I Fiffi

1. soanja ( 06/03/2007 16:50)
Miala tsiny fa tsy mba fanaoko ny manao toy izao saingy tiako mba hampitaina amin'ny rehetra ny fomba fisainako. Rehefa nandinika elabe zah dia nahatsapa fa midera an'i Fiffi aho amin'ny fomba famoahany hevitra eto. Isaorako Andriamanitra fa misy azy eto. Amiko raha misy ny Kristianina mamoaka hevitra eto dia ny azy no hitako tena tsara alaina modely.
Voalohany aloha manana ny finoany izy ary mitazona izany hatrany.
Tsy mba manambany ny hafa izy ary tsy manao tsinotsinona ny hevitry ny hafa.
Masiaka kosa izy raha misy manao ankarihary manambany na maniratsira ny hafa.
Hatrany hatrany anefa dia tsy mihen-danja ny fandraisany ny hevitra omena ka hitany fa tsara.
Tsy namako eto amin'ny serasera i Fiffi fa rahavaviko lalandava ao amin'i Kristy kosa.
Misaotra aky Fiffi a! :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
novalian'i Fiffi ny 09/03/2007 08:01
2. ikaretsaka ( 06/03/2007 16:56)
namaste fiffi. ny an'i soanja no lasa aloha... aleo avantana amin'ny fo tsy miangatra ohatran'izao kosa mba ho ohatra tsara sy alain-tahaka e
Marihiko ka fa tsy namako mihitsy i fiffi sy soanja ary tsy fantatro ary tsy misy resaka ambadika fa dia izay efa voalazan'i soanja izay aby angamba.
rehefa any mihaona e!
3. boubounezy ( 06/03/2007 17:50)
[quote=soanja]
Miala tsiny fa tsy mba fanaoko ny manao toy izao saingy tiako mba hampitaina amin'ny rehetra ny fomba fisainako. Rehefa nandinika elabe zah dia nahatsapa fa midera an'i Fiffi aho amin'ny fomba famoahany hevitra eto. Isaorako Andriamanitra fa misy azy eto. Amiko raha misy ny Kristianina mamoaka hevitra eto dia ny azy no hitako tena tsara alaina modely.
Voalohany aloha manana ny finoany izy ary mitazona izany hatrany.
Tsy mba manambany ny hafa izy ary tsy manao tsinotsinona ny hevitry ny hafa.
Masiaka kosa izy raha misy manao ankarihary manambany na maniratsira ny hafa.
Hatrany hatrany anefa dia tsy mihen-danja ny fandraisany ny hevitra omena ka hitany fa tsara.
Tsy namako eto amin'ny serasera i Fiffi fa rahavaviko lalandava ao amin'i Kristy kosa.
Misaotra aky Fiffi a! :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*


tsara be zany fijerinao izany ka ho mandrakizay anie ni firahavavinareo @ tompo. za kou alou tsy mbola naita kristiana bé otrany fiffi teto e!
misôtra an'A/tra mbola misy ny tena mpivavaka sy mpino azy ary Itany fona zany atsarany olona eto @ sera2 izany
misôtra anao soanja natsikaritra izany:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*


4. belaza ( 06/03/2007 18:04)
=D=D=D=Dhoani Fiffi
5. EncoRama ( 06/03/2007 19:36)
An'Andriamanitra irery ihany anie ny Dera sy ny Laza ary ny Voninahitra ka ho antsika ety an-tany ny fitiavany koa tohizo ny fifankatiavana fa izay no lova tsy manam-paharoa nomeny ho antsika.
Misaotra anareo sy i Fiffi ihany koa ny tenako
6. rakaroka ( 06/03/2007 20:32)
Asa 'nareo raha mbô tsy tokam-po toa ahy:
Tiako Bbbe i Fiffy :-* fa
misy maro koa no TENA TSAPAKO mivongana ny maha-namana maha-te ho tia azy, par leur "humour" , "leur
franchise", sns...:*
rahateo misy "lasitra" nitovizana mitarika fiombonam-pijery
Izaho tsy te hanifika ny hafa satria tsapako ny filako azy ireny, indrindra ny fomba firesany toa "étrange" aza ny fihevitra azy! Izay indrindra no itiavako azy:Mampisy saosy ny serasera amiko!
I Abbé Pierre izay vantambata-fiteny tsy zakan'ny sasany, tsy nampatory ny Etats fa nilaina izany ary ny "absencen'izany nahatsapana fa misy "VIDE":wink:



