Fampianarana ao Madagasikara ahoana marina?
21. tywa68
(
23/02/2007 18:09)
kally : na école privée na publique, rhefa tsy hianatra ilay zaza dia mitovy ihany (na be vola aza ny RAD nefa tsy manampy azy dia sahala = aotra be ny zanany) d avy eo hoe ny mpampianatra no tsy mahavoa ! n'aiza² izany na Mcar na ivelany !
22. Solitikabe
(
23/02/2007 22:21)
Ny fampianarana ry reto tsy misy hoe olona tonga dia natao hoe tsy mahay na tsy hahay an. Arakaraky ny hampianarana, ny fomba fanazavana sy ny fomba nazavaina taminy ihany no mampahay ny olona.
Fa na mahay matematika aza ianao, na tokony hahay frantsay ohatra, ka sendra mpampianatra masoso- dia tsy mahay fa donendrina fotsiny vao mahita ilay mpampianatra.
raha ny fomba fampianarana indray dia hitako na any ivelany aza dia toa afindrafindra fotsiny ny ankizy, satria fandanianam-bola ho an'ny RAD na ny fanjakana fotsiny ny fampitomboana ny fianarana ataony.
Io koa moa na mahay ianao na tsy mahay rehefa mahazo ilay taratasy matevina milaza fa nahavita fianarana ianao dia ampy izay.
Any amin'ny toerana iasana raha teo tsy misy hoe hanontany ln, na sin anao intsony. Raha mampiasa ny 1/10 n'ny nianaranao ianao nay ampiasana dia efa betsaka izay. Mety tsy ampiasainao akory ary ilay izy.

23. niryna
(
24/02/2007 06:17)
xxx:
Fa naninona no niakatra be :!:
Fa angaha izy ity moa tsy hoe discussion, raisina daholo izay hevitra misy sa tsy maintsy manaraka ny hevitry ny tompona sujet foana ? Oui Mse - Oui Madame, Oui Kally ... Io izao no tena hitako fomba fampianarana tsy mandeha
=))=))
24. niryna
(
24/02/2007 06:33)
[quote=Solitikabe]
Tsy mitombona mihitsy io raha aty aminay.Ny ankizy izay tsy mahay na tsy mifindra dia tsy afindra fotsiny amin'izao izany.Tonga ny vakansy,tsy mahay ny zanakao,miverina any am-pianarana ary misy mpampianatra manokana mampianatra ny zanakao sy ny hany hafa.
Dia tsy mila mianatra izany fa tsy ilaina?Tonga dia fantatra foana ny olona nandeha nianatra sy ny tsy nandeha.Tsy ho fatiantoka daholo izany izay nianatra.Eny mety tsy ampiasaina ny diploma fa misy hita-eny ihany ny fari-pahaizan'ny tsirairay.;-)
Manao fampihofanana ny mpampianatra matetika ary izay tenenin'ny minisitry ny fampianarana koa no arahiny.Angaha tonga dia izay tiana atao no atao.
Izany tonga dia pratique izany izao amintsika sasany dia tsy tiako izany,kanefa tena tsara izany raha amin'ny hafa,tonga dia mijery maso dia mahafanta-javatra.Ny mpampianatra anie mampita ny fahaizany e fa isika rar koa mila mianatra miaraka ny zanan-tsika e.Asa aloha fa izaho misy zavatra tena azoko amin'ny fanarahako ny fianaran-janako.Na ireny fandraisany anjara amin'ny sport ireny aza izay misy maro rehefa miaraka manotrina azy eo ny rar lasa mahay ilay lalao sy mihogahoga.
Milaza aminareo aho fa misy fivoarana ny fianarana ao Mada fa tsy mora ny mampianatra koa raha mahita hevitra ianareo dia mandeha mankany amin'ny ministeran'ny minisitra fa mitady izay mahasoa foana ny olona saingy manana fitsikerana feno foana isika.Mety voavaha mantsy ny olana raha izay na koa tadiavo ny e-mail-ny ao amin'ny ministeran'ny fampianarana dia amporosiho ny olona andefa hafatra any.Sa ahoana hoy ianareo?
raha ny fomba fampianarana indray dia hitako na any ivelany aza dia toa afindrafindra fotsiny ny ankizy
Tsy mitombona mihitsy io raha aty aminay.Ny ankizy izay tsy mahay na tsy mifindra dia tsy afindra fotsiny amin'izao izany.Tonga ny vakansy,tsy mahay ny zanakao,miverina any am-pianarana ary misy mpampianatra manokana mampianatra ny zanakao sy ny hany hafa.
Any amin'ny toerana iasana raha teo tsy misy hoe hanontany ln, na sin anao intsony. Raha mampiasa ny 1/10 n'ny nianaranao ianao nay ampiasana dia efa betsaka izay. Mety tsy ampiasainao akory ary ilay izy.
Dia tsy mila mianatra izany fa tsy ilaina?Tonga dia fantatra foana ny olona nandeha nianatra sy ny tsy nandeha.Tsy ho fatiantoka daholo izany izay nianatra.Eny mety tsy ampiasaina ny diploma fa misy hita-eny ihany ny fari-pahaizan'ny tsirairay.;-)
Manao fampihofanana ny mpampianatra matetika ary izay tenenin'ny minisitry ny fampianarana koa no arahiny.Angaha tonga dia izay tiana atao no atao.
Izany tonga dia pratique izany izao amintsika sasany dia tsy tiako izany,kanefa tena tsara izany raha amin'ny hafa,tonga dia mijery maso dia mahafanta-javatra.Ny mpampianatra anie mampita ny fahaizany e fa isika rar koa mila mianatra miaraka ny zanan-tsika e.Asa aloha fa izaho misy zavatra tena azoko amin'ny fanarahako ny fianaran-janako.Na ireny fandraisany anjara amin'ny sport ireny aza izay misy maro rehefa miaraka manotrina azy eo ny rar lasa mahay ilay lalao sy mihogahoga.
Milaza aminareo aho fa misy fivoarana ny fianarana ao Mada fa tsy mora ny mampianatra koa raha mahita hevitra ianareo dia mandeha mankany amin'ny ministeran'ny minisitra fa mitady izay mahasoa foana ny olona saingy manana fitsikerana feno foana isika.Mety voavaha mantsy ny olana raha izay na koa tadiavo ny e-mail-ny ao amin'ny ministeran'ny fampianarana dia amporosiho ny olona andefa hafatra any.Sa ahoana hoy ianareo?
25. kally
(
24/02/2007 08:44)
tywa68:
kally : na école privée na publique, rhefa tsy hianatra ilay zaza dia mitovy ihany (na be vola aza ny RAD nefa tsy manampy azy dia sahala = aotra be ny zanany) d avy eo hoe ny mpampianatra no tsy mahavoa ! n'aiza² izany na Mcar na ivelany !
Izaho angaha moa niteny ny mifanohitra amin'izany? Sa tsy azonao loatra angamba ny teniko?
26. tywa68
(
24/02/2007 09:13)
kally : ianao miteny hoe tsy rariny loatra, hanao ny hahadonendrina ny ankizy angaha sns... no antony nitenenako an'io ! manome anao ny fijeriko ilay "fomba vaovao" hitanao aho.
Ny tiako hamafisina dia ny hoe ny RAD koa tsy maintsy manampy ny zanany, fa tsy hiankina lava @ mpampianatra sy ny tsy fahampiana matériels...
Inona tsara ary ny tsy azoko e ?

