Aza mitsahatra mamafy.

21. cutie ( 04/03/2007 00:46)
Mpandefa : prime [ Valio ] 02-03-2007 16:55:58
Lohateny : Re : Aza mitsahatra mamafy.
Mamafàza voa, aza mba malaina
fa tsy fantatrao re izay ho vanona
na amin'ny hariva na amin'ny maraina
mamafàza voa tsy mijanona...

Matokia re, matokia re
hisy amboara ho anao anie e...

hihihihi
io koa no hira tsaroako vo nahita ty dinika ty :lol:
22. ikaretsaka ( 04/03/2007 01:30)
fa amin'izao fotoana izao koa ny "mpamafy" fia betsalka no manao ilay hoe tsy izy raha vao tsy "manaraka" ny conviction-ny!
23. cutie ( 04/03/2007 01:44)
ie de mody misalotra baiboly:-D:-D:-D
24. ikaretsaka ( 04/03/2007 01:54)
tena mamafy izy de bedy hono ra tany raha tsy mamoaka 10t/ m carre.. (io le conviction ny)

ko raha tsy voatery hamokatra izany ilay tany ko (le tany tsy terena kosa)


de vao tsy mamokatra an'io le tany dia hoe tanin'i "satana" hono (io le fisainany raha vao tsy mitovy @ ilay conviction-ny)

na ohatra hoe katsaka no afafiny nefa ilay tany efa vita ho tanimbary! avy eo mitabataba fa tsy naniry ny katsaka! :( fa ny vary nafafy taty afara no niakatra be!:wink:

tsy hita e.. an'iza ny fahadisoana? nefa zay le fiainana
25. niryna ( 05/03/2007 04:53)
tywa68:

hery sy niryna : mizara ampitiavana ny finoanao enao !

linarako2 : tsy ampitahorina afobe izay miteny zavatra hafa (ohatran'i fijo).:-D:-D



Misaotra tywa68 a.
Asa aloha fa resaka famafazana voa no resahina eto ka mety nahita ilay teny angamba i linarako2.Misy mantsy fanoharana milaza hoe namafy voa ilay mpamboly ary dia nanontany ny tompony hoe naniry ny ahitra ratsy koa ho tapahina ve?Dia namaly ny tompo hoe avelao haniry aloha fa rehefa tonga ny fotoana fijinjana dia ho jinjaina izy ary hoevahana ny tsara sy ny ratsy ary ho dorana izy fa any no misy ny farihy mirehitra afo sy ny fikotrohanify.Tahaka izay ilay fanoharana.Asa aloha fa izay no fandraisako azy a.

26. ikaretsaka ( 05/03/2007 13:57)
niryna> fa tadidio fa tsy mety koa ny mamafy katsaka eo an-tanimbary an!

io ilay hoe aleo ho an'i Cesar izay an'i cesar
27. cutie ( 05/03/2007 14:23)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 04-03-2007 02:54:46
Lohateny : Re : Aza mitsahatra mamafy.
tena mamafy izy de bedy hono ra tany raha tsy mamoaka 10t/ m carre.. (io le conviction ny)

ko raha tsy voatery hamokatra izany ilay tany ko (le tany tsy terena kosa)


de vao tsy mamokatra an'io le tany dia hoe tanin'i "satana" hono (io le fisainany raha vao tsy mitovy @ ilay conviction-ny)

na ohatra hoe katsaka no afafiny nefa ilay tany efa vita ho tanimbary! avy eo mitabataba fa tsy naniry ny katsaka! fa ny vary nafafy taty afara no niakatra be!

tsy hita e.. an'iza ny fahadisoana? nefa zay le fiainana

:-D:-D:-D:-D:-D
namaste
28. ikaretsaka ( 05/03/2007 14:38)
cutie> nga enao jesuite no "namaste"?:?::wink:
29. cutie ( 05/03/2007 14:57)
mianatra an'le fataonareo ka :lol::lol::lol::lol:
30. tywa68 ( 05/03/2007 16:12)
ny soa fianatra moa ry cutie ô ? :wink:
31. cutie ( 05/03/2007 16:32)
ie :lol::lol::lol::lol:
ny an'i soanja nja tsy maintsy misy we am-pitiavana hatrany :lol::lol::lol:
32. ikaretsaka ( 05/03/2007 23:50)
cutie> fantatrin-dry ve aloha ny dikan'ny namaste:wink:
namaste="ny fanahy ao amiko dia midera ny fanahy ao aminao"
33. cutie ( 06/03/2007 00:18)
hihihihihi
hay moa zany izy io
efa tadidko ihany fa efa nazavain'i toi izy io fa ohtran'ny lava be t@ zany :-D

namaste zany koa
de zay zany
ny fanahy ao amiko dia midera ny fanahy ao aminao :lol:
34. ikaretsaka ( 06/03/2007 15:16)
tssssssss8)
eeeeeeenao an.....
35. tywa68 ( 06/03/2007 16:15)
:-D
36. booboo ( 06/03/2007 16:17)
:-D
37. ikaretsaka ( 06/03/2007 16:24)
ireto zazavavin'ny serasera ireto dia mahita atao mihitsy ka..
tsy maninona fa zanak'andriamanitra aby e
38. tywa68 ( 06/03/2007 16:28)
Ika : namaste :-D
39. soanja ( 06/03/2007 16:44)
NAMASTE ABY ISIKA ABIABY!:-*:-*:-*:-*:-*:-*
40. ikaretsaka ( 06/03/2007 23:59)
tandremo mamafy voan-katsaka eny an-tanimbary fa izay tsy mety ry namaste isany an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1735