special stretch sy sitlo

41. Stretch ( 03/03/2007 19:35)
tsy manao tsony a e !mifona fa reny ko ngé freetrad e;-)
42. sitlo ( 03/03/2007 20:06)
dia mody mizesta ndray za hoe
rehefa natao ny fandinihana dia raisina sy ekena ny fifonanao.
43. Stretch ( 03/03/2007 20:29)
misaotr'e !
de taiza ary tsika teo. . fa ato ko tsisy ol mintsy fa makaiza daôly ary reo ol connecté retra reo.
44. sitlo ( 03/03/2007 20:32)
za mba efa ela no nahatsapa izany. Mety mihaino radio angambany.
45. Stretch ( 03/03/2007 20:38)
ny tsy laitra am le radio le ramatoa manao pub.
fa taiza kay indry no niantsenaaaaaaa. . . .
8O 8O 8O
46. sitlo ( 03/03/2007 20:47)
:-D
ny azy koa izany foana, mialona indray ve ramato oh
47. Stretch ( 03/03/2007 22:54)
tsy mialona a fa mandreraka a.
sady efa leo e !
tokony mba ovana amzay.
48. sakaizakely ( 04/03/2007 16:00)
Strech > hoy ny vôza hoe les gouts et les couleurs, ça ne se discute pas.
Samy manana ny tiany tokoa fa tsy mampientana ahy mintsy le i Dadah io. am'zay kou ange tsy misy risque hoe goliriko nen'i toi e :-D :-D :-D
Aleoko ihany mionona @ Brad Pittbull entrée miampy an'i Hugh Grant plat principal ary Robbie Williams atao tsindrintsakafo. Ny kawa miaraka amin'i Jude Law =)) =)) Kaly izany ka kaly !!!!
49. sitlo ( 04/03/2007 16:10)
tsy azo ry sakaiza kely ah

stretch> mba miaina amin'ny zavamisy fa izay no misy. :idea:
50. sakaizakely ( 04/03/2007 16:24)
Dryyyyyyyyyyyyyyy ! Tena misavirivole mintsy ndray ange za zany androany, nefa mbola tsy nifoka mokety akory.
Nankaiza ilay fialantsiniko teto ?

Tsy tokony teto mintsy aho no namaly an'io miala tsiny indrindra amin'i Sitlo sy Strech AZAFADY O:wink:
51. Stretch ( 04/03/2007 19:35)
a a a, za efa avy tatsy atsimo tatsy vô nakato , ka tonga a de kôpy.
ary aza miala tsiny ko fa io sitlo io tsy saro piaro zany io democratie special ny eto.

sa aôna papa ?
52. sitlo ( 04/03/2007 21:25)
marina izany papa ah
53. mbaliana ( 05/03/2007 20:16)
fa iza marina no papa aminareo roa? tsy misy mama ve?
:roll::roll:
54. sitlo ( 05/03/2007 20:20)
:lol:, de i mbaliana bebe
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1278