Aretina mahazo ny olona ny rera-dava,misento am-po...???

21. tywa68 ( 08/03/2007 19:01)
:-D:-D
22. niryna ( 09/03/2007 00:49)
xxx:

ary toa miteny irery ato niryna?=))=))=))

Mba ampio aho ry xxx fa aza manao mampihomehy ahy foana ianao a:wink:

23. niryna ( 09/03/2007 00:53)
salmo1:

niryna: lava lôtra izy zany :-D

Koa raha atao lavabe tsy misy fiafarana anie toa marary maso ny olona e?Atao tsipotipotika toa lava ihany8OAtao fohikely.Hisy haneno sahona hoe tsy mazava.Tsy hita intsony e.:P dia voatery hazavaina foana.Misy tsininy kellllyyyyy daoul kou::lol::lol:

24. niryna ( 09/03/2007 00:54)
xxx:

niryna:
Ny dokotera ihany no manome fanafody azy
=))=))=)) ary toa lasa dokotera indray sady miteny irery ato?




Aiza hoy aho xxx mba hamaly:roll:

25. niryna ( 09/03/2007 00:56)
salmo1:

niryna! ¿como estas? :-D

Tsara aho fa misaotra.Ianao koa manahoana?

26. niryna ( 09/03/2007 01:01)
salmo1:

Jueves 8 de Marzo dia de la mujer


Arabaina enao niryna:-*

Izaho koa miarahaba anao.Na mijery rose sy manoroka azy fotsiny aza dia efa anisany fahafinaretana iray manampy ny olona eo amin'ny adin-tsaina.

27. niryna ( 09/03/2007 01:10)
vahatra22:

le izy koa indraindray décalcification! za refa rera-dava izay d mahatsapa tena hoe midécalcifié! d savolaina mihitsy ary! fa le izy ko lo samy manana ny fisehony @ ol tsirairay e! arakaraky ny toe-batan' le ol!:):):):)


Marina izany ary tsara raha fantatra mialoha ny aretina
28. niryna ( 09/03/2007 01:13)
[quote=xxx]




Fa tsy io anie no no ndeha ho tenenina foana @ olona e! la réligion est l'opium du peuple. Raha hitorianao io olona io dia vao maika hamono tena fanindroany kôzy e!Aza mamoina ny olona fa avelao izy hiaina fa Andramanitra anie tsy olona triste toa anao io e! Fifaliana Izy fa tsy be saina sy be vava toa izao!!!

Raha misy azontsika hatao ihany dia ataovy,rehefa ny sainy no mitondra azy kanefa tsy misy mpanampy dia mety hanaonao foana.Tsara ny mba mahafanta-javatra fa lalam-piainana io ry xxx a

29. niryna ( 09/03/2007 01:17)
[quote=soanja]




Raha vao mamaky andalana vitsivitsy fotsiny aho dia mahita fa mety manana problema na Thyroid le olona.
Mila asaina mankany amin'ny doketra ahaingana izy tester-na ny thyroid-ny raha mbola miodina tsara na tsia.

Io ihany aloha jerena de raha tsy io dia miverana eto indray e.



Misaotra soanja,efa fantatra ny nahazo ny olona dia izany no antony nanoratako hizaraka ny zavatra hitako.(l)niryna

30. niryna ( 09/03/2007 06:26)
xxx:

lava loatra ry dokotera a ! ho faty ihany mandrampamaky ny diagnos =))



=))=))=))mety tsy ny marary no maty fa ilay ao an-trano no mikoropaka:roll: satria teo vao nilainy ilay zavatra nisy fahalalana kely tokony nanampy:cry:
31. linarako2 ( 09/03/2007 10:29)
xxx:

ary toa miteny irery ato niryna?=))=))=))

Io olona io tena tsy mahita zavatra tsara ambara.Sao dia mba manana fitiavana ary io raha lahy,vavy indray toa mialona.:roll:

32. rush ( 11/03/2007 10:51)
aza manoro vohana eto ry niryna fa tsy mpitsabo ianao e!raha zavatra nety t@ olona 1 tsy voatery hoe mety @ rehetra akory e!natokana ho an'ny mpitsabo izany fa tsy zao olona rehetra zao akory!dia inona intsony no hilaina ny mpitsabo raha samy miseho mahay an'izao sy izao ny rehetra?
Sao dia mba manana fitiavana ary io raha lahy,vavy indray toa mialona.
mba hafahafa kosa izany fanambarana fitiavana any @ nareo izany an!raha vavy izany dia hoe mialona?fa mialona @ inona?io ve nama dia andeha hialonana?
33. niryna ( 13/03/2007 04:34)
rush:

aza manoro vohana eto ry niryna fa tsy mpitsabo ianao e!raha zavatra nety t@ olona 1 tsy voatery hoe mety @ rehetra akory e!natokana ho an'ny mpitsabo izany fa tsy zao olona rehetra zao akory!dia inona intsony no hilaina ny mpitsabo raha samy miseho mahay an'izao sy izao ny rehetra?
Sao dia mba manana fitiavana ary io raha lahy,vavy indray toa mialona.
mba hafahafa kosa izany fanambarana fitiavana any @ nareo izany an!raha vavy izany dia hoe mialona?fa mialona @ inona?io ve nama dia andeha hialonana?

:lol::lol::lol::lol::lol:

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3901