Mycose

21. azzaro ( 11/03/2007 11:16)
Sakaizakely>misaotra @ fanazavana, sady feno no mahafinaritra! i saikaizakely aloha tena mahafinaritra foana e! malheureusement i sakaizakely any antany lavitra no mipetraka sinon namangivangy an'i sakaizakely aho rehefa lé misy fotoana iny! lol!
Zimbabwe moa? izany tokoa v wa?
22. tanainlove ( 12/03/2007 15:11)
mitovy @maazo ahy ny aretinao,fa zah efa ela voa io de tsy mety sitrana tateraka,dem ah zao ande hanao control ndray.Fa lay oe refa maanavinavy na reraka,iny no mbola tsy fantako oe mi favoriser azy io koa.Augmentin ,polyginax ary flagyl no medic nomena ahy ily a 3sem de iverina any aho zao satria ny perte tsy de misy tsony fa demangeaison sisa.
Ovina eano ninana medic farany zany oe ny traitement farany?
23. Vahinala ( 12/03/2007 16:12)
Misy koa ny olona manoro hevitra hoe tokony misasa amin'ny savony ny vhv, nefa tena ratsy be io satria anie saropady ny fivaviana ka raha tafiditra any fotsiny iny ranontsavony iny dia efa manahirana ihany. Tokony tsy atao mihitsy fa misasa normal fotsiny araka ny tokony ho izy dia izay, raha ny tena tokony ho izy aloha intelo isan'andro ny vhv no tsara misasa afatsy rehefa tonga fotoana mila misasa matetika, tsy atao latsaka sady tsy atao mihoatra satria na ireny zavatra madididity misy ao ireny aza zavatra normal sy aravoajanahary fa tsy voatery foana hoe loto.
24. tanainlove ( 14/03/2007 15:13)
tany @doc ah t@ maraina fa tsy nomeny fanafody ntsony,sitrana zany!!!fa recommendations azoko tany farany dia oe ahena ny sucre,dia refa manao toilette dia tsy atao rano mafana be koa fa ireo ono mi favoriser lay microbes,araho iany sao de mba mahasoa anao koa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9032