special stretch sy sitlo
21. Stretch
(
01/03/2007 21:31)
ty ny adinon'i annn,
ny ambanin'ny hialokalofana, anaovana akiafina manko e !
22. sitlo
(
01/03/2007 21:39)
Any izao no mety.
ohatra ny hovoadika eto ihany ny tonon'iny ny hiafarany.
23. Stretch
(
01/03/2007 21:41)
za lo tsy ti e !
le titra fotsiny de ampy ana,
tondé kôpy a !
fa mbola misy zvt hafa bdb ko angé tenen jareo e !
24. sitlo
(
01/03/2007 21:47)
:-D
za koa nge tonde kopy fa tsy mizesta fotsiny eh,
25. Stretch
(
01/03/2007 21:58)
26. mbaliana
(
01/03/2007 22:27)
zinga doly nareo koa :-D:-D
27. xl
(
02/03/2007 12:52)
28. xxx
(
02/03/2007 17:57)
ôtrany lasa tchat ko ny eto fa tsy dinika tsony ?
sa aôna ozy nareo ?
29. sitlo
(
03/03/2007 05:49)
xl:
ho!ho!ho!
tsy mampmé
retour a l'envoyeur ve?
ialanay amin'ny fomba mihaja
30. Stretch
(
03/03/2007 14:40)
hay ve ha kanao mihaja ndray e!
nakaiza daôly le mpifosa tato. ?
31. sitlo
(
03/03/2007 16:42)
reraka :lol:
reraka i raterezy :-D
32. Stretch
(
03/03/2007 17:01)
tsy nataty v ? :-D
za nefa mataty.,
:*
33. sitlo
(
03/03/2007 17:05)
34. Stretch
(
03/03/2007 17:26)
andao hiala am zay fa tsy lany manja fotsiny.
35. Stretch
(
03/03/2007 17:33)
hey Schätz !
kay njy mahavo Deutsch an !
mody simpson beuuuu !
36. sitlo
(
03/03/2007 17:59)
:-D
tsy mahay zany aho fa mahazoazo ny hevi-dehibeany fotsiny.
37. Stretch
(
03/03/2007 18:05)
kay !
noeveriko maka sopapa ary am traduction google ^^
38. sitlo
(
03/03/2007 18:09)
kkkk
freetranslation.com :°)
39. Stretch
(
03/03/2007 18:23)
kiiii,
efa itako eo mintsy
40. sitlo
(
03/03/2007 18:31)
fa manana akama alemanina aho raha vao miseho manoratsoratra sarotra be eo ndry
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.1615