FIHAVANANA
1. ilanto
(
04/03/2007 16:18)
HO ANAO MALAGASY TOA AHY, INONA NO AZO AMARITANAO NY ATAO HOE FIHAVANANA AMIN'IZAO ANDRONTSIKA ANKEHITRINY IZAO? Saro-bidy ny fihavanana. Hery ny Fiahavanana. Aina ny fihavanana. fanoitra ny fihavanana. Ny firaisan-kina no hery.sns...
novalian'i tynah ny 06/03/2007 21:57
3. tynah
(
04/03/2007 19:13)
Isika Mlagasy dia malaza fa tena tia fihavanana nefa raha ny hitako dia toa tsy izay mintsy no misy matetika aty an-tany lavitra aty.Sasany zany mifanena any anaty metro zany dia tena miavona anie zany eh!!!:oops::oops::oops: nefa ny tena mba miharahaba mitsikitsiky ery!:cry: aza hatao an'zany oah ny namana eh! zany oe, tsy ni rehetra an! fa ny sasany! Samby malagasy antsika eh!!! aza mifangalengy namako o! o! o! mifankatiava ah!:-*
4. niryna
(
05/03/2007 01:54)
tynah:

:cry:
5. sitlo
(
05/03/2007 08:44)
Na tsy any andafy aza fa eny Analakely dia efa tsy hita taratra intsony ny fihavanana fa samy maka ho azy daholo.
Any ambanivohitra aho sisa no mahita vali-tanana izany, fa ao andrenivohitra parotsa aloha vao misaoma.

6. lilbon
(
05/03/2007 08:58)
ny hamaritako ny atao hoe fihavaana:
1/Ny havako na koa reo zay antsoiko ihany hoe iray ra amiko .Ao zany le nahitako masoandro sy ny rahalahiko s koa reo iray tanindrazana amiko
2/@ireo 1 Tanindrazana amiko ireo de mety ho voafaritra ao ny hoe avy any amin ny misy ahy .Izany hoe malalaka be :avy any an tanana, avy any am faritro ary koa hoe avy any madagasikara fihaviana .
Mbola mety hitarina koa hoe avy any am oceanina indiana
3/misy ny havana amin ny lafiny maro
Havana raha misy patsa.
Hvana mahavonjy.

7. sakaizakely
(
05/03/2007 09:05)
Be havana raha manankohanina fa rehefa tsy misy dia miokonokona irery eo 8-)
8. ilanto
(
05/03/2007 15:30)
Misaotra anareo izay efa naneho ny heviny fa mbola be ny zavatra tsy mazava amintsika ary mihavery izany mazava hoazy ny atao hoe fihavanana!!!
9. baw
(
05/03/2007 15:45)
sitlo:
Na tsy any andafy aza fa eny Analakely dia efa tsy hita taratra intsony ny fihavanana fa samy maka ho azy daholo.
Any ambanivohitra aho sisa no mahita vali-tanana izany, fa ao andrenivohitra parotsa aloha vao misaoma.
inona no dikan'io oe parotsa aloha vao misaoma?
10. sakaizakely
(
05/03/2007 15:49)
Nihatra tamiko manokana an ! Tany Dago zahay be fianakams be. Tonga daholo mila isanandro Ranona avy any ananona, lavidalana koa moa, dia tsy maintsy rosoana sakafo. Indraindray miara-mitapo eo olona maromaro, ny ankilany fady boribory nefa pitipoa ny laoka, dia voatery manao sakafo manokana ho azy. Ny vahiny moa hajaina sady tsy fandroaka, de eo ianao mitoko resaka eo fa tsy afaka manao izay tiana atao. Ny firesaka am'zany protocolaire be : kabary izao, fanoharana izao, izany hoe tamiko tsy fifandraisana ampo fa fahalalampomba fotsiny. Izany hoe tsy azo atao namana azo amborahana izay ao ampo fa dia havana izay fotsiny dia vita.
Vita ny kaly, misotro kawa, dia mangatadalana tompoko fa hariva ny andro. Misaotra betsaka tamin'ireo soa natao de blablabla dia hariva sahady ny andro. Zareo lasa fa siora enao fa miverina eo izy afaka herinandro. Izay ilay hoe havana raha misy patsa.
Ny adidy amankavana koa tsy vitan'ny resaka fotsiny amin'izany. Isaky ny sabotsy/alahady, raha tsy vangian'olona, dia lasa mamangy olona. Tsy hoe resaka mamangy fahoriana, fa ilay hoe "fitia" mifamaly, nefa moa resaka relationnel fotsiny izy io. Ny lehibe manao ny fomba, dia ny ankizy manarabokony eny na tsy ahitany fahafinaretana aza izany.
Raha izaho manokana dia ny havana akaiky ihany no tiako ifaneraserana satria izay hoe akaiky izay sady mitovitovy resaka sy taona ohatra. Fa tsy hoe havana daholo babay sy lohavohitra. Lany eo ny andronao satria raha fakafakaina, zanak'anabavin'ny anadahin'ny rafozan'i dadatoa daholo ny erakiny tanana.
Sady izao koa, rehefa sendra voina, ka tsy misy haroso intsony (lany ny patsa), tsa misy oul tonga mamangimangy izany intsony ! Tena niainako io taorianan'ny nahafatesan'i dada, dia vita vaksiny havana aho.
Amiko dia ny namana ihany. Satria iny nosafidiko, mitovy feeling amiko, mifampiresaka mazava tsara, fa tsy hoe resaka fahalalampomba fotsiny ihany.
Ozy ny vôza hoe "Il vaut mieux être seul, que mal accompagné". Aleoko namana vitsivitsy azoko ianteherana, toy izay havana be tsy aninn tsy aninn de hanadino anao rehefa tsy manankomena ianao.

11. tynah
(
06/03/2007 21:57)
baw: parotsa zany sosy na S no dikany raha tsy hain'i toi koa d vola eh! zany zao no fiteny any dago:-*