko vao haingana a de tsy hitako be ihany ny mamaritra oe inn na inn.

oh za tena recent : nanofy ny ex ko a
tena tsy tiko maizina be le nofy , nefa zay tsy miady an , fa nisaraka fotsiny , de mpiakama tsotra fotsiny sisa.
dia ra fitinina zany de mijery a ao am oe : homme
nefa tsy hitako zay significatiô any.
25. kelly13 ( 10/03/2007 17:45)
sitlo:

za zao nanonofy hoe lasa bogany be. Mety ho marina ve izany sa mijanona ho nofy ihany?



soa fa nofy :°):°)
26. Stretch ( 10/03/2007 17:50)
fa maninn aky kelly ra vrai ?
ra lasa bogany ve ra sitla de tsy mety ?

27. Fiffi ( 11/03/2007 19:18)
kelly13:
soa fa nofy :°):°)
:-D:-D


28. niryna ( 13/03/2007 06:24)
Maro no mety ho karazana hoe nofy:
1- Vokatry ny asa aman-draharaha nataonao androany,ny havizanana dia lasa mitamberina io rehefa matory.
2-Rehefa mihinankanina na manao vokibe ianao ka tonga dia matoty dia miasa ny saina rehefa mandevona sakafo ny vatana ka noho izany dia manofy betsaka sy mety mampatahotra koa aza.
3-Rehefa mivavaka isika dia miseho na manoro hevitra antsika ao anaty nofy Atra.Io dia mbola misy foana hatramin'izao.Raha tsy misy io dia namany tsy manankery intsony izany izay voasoratra ao anaty baiboly hoe haminana ny zanany,ahita fahitana,hanasitrana, handroaka demony,hivavaka ny marary dia ho sitrana.Famantarana ho an'ny mpino sy fahasoavana omen'Atra azy.
Tao anaty nofy Maria no nisehon'ny anjely Gabriela fa hanan-janaka
Tao anaty nofy Josefa no niresahin'Atra ny hampakatra an'i Maria ho vadiny fa aza matahotra sns
Tao anaty nofy Josefa no nilaza fa hiankohoka aminy ny iray tam-po aminy.
Ny namataran'i Josefa ny nofin'i Farao fa hamokatra fito taona ny fireneny ary hisy mosarena fito taona ihany koa.
Mbola miseho ao anaty nofy ihany koa hatramin'izao ny ho avintsika,ny nitranga ary ny zavatra mitranga.
Ny fanontaniana dia hoe iza no mahay mamaky nofy?
Arakaraky ny toerana misy azy io.
Tsy haiko aloha fa ny hoe raha manofy bibilava any dago dia hoe misy bevohoka ,tsy fantatro ny fahamarinan'izany.
29. sakaizakely ( 13/03/2007 08:43)
Merci Fiffi @ le rohy :-*

Stretch> za ko vao haingana nanonofy le ex-ko izay. A@ le nofy de miaraka ihany hono dia gaga aho hoe tsy efa nilaozako ve ity, nahoana aho no eto akaikiny ihany ? Tsy alezy mitsy aho amnio, izy anefa tsy taitra mitsy sady tsy manontany ahy akory hoe taiza aho zay elabe izay.
Tsy azoko mitsy io nofy io, nefa miverimberina matetika.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1507