inn ar zany?

1. tslem ( 23/02/2007 10:24)
inn ary zany ra fantatrareo,sady matsiro no tsy mankaleo?
novalian'i kelly13 ny 26/02/2007 18:48
2. kelly13 ( 23/02/2007 11:19)
ramanonaka
3. tslem ( 23/02/2007 11:25)
:-D:-D:-D diso
4. kelly13 ( 23/02/2007 11:39)
mofogasy (resaky ny ramaria)
5. tslem ( 23/02/2007 11:59)
mbĂ´la diso :-D
6. memerz ( 23/02/2007 12:20)
biscuit tom fa inona indray e, sady matsiro no tena milay
7. tslem ( 23/02/2007 12:27)
ilazao ny lehibe fa tsara tokoa
mahasalama ary koa mahasoa.

ary mahatadidy memerz zany an, mahazo 20/20 enao
8. ari.malala ( 23/02/2007 12:44)
to tounde vovaly?:roll:
9. kelly13 ( 23/02/2007 13:58)
inn zany biscuit tom? mbola tsy nihinana za

lollll nga tsy forum ndray ny valiny (cf ndao hilalao aby) hihihihi
10. sitlo ( 23/02/2007 14:28)
misy sarina lohan'akizy roa
11. Stretch ( 23/02/2007 15:48)
de le lohan ilay ankizy v no hohanina ? ? ?
12. sitlo ( 23/02/2007 15:56)
hihihi

ananan ilay biscuit,
aza mbo badraodra ihany wa
13. Stretch ( 23/02/2007 15:59)
tsy azo , fa badraodra :b :b
14. Aino ( 23/02/2007 16:11)
:*:*
15. sitlo ( 23/02/2007 16:12)
enjeo am taxi

rehefa tsy hazo ve tsy ho vy (salmo ;-))
16. dadasy ( 23/02/2007 17:50)
na vato koa!!!!!
17. tslem ( 23/02/2007 18:43)
:-D:-D:-D vato karangana
18. Stretch ( 23/02/2007 19:09)
tsy manana phone iantsona taxi.

vato karangana fanaovana tatara v ?

Aino> fa inn alou ty ataon'ndry e :-w :-w
19. sitlo ( 23/02/2007 19:58)
:-D

mbola maka aina aloha i Aino.
20. Stretch ( 23/02/2007 21:43)
fa mba aiza salmo io e ?

zao ataon'i aino zao v azahon'aina :-D beuuuu !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0589