Resaka natao tamin'ny monpera nanambady masera.

41. niryna ( 15/03/2007 05:39)
Tena lasa mitatra be izy ity ka lasa mivoana any amin'ny hafa.kanefa fivavahana no dinika ato ka izay tokony hatao hanampiany ny olona mety solafaka no resahina na hafa.Raha nisy ilay zavatra dia nisy izy izany samy tsy nisy nahita daholo isika fa ilay namorona ny sujet no mety nahita.Araka ny tenin'ny namana rehetra teo hoe olombelona izy ary mety solafaka na meloka toy izaho sy ianao.Raha tsy nisy moa ilay izy dia anjaran-tsika tsirairay no tokony hisaina fa tsy hiady amin'izay zavatra tsy hitan-tsika.Vavolombelon'ny mpiasa ny bainga voavadika ka aleo ny tantara no hitsara azy,sy ny asa vitany.
42. pissoa ( 15/03/2007 06:57)

Ka ilay nanokatra size aza notenenin'i Hery hoe teneno eto raha nisy fa tsy niverina intsony izy kou :roll:
Hery:
- Raha resaka natao tamina mompera nanambady masera tena marina ity resaka ity dia teneno eto ny anaran'ilay mompera nanambady masera fa angamba tsy hatahotra an'izany izy. Dialogues amboamboarina fotsiny ny tahaka itony.

Avy eo koa i Hery manontany hoe

Hery:
Mbola liana ve ianareo ny momba ny atao hoe pretra ao amin'ny fiangonana Katolika?

fa tsy misy miteny hoe LIANA ankoatra an'i Fiffi (:-*) ... angamba tsy afaka miteniteny foana intsony raha hazavainy io dia aleo tsy hazavainy :lol:
43. Fiffi ( 15/03/2007 07:13)
pissoa:

fa tsy misy miteny hoe LIANA ankoatra an'i Fiffi (:-*) ... angamba tsy afaka miteniteny foana intsony raha hazavainy io dia aleo tsy hazavainy :lol:
pissoa: :) :-* ndry nga tsy liana @ io akia ? de ny tsara ve ozy ndry de aleo tsy hazavaina ? heu.....tsy aleo ve akia hazavaina mba ho hitan'ny be sy ny maro hoe ahoana ny fiaina'zareo ? mba hialana @ le fitsarana etsy sy eroa sy ny firsikerana ? sa diso zah ?

44. ari.malala ( 15/03/2007 13:21)
zay ndray za vao tato fa za koa liana @ io resak'i Hery io na dia Katolika aza ny tenako. Ento ny fanazavana Hery a!

45. pissoa ( 15/03/2007 13:36)
Fiffi : za kou miandry ny fanazavan'i Hery k :oops:
46. ari.malala ( 15/03/2007 13:54)
Fa ny tsy azoko @ ilay sujet alo zany de hoe feno zaza kamboty eran'ny tanĂ na, ny dikan'izany ve de sanatria hoe zanaka mompera ny zaza kamboty? ary tsy azo fantarina nga hoe iza io olona miteniteny foana io e! sady mamafy discorde de manjavona... tsy mahalala fomba be!
47. Fanambinana ( 15/03/2007 15:07)
Fijo: mpandainga sy mpanendrikendrika ary mpanalabaraka olona ialahy. Tranon-dainga, io ny porofo.

Ny atao hoe fanalam-baraka dia ny fampitenenana olona iray (surtout filoham-piangonana) ny zavatra tsy noteneniny.

1. Tsy Kardinaly Razafindratandra tamin'ny taona 1987
2. Razafindratandra dia olona lava be.
3. Ny kardinaly tamin'ny taona 1987 dia ny Kardinaly Victor Razafimahatratra
4. Ny kardinaly Razafimahatratra dia mainty fa tsy zarazara.
5. Ny kardinaly Razafimahatratra izay kardinaly t@ 1987 dia tsy niasa tany Mahajanga tamin'io taona io.
48. niryna ( 16/03/2007 06:37)
:roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1137