7. sakaizakely ( 06/03/2007 20:51)
Fiffi

:-* mamy be ho an'ny rahavaviko (l) (l) (l) noho ireo antony nolazain'ny namana rehetra ireo.
8. tynah ( 06/03/2007 21:32)
am-pitiavana be akia fiffi ah! merci bcp! (l):-*:D^:^
9. Papoose ( 06/03/2007 23:14)
(l)luv is in di air(l)
10. fijo ( 07/03/2007 05:41)
mahazo roa alina indray izany fiffi avy aty amin'i fijo e
11. naritsimba ( 07/03/2007 05:50)
Fiffi> Atolotro manokana ho anao ity andinin-tsoratra
masina ity ary misaotra anao manokana t@ izay vitanao sy izay mbola ataonao rehetra.
« Fa isika tsy mba naman'izay mihemotra ho amin'ny fahaverezana, fa naman'izay mino ho amin'ny famonjena ny fanahy. » (Hebreo 10:39)
12. prime ( 07/03/2007 08:11)
Ny olona tsotra, mahitsy sy madio fo dia mahate-hidera tokoa...

Tsy teto ihany i fiffi no efa nahazo sitraka toy izao fa efa hatrary @ dinika hafa ary...

Koa dia isaorana Andriamanitra mbola manana olona toa azy...:)
13. tywa68 ( 07/03/2007 08:24)
tena marina dhl ireo voalazan'ny namana ireo : merci fiffi a :-*
14. lamie ( 07/03/2007 09:15)
fiffi zandry kely!:-*
15. Fiffi ( 07/03/2007 09:53)
Voninahitra ho an'Andriamanitra amin'ny avo indrindra.

Ary fiadanana ho ambonin'ny tany , ary fankasitrahana ho an'ny olona anie.

Misaotra anareo namana tsy hankanavaka noho izao fankasitrahanareo izay hevitra nomeko teto.......Mahafinaritra ny fifankatiavana ka hivavahako hatrany ny fitohizan'zany.....

Samy zanak'Andriamanitra avokoa isika ka hoy ity hira ity hoe :
Didy vaovao
No omeko anarao
Dia ny mba hifankatiavanareo
Eny , aoka ho tahaka ny fitiavako anareo
No ho mba hihifanhakatiavanareo kosa.....
Izany no ahafantaran'ny olona rehetra....
Fa mpianatro ianareo......raha mifahankatia.

:-*:-*:-*:-*:-*:-* daholo....:)
16. sasa ( 07/03/2007 11:01)
Za koa tena efa nahatsikaritra an'io hatramzay nahitako an'i Fiffi tato am serasera, na d tsy mamaly sujet ato aza za matetika, d mamaky foana ary mahita ny namana rehetra izay mamaly eo fa i Fiffi hafa mintsy
Misaotra ary tena mankasitraka an'i Fiffi:-*:-*:-*
17. ninih ( 07/03/2007 11:06)
Fiffi> zakan'i Fiffi ve voninkazo.
Merci r'ise an!
18. andry08 ( 07/03/2007 14:11)
:D:DTsiky ngeza be! Dia miampy:-*:-* dia ho tahian'Andriamanitra akia an!
19. Fiffi ( 07/03/2007 17:23)
Dia samy ho tahian'Andriamanitra avokoa isika rehetra.....de :-*:-*:-*:-* :)
20. Fiffi ( 07/03/2007 17:24)
sakaizakely de :-*:-*:-*:-* le faha an ! :)-
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0724