hoavy kristi hitsara .......
21. xxx
(
24/02/2007 23:53)
Fijo:rehefa tsy mino ianao d tazony ho anao irery zany fa aza taominao ny mpino. Tadidio ireo teninao ireo fa ho hadinina aminao rehefa ho tonga ny farany. Tsy fantatrao angah fa izy anie ilay Alfa sy Omega eh!:lol::lol::lol:
22. Fiffi
(
25/02/2007 08:48)
Salut:marina zany !
Fiffi: ny tian'i Fanambinana ambara dia hoe: firy taona na firy volana izay no efa nitorianareo tamin'io olona io tamin'ny teny malefaka sy tambitamby, fa nisy vokany ve? Ilaina koa anie indraindray ny manao teny fampisainana ny olona e(na somary masika aza), toy izay nataon'i Kristy. Fiteny ohatra ny hoe: ry kely finoana..., ry donto saina...sns
23. soanja
(
26/02/2007 00:49)
fijo:
ny mpino kritsianina dia mino ,fa hisy ny "fara andro"ary dia hoavy kritsy hitsara ny olona.
raisiko ary ilay hevitra tary ambadika tary.
isika rehetra dia mahalala fa io kristy io,dia taty aorian'i abrahama sy ry mosesy.izany hoe efa nisy ela be ny olombelona vao nitranga ity rangahy ity;
ka raha hoavy izy hitsara,araka ny finona kristianina.hitsara izay niaina teo alohany(alohan'ny nisiany koa ve izy?)
nefa izy aza nandika ny lalana nampitrak'ireo zokiny?????
"Ny fara-andro" aloha dia hisy ry Fijo.
Ny fahitako azy araka ny zavamisy dia ny fisian'ny Supernova tsy lavitra ny galaxie misy antsika (The milky way) ary ny fisehony de mazava may ny rehetra araka ireo voalazan'i baiboly ireo mihitsy ny tranga eny amin'ny lanitra.
Ny fiverenan'i Kristy sy ny hanavotany ny mpino indray de tena finoana no miasa eo. Ianao moa zany tsy mpino de mazava fa tsy hino an'io na holany aza ny rora ry namako.
24. prime
(
26/02/2007 07:05)
Deraina Kristy noho ireo voalazan'i xxx rehetra ireo... (ilay xxx mampiasa loko mena io)^:^^:^^:^
25. Fiffi
(
26/02/2007 08:51)
mihomana .....tsy fantatra , tsy hilaza Izy hoe rahoviana no ho avy fa..ho avy Izy hitsara ny velona sy ny maty.....
26. fijo
(
26/02/2007 15:37)
aiza ary ity fisainana hoe tsy mino dia tsy mahazo miresaka ity????????fa nareo ve mba nampianarina niady hevitra sa ny atao hoe miady hevitra aminareo dia ny olona manaiky fotsiny izay teneninareo?????
misy gaga hoe hay lery tsy mino.fahotana ngaha ny tsy mino ny zavatra tsy mbola nisy nahita?????
misy milaza koa fa bontolo.ary le mino tsy manome profo be tsy bontolo??,?????sa rehefa ny mpino dia mety daholo izay teneniny?????????
misy milaza fa :"rehefa tsy mino dia aza taominany mpino"tsy mitaona nizaniza aho e,ary nreo koa aza misaina hitaona nizaniza,fa ady hevitra no eto.ka izay atao.misy milaza mazava eto fa mitory teny izy.ka mety ve izany ny ataony ,fa raha za no mamoaka ny hevitro dia diso avy hatrany?????

