inn ar zany?

41. sitlo ( 24/02/2007 17:44)
andramo ange eh
42. Stretch ( 24/02/2007 17:45)
43. sitlo ( 24/02/2007 17:54)
lol

dia nanao ahoana :°)
44. tslem ( 24/02/2007 18:10)
Stretch:

TSLEM



:-D:-D sao d STRETCH :-D:-D:-D
45. kelly13 ( 24/02/2007 18:55)
tsy za klou e! hé hé hé
46. sitlo ( 24/02/2007 19:36)
saly njy, ela ela zany
47. kelly13 ( 24/02/2007 19:54)
kelly d tsisy mpahita e hihii
48. sitlo ( 24/02/2007 19:59)
fa angaha mbola tsy nitombo foana hatr'izao retsy eh
49. kelly13 ( 24/02/2007 20:03)
tsy misy mpanome lasoupy ry anona aaaaaaaa!!
50. tslem ( 24/02/2007 21:43)
tongava aty aminay ra te hinana lasoupy sy kôpôzé:-D:-D:-D sô6,vary aminananannananana
51. sitlo ( 24/02/2007 21:53)
efa hoe mitoto koba wa dia matavy
52. kelly13 ( 25/02/2007 11:33)
koba 1tonina no efa nototoiko, lasa bokobokona kely mintsy za ato zao fa tsy matavy

tslem>nan, tsonjo no tedaviko any aminjy zao, d so6 fait mezon
53. Stretch ( 25/02/2007 12:56)
ndry ry tslem an ! ndry iany zao ny nahita an zany resaka rakakabe zany de eomanilikilika eo
stretch anga ?

lazain'i rasitla we kaka ony ny fototenin zany.

sali sali ndry kelly,
de natao inn dôly aky le koba ?
le misy vandro eo apouvôny zao zany
hummmm milay (kobandravina)
54. tslem ( 25/02/2007 13:07)
kelly13:

tslem>nan, tsonjo no tedaviko any aminjy zao, d so6 fait mezon


:-D:-D:-D ary ra kitoza ngah tsy tiandry?


55. kelly13 ( 26/02/2007 13:40)
ra le kitoza tena mainty b azo hohanina @ zao d ok alefaso sms haingana mihintsiny hihihihi
56. tslem ( 26/02/2007 18:07)
kelly13 >>>ra mainty b zany v tsy hangidy? sady saturée am zany ny ligne hihi:-D:-D:-D
57. kelly13 ( 26/02/2007 18:47)
Stretch:

ndry ry tslem an ! ndry iany zao ny nahita an zany resaka rakakabe zany de eomanilikilika eo
stretch anga ?

lazain'i rasitla we kaka ony ny fototenin zany.

sali sali ndry kelly,
de natao inn dôly aky le koba ?
le misy vandro eo apouvôny zao zany
hummmm milay (kobandravina)



sali sali njy an
le koba nototoko ankia mbola le vary natao lafarina a, tsy mahay manao koba za fa tairo any d ho hita eo ny suite-ny e, hihihihi
58. kelly13 ( 26/02/2007 18:48)
tslem:

kelly13 >>>ra mainty b zany v tsy hangidy? sady saturée am zany ny ligne hihi:-D:-D:-D



poikany, milay b le izy fa tsy mangidy zany! saturée @ aôna ary???? hihihi!!! ligne tsy tana io! hahahaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0077