I Fiffi

21. fijo ( 07/03/2007 23:10)
isaorana izany ny dadan'i fiffi sy ny mamany nanao azy,fa raha tsy izany tsy hita teto izy e.
22. Rasiligaoma ( 08/03/2007 00:28)
fiffi.. mety eeeee
23. Fiffi ( 08/03/2007 07:06)
hisaorana antsika rehetra hatrany ary ny Tompo anie Homba sy Hitahy antsika lalandava .:-*:-*:-*
24. rush ( 08/03/2007 09:21)
prime:

Ny olona tsotra, mahitsy sy madio fo dia mahate-hidera tokoa...

Tsy teto ihany i fiffi no efa nahazo sitraka toy izao fa efa hatrary @ dinika hafa ary...

Koa dia isaorana Andriamanitra mbola manana olona toa azy...:)
tena isaorana marina Andriamanitra fa mbola misy ny olona tahaka an'i fiffi, tohizo hatrany aky mba hanarahanay ny modely.:-*:-*:-*


25. Fiffi ( 08/03/2007 11:36)
ho fisaorana anareo rehetra.....:-*:-*:-*:-*
26. fijo ( 09/03/2007 00:31)
ka ny ahy raha rozy tsy ampy ahy ko
27. Fiffi ( 09/03/2007 08:01)
io fo be io no omena hisaorana kah ! miaraka @ voninkazo......
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 7.3436