27. andryfiti
(
26/02/2007 17:01)
o ra fijo manoro hevitra an'ialahy lesy za mba mino ihany ; za lesy tena siantifika fa tena resy lahatra za fa tena marina ny baiboly fa ny fahaizantsika no tsy ampy de ohatran'ny hoe misy diso tsindraindray
ity porofo omeko an'la ohatra le any @ Petera hoe 1 andro @ Atra 1000 taona @ olona ary 1000 taona @ olona 1 andro @ Atra , Mianara theorie de relativite dia ho hitan'ialahy fa marina io raha toa ka ny vitessen' atra mitovy @ vitesse de la lumiere

28. Fiffi
(
26/02/2007 17:20)
fijo:tena mba marina kosa aloha ireo voalazan'i fijo ireo an ! aiza kosa no hatao hoe "LIBERTE D'EXPRESSION" ? mba diniho @ saina tsy mihangatra ange eh !
aiza ary ity fisainana hoe tsy mino dia tsy mahazo miresaka ity????????fa nareo ve mba nampianarina niady hevitra sa ny atao hoe miady hevitra aminareo dia ny olona manaiky fotsiny izay teneninareo?????
misy gaga hoe hay lery tsy mino.fahotana ngaha ny tsy mino ny zavatra tsy mbola nisy nahita?????
misy milaza koa fa bontolo.ary le mino tsy manome profo be tsy bontolo??,?????sa rehefa ny mpino dia mety daholo izay teneniny?????????
misy milaza fa :"rehefa tsy mino dia aza taominany mpino"tsy mitaona nizaniza aho e,ary nreo koa aza misaina hitaona nizaniza,fa ady hevitra no eto.ka izay atao.misy milaza mazava eto fa mitory teny izy.ka mety ve izany ny ataony ,fa raha za no mamoaka ny hevitro dia diso avy hatrany?????
29. Fiffi
(
26/02/2007 18:54)
andryfiti:marina ny baiboly kah ! ny fahaizantsika marina no tsy ampy.......
fa tena resy lahatra za fa tena marina ny baiboly fa ny fahaizantsika no tsy ampy de ohatran'ny hoe misy diso tsindraindray
30. Fiffi
(
26/02/2007 21:48)
Mpandefa : sakaizakely [ Valio ] 26-02-2007 22:29:28
Lohateny : Re : TSY MISY ANDRIAMANITRA?
aza mitsara mba tsy ho tsaraina
ao @ baiboly izy io raha ny fahalalako
rehefa olomasina be finoana ve dia izany no fanao hoe rehefa misy olona tsy mino dia anaovana fangorona hoatrany anaovanareo an'i Fijo izao.
F'izay tsy nania taminareo no aoka hitorabato azy
31. naughtyboy
(
27/02/2007 17:53)
zao ko kalo e tsy misy olona afaka handiso an'i fijo eto lisany na iza2 satria tsy anjarany oul zany fa ra tsy diso aho nisy fanoharana iny voalaza hoe tsy ny salama no mila dokotera fa ny marary
32. Salut
(
27/02/2007 18:58)
[center]ho an'i Fijo manokana:[/center] inona no atao hoe adi-hevitra? Moa ve tsy fifamaliana sy fanehoan-kevitra? Nahoana no isaky ny manontany anao dia valy boraingina sy valy boribory no omenao? Izany no ilazana fa BOTOLO ny hevitrao. Fanaonao ny mitady porofo nefa mba angatahana porofo amin'izay lazainao ianao tsy misy ambara fa ahodinao ny resaka. Iza no tsy manan-kevitra ianao tsy misy alahatra fa manivahiva ny sasany sa ireo hafa mba milaza izay fantany? Iza no nanery anao hanaiky izay nolazainy, fa tsy ianao ve no manery an-kolaka ny olona eto tsy hino an'Andriamanitra amin'ny fanaovana teny feno fankahalana tanteraka? Averiko indray fa raha ady hevitra no atao dia vonona aho ary afaka ny hifanandrina aminao. Azoko avalona ny Baiboly satria manjary tsy mitovy ny hery. Sady tsy tiako ny hanivahivainao azy.
