Ny toa izao no ilana ny vavaka
21. jentilisa
(
01/03/2007 06:32)
Efa nofintinina fa amin'ny tsy mpino dia "kisendrasendra" io lazainao hoe anti-cyclone sy dépression io no nahatonga ny fivilian-dalana. Ho an'ny mpino dia valim-bavaka ilay izy. Ianao efa tsy mpino ka inona no iraharahianao izay an'ny mpino?
Manaraka izany ataovy toy ny aretina no mitranga. Raha marary tsy maintsy tsindronina ve dia ho vitan'ny pilina kely ery? inona no tiako lazaina: rehefa tsy voasakan'ny anti-cyclone intsony ny rivotra mahery dia io lasa rivo-doza io. Dia miangavy anao aho hanamarina tamin'io andro io hoe taiza ho aiza koa ny anti-cyclone tamin'io andro io fa miseho mahalala zavatra manko ianao!

22. prime
(
01/03/2007 16:01)
cutie> 8O
jentilisa> Mitombina ny ambaranao... ka i Jesosy aza efa miteny sy manambara ny momba Azy feno mbola maro no nananihany sy nivanitika Taminy ary saiky hitora-bato Azy mihitsy...

23. xxx
(
01/03/2007 19:55)
cutie:
:-D:-D:-D:-D:-D
Mpandefa : cutie [ Valio ] 28-02-2007 23:42:30
Lohateny : Re : Ny toa izao no ilana ny vavaka
tapak ny tsinaiko
Mpandefa : cutie [ Valio ] 01-03-2007 00:25:30dia tsy misy afatsy zao ve no hataon'i cutie?
Lohateny : Re : Ny toa izao no ilana ny vavaka
25. Fiffi
(
01/03/2007 20:09)
prime:indrisy.....
jentilisa> Mitombina ny ambaranao... ka i Jesosy aza efa miteny sy manambara ny momba Azy feno mbola maro no nananihany sy nivanitika Taminy ary saiky hitora-bato Azy mihitsy...
26. fijo
(
01/03/2007 22:29)
jentilisa,aza miakatra ise,fa tsimaintsy nisy anti cyclone sy depressio tao e.minoa fotsony
27. cutie
(
02/03/2007 01:04)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 01-03-2007 20:55:59
Lohateny : Re : Ny toa izao no ilana ny vavaka
nisy fahadisoana fa "" fotsiny no tiako lazaina
reo no tena mahavoaka ny ato e :-D:-D:-D
reo manko no lasa alou, de adinoko ny manoratra :-D:-D
28. hery
(
02/03/2007 11:19)
xxx> mifalia fa matoa i cutie mbola manao ohatra an'io dia mbola mamaky izy izay :-)
fijo> ny tian'i jentilisa lazaina eto dia mbola miverina amin'ilay resaka hoe domaine tsy mitovy ihany.
Rehefa misy zavatra mitranga anakiray (cyclone izy eto) dia samy manana ny andraisany azy ny tsirairay. Ny an'ny sasany raisina amin'ny finoana, ny an'ny sasany raisina amin'ny siansa, ny an'ny sasany raisina ho fifaliana (otran'ilay manao :-D:-D:-D kanef loza no resahina) sns...
Koa raha raisin'ny sasany amin'ny resaka finoana ilay izy kanefa ianao tsy mino dia tsy ho azonao mihitsy ilay zavatra. Toa izany koa raha hazavaina amin'ny ara-tsiansa kanefa ianao nitondra azy amin'ny resaka finoana... dia tsy ho azonao mihitsy koa ilay zavatra. Azo atao foana ny mampifameno an'ireo kanefa tsy hitondra mankaiza fa lasa cercle vicieux.
Eritrereto fotsiny hoe misy olona marary mafy dia avy eo nihinana fanafody dia sitrana. Ny mpino dia matoky hoe raha tsy teo Andriamanitra tsy sitrana izy, ny tsy mpino dia hiteny hoe ny fanafody no nahasitrana azy. Tsy afaka hiady hevitra mihitsy ireo amin'io situation iray io satria ilay mpino mety hiteny hoe avy aiza ny fanafody, ny hevitra niantso fanafody, ny eritreritra nanamboatra fanafody, iza no namolavola an'ilay dokotera sns sns... ary ilay tsy mpino koa handefa ny resany. Dia izay ilay izy.

30. linarako2
(
03/03/2007 00:57)
[quote=hery]
Raha tahaka itony fijo sy ny namany itony anie dia ny hanenjika ny mpivavaka no tena hidirany eto e.Koa inona no hiadiana hevitra azy.
Tsy vitan'ny hoe tsy azony fa hopainy amin'ny fiteny hafa ilay olona na tsarainy.Tsy misy na iray aza ny olona tato nanery azy hino an'i kristy,fa na izany koa aza mba lanjalanjaina ihany ny vava avoaka sy fanaratsiana ny sasany izay mino.
fijo> ny tian'i jentilisa lazaina eto dia mbola miverina amin'ilay resaka hoe domaine tsy mitovy ihany.
Raha tahaka itony fijo sy ny namany itony anie dia ny hanenjika ny mpivavaka no tena hidirany eto e.Koa inona no hiadiana hevitra azy.
Koa raha raisin'ny sasany amin'ny resaka finoana ilay izy kanefa ianao tsy mino dia tsy ho azonao mihitsy ilay zavatra.
Tsy vitan'ny hoe tsy azony fa hopainy amin'ny fiteny hafa ilay olona na tsarainy.Tsy misy na iray aza ny olona tato nanery azy hino an'i kristy,fa na izany koa aza mba lanjalanjaina ihany ny vava avoaka sy fanaratsiana ny sasany izay mino.
Toa izany koa raha hazavaina amin'ny ara-tsiansa kanefa ianao nitondra azy amin'ny resaka finoana... dia tsy ho azonao mihitsy koa ilay zavatra.Misaotra anao aho fa tsy ho hekeny mihitsy ny finoana izay tsy ho hitan'ny manampahaizana ny valiny satria tsy andriamanitra ireo fa olona mitovy amiko sy azy rehetra ihany ary indrindra olombelona toy azy ireo ihany koa ny mpivavaka eto kanefa dia hankahalany na ny mijery ny anarany aza dia tonga dia romontra izy rehetra
31. fijo
(
03/03/2007 01:24)
iza no tena manenjika ita maso izao eto?????sa nenao io fanenjehana arapanahy koa?????hi hi i
32. Fiffi
(
03/03/2007 18:58)
de tsy araka intsony le resaka fa na aiza na aiza de lasa resaka hoe fanenjehana daholo le izy....ka iza no manenijika ary iza no henjehina ??
33. cutie
(
04/03/2007 23:11)
Mpandefa : hery [ Valio ] 02-03-2007 12:19:06
Lohateny : Re : Ny toa izao no ilana ny vavaka
xxx> mifalia fa matoa i cutie mbola manao ohatra an'io dia mbola mamaky izy izay
:-D:-D:-D:-D:-D