Aza mitsahatra mamafy.

41. cutie ( 07/03/2007 00:23)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 06-03-2007 16:16:19
Lohateny : Re : Aza mitsahatra mamafy.
tssssssss
eeeeeeenao an.....

misy in :roll::roll::roll::roll:
42. cutie ( 07/03/2007 00:24)
de tsy haiko koa ze mapime an'dry ry booboo @io :lol:
43. prime ( 07/03/2007 13:57)
Fanoharana ny amin\'ny mpamafy : Matio 13... tsy misy resaka vary sy katsaka fa resaka tany amafazana sy ny zava-misy isaky ny tany amafazana...

Toerana efatra no voalaza niaraka tamin\'ny momba azy avy :

  1. teny amoron-dalana sy ny vorona
  2. teny ambony vatolampy sy ny masoandro
  3. teny amin\'ny tsilo
  4. sy teny amin\'ny tany tsara
44. Fiffi ( 07/03/2007 14:02)
La parabole du semeur
(Luc 8, 4-15)
Comme une grande foule se rassemblait,
et que de toutes les villes on venait vers Jésus, il dit en parabole:

« Le semeur est sorti pour semer la semence. Comme il semait, du grain est tombé au bord du chemin, les passants l’ont piétiné, et les oiseaux du ciel ont tout mangé. Du grain est tombé aussi dans les pierres, il a poussé, et il a séché parce qu’il n’avait pas d’humidité. Du grain est tombé aussi au milieu des ronces, et, en poussant, les ronces l’ont étouffé. Enfin du grain est tombé dans la bonne terre, il a poussé, et il a porté du fruit au centuple. »

En disant cela, il élevait la voix :

« Celui qui a des oreilles pour entendre, qu’il entende! »
45. Rasiligaoma ( 07/03/2007 14:06)
prime:

Fanoharana ny amin\'ny mpamafy : Matio 13... tsy misy resaka vary sy katsaka fa resaka tany amafazana sy ny zava-misy isaky ny tany amafazana...

Toerana efatra no voalaza niaraka tamin\'ny momba azy avy :

  1. teny amoron-dalana sy ny vorona
  2. teny ambony vatolampy sy ny masoandro
  3. teny amin\'ny tsilo
  4. sy teny amin\'ny tany tsara



ka ny fandraisan'ikaretsaka sy ry cutie, (tsy haiko i fiffi na manao koa na tsia ) an'io dia tsy noraisiny ara-bakiteny ilay izy fa noraisiny hoe na i jesosy kristy aza dia zavatra samihafa no nambarany arakarak'izay tontolo (univers) nisy azy
any no hitako fa hijeren-dry zareo azy


46. prime ( 07/03/2007 15:29)
rasily a> Aza odiana tsy jerena hoy aho ny Tenin'Andriamanitra... mazava be io fa fanoharana... tsy hisy handray an'io ho ara-bakiteny fa ny hevi-dalina fonosiny no tiana resahina araka ny tian'i hery itarihana an'ity lohahevitra ity rahateo...

Io rahateo tsy fanoharana sarotra toy ny fanaony fa Izy ihany no nitondra ny fampianarana sy ny fanazavàna tiany nahatongavana ao amin'io Matio 13 io na io Lioka notsongain'i fiffi io...

Tsy isika indray no hamorona fanoharana ka hihevi-tena hahay noho i Kristy fa io Teniny io dia afaka itondràna ny adihevitra...
47. Zina ( 07/03/2007 16:05)
Zany mihitsy ry Prime:wink:
48. ikaretsaka ( 07/03/2007 16:10)
mijery ange mijery aby kosa ataoko e! fa ny mandray azy ara bakiteny no misy manao misy tsy manao...
49. cutie ( 07/03/2007 22:11)
:-D:-D:-D:-D:-D
50. fijo ( 07/03/2007 23:42)
ika an,ny ahy letia izany "namaste mitady an"ny ahy le fanahy tsy midera fotsiny fa tena mitady ny azy mihintsy ko.hi hhii
prime,za dia sahy milaza fa isika dia mahay noho izany kristy izany.io anie olona zara raha nianatra e.
51. Zina ( 07/03/2007 23:58)
prime,za dia sahy milaza fa isika dia mahay noho izany kristy izany.io anie olona zara raha nianatra e.


mitana ny opinion-ny mihitsy i fijo ka:(
na ho lazaina anao eto impiry aza ny fahamarinana dia tsy ho ekenao mihitsy ko:(
52. Rasiligaoma ( 08/03/2007 00:02)
za zao orthodox fa za kosa tsy mitarika ny olona hoe andao anao orthodox fa satana izay tsy orthodox dia mamelatra baiboly eo za
53. Zina ( 08/03/2007 00:07)
Rasiligaoma [ Valio ] 08-03-2007 01:02:29
Lohateny : Re : Aza mitsahatra mamafy.
za zao orthodox fa za kosa tsy mitarika ny olona hoe andao anao orthodox


Rasil a,
ny but antsika eto anie tsy hitarika olona ho ao @ fiangonana izay alehan-tsika e...
ny but eto dia milaza ny fahamarinana izay lazan'ny ao @ baiboly:wink:

fa satana izay tsy orthodox dia mamelatra baiboly eo za

Tsy mazava ahy ny tianao lazaina..
54. Rasiligaoma ( 08/03/2007 00:17)
misy manao an zany ato hoe zay tsy manaraka izay "afafiko" dia satana
55. Zina ( 08/03/2007 00:41)
Rasiligaoma [ Valio ] 08-03-2007 01:17:14
Lohateny : Re : Aza mitsahatra mamafy.
misy manao an zany ato hoe zay tsy manaraka izay "afafiko" dia satana


Tsy mety kosa zany ka... mamafy ny fahamarinana dia izay mandray tsara izay tsy mandray azy samy irery izany:wink:
56. Rasiligaoma ( 08/03/2007 00:44)
ka zay.. de mba nanontany aho hoe inona kay no fiangonana sy finoana misy izany zavatra "afafinareo" zany fa tsy misy sahy miteny rehefa anontaniana hoa
57. niryna ( 12/03/2007 04:28)
Zina:

Rasiligaoma [ Valio ] 08-03-2007 01:17:14
Lohateny : Re : Aza mitsahatra mamafy.
misy manao an zany ato hoe zay tsy manaraka izay "afafiko" dia satana


Tsy mety kosa zany ka... mamafy ny fahamarinana dia izay mandray tsara izay tsy mandray azy samy irery izany:wink:

Hitakou.Ny voa tsara izay nafafy dia ny fahamarinana izany dia hamoa voa tsara ihany koa.Samy mijinja izay nafafiny rehefa avy eo.Voa tsara na voa ratsy. Tsy maitsy mandray ny vokany ny tsirairay.

58. ikaretsaka ( 12/03/2007 04:37)
ka samy mananana ny "fahamarinana aminy" ange e

io ilay hoe tsy fomba ny mamafy voan-katsaka eny antanimbary!
dy hoe aza gaga raha ny vary no miakatra be nohon'ny katsaka avy eo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.125