33. fijo
(
27/02/2007 22:32)
aza hadino ry salut fa za no misy milaza eto izao hoe aza miteny.fa tsy za no mila an'io.mba vakio tsara.
za mitaky profo,mbola tsy nisy nanome nareo eto na irey aza,nefa za no lazaina fa bontolo.mba asehoy eto hoe aziza izay iray aminareo efa nanome porofo teo?????
za ve no lazaina hoe manery ankolaka,nefa za izao io no lazaina hoe mila fitoriana.ary salut no milaza an'io ery ambony ery.aza avadika ny atao fa mahaiza mijery .
porofo ve ny filazana fa ny arivo taona amin'olona dia 1 andro amin'andriamanitra.izany ve no porofo tena hoe mivaingana be????manahirana ihany an

34. linarako2
(
03/03/2007 02:20)
fijo:
ny mpino kritsianina dia mino ,fa hisy ny "fara andro"ary dia hoavy kritsy hitsara ny olona.
raisiko ary ilay hevitra tary ambadika tary.
isika rehetra dia mahalala fa io kristy io,dia taty aorian'i abrahama sy ry mosesy.izany hoe efa nisy ela be ny olombelona vao nitranga ity rangahy ity;
ka raha hoavy izy hitsara,araka ny finona kristianina.hitsara izay niaina teo alohany(alohan'ny nisiany koa ve izy?)
Raha tsy miverina mamaky baiboly na mihaino izay mba torohevitra lazain'ireo namana nandalina ny baiboly ato ianao dia tsy ho azonao mihitsy ny mahasarobidy ny fianaranay baiboly ato.Izahay aza mba te-hamorona sujet kanefa tsy mahita,te-hamaly kanefa tsy dia mahalala firy sady matahotra koa izahay sao ataonao toy ireo namana hafa eto hatramin'izay.Tena tsy nisy zavatra azoko nalaina mihitsy ny torohevitrao fa tena vao maika mankarary ny andohako Satria fankahalana an'ity rangahy ity no ataonao.Tsy mbola naheno olona aho na iray azy niantso an'i Jesosinay hoe "ity rangahy ity" raha tsy ny olona manana fo feno fankahalana ny tenenany toa anao.Marina fa tena misy zavatra tsy mety ao aminao ao.Sao dia mba mila pasitera na mopera ary ianao hivavahana alana ny fanahy ratsy.Tena mila manantona dokoteran'ny fanahy ianao marina tokoa anie izany e .Ny olona manao ratsy tsy miaiky hoe nanao ratsy raha tsy efa tonga eny am-ponja.Mampalahelo ny mahazo anao fa tena mijaly am-panahy ianao.Raha indray andro any ianao ka mitody doha dia hisaory ny olona ato amin'ny serasera izay noenjehinao.Enga anie Andriamanitra izay hivavahanay rehetra ato hanome hery anao ho tonga zanany koa ianao fa tsy hankahala ireo olony izay efa voaosony intsony.
36. niryna
(
12/03/2007 03:38)
fijo:
aza hadino ry salut fa za no misy milaza eto izao hoe aza miteny.fa tsy za no mila an'io.mba vakio tsara.
za mitaky profo,mbola tsy nisy nanome nareo eto na irey aza,nefa za no lazaina fa bontolo.mba asehoy eto hoe aziza izay iray aminareo efa nanome porofo teo?????
za ve no lazaina hoe manery ankolaka,nefa za izao io no lazaina hoe mila fitoriana.ary salut no milaza an'io ery ambony ery.aza avadika ny atao fa mahaiza mijery .
porofo ve ny filazana fa ny arivo taona amin'olona dia 1 andro amin'andriamanitra.izany ve no porofo tena hoe mivaingana be????manahirana ihany an
Aiza ny porofonao fa tsy misy izy? Ny anay rehetra anie efa samy manana porofo iray hitovizana dia ny finoana Azy e ary ny faharoa dia tsy nisy toa izao izahay tsirairay avy raha tsy nomeny fahasoavana.