28. lila
(
28/03/2007 12:13)
mamanay miasa am ministère, le manao programa sy boky vaovao ireny de avy eo manofana ny mpampianatra eny am EPP sy privé amin'ny fomba fampiharana ilay méthode sy approche vaovao.
fa tsy hoe fiarovako azy ry kally fa mety ilay mpampianatra manao préparation no hitanao dia hafahafa ny fomba fampianarany, fa raha ny principe itondrana ny fampianarana eny am EPP am zao no hitako de toa tsy de tahak'izany zavatra ataon'ilay mpampianatra hitanao zany loatra.
le hoe miainga am zavatra efa hain'ilay ankizy aloha marina e: point de départ ny efa hay de iny no ampitomboina. fa le sary 46 kosa sao de mba coloriage zany?
eny am EPP aloha mbola tsisy photocopieuse e!

29. xxx
(
28/03/2007 12:37)
Izaho ilay xxx nolazain'i Kally tary aloha hoe "kanosabe fa xxx", ka dia mbola kanosabe ihany satria mbola xxx foana :-D:-D:-D
hitan'ny kally tsara ireo ny voalazan'ny olona hafa tsy kanosabe, dia mba ahitsio ny fijery, miezaha mba manadihady tsara aloha , miezaha mi comprendre ny environnement misy ny ankizy any M/car fa aza maika ny hilaza fa "hahadonendrina ny ankizy" ny tanjon'ny fampianarana any.

30. kally
(
28/03/2007 17:27)
[quote=lila]
mamanay miasa am ministère, le manao programa sy boky vaovao ireny de avy eo manofana ny mpampianatra eny am EPP sy privé amin'ny fomba fampiharana ilay méthode sy approche vaovao.
fa tsy hoe fiarovako azy ry kally fa mety ilay mpampianatra manao préparation no hitanao dia hafahafa ny fomba fampianarany, fa raha ny principe itondrana ny fampianarana eny am EPP am zao no hitako de toa tsy de tahak'izany zavatra ataon'ilay mpampianatra hitanao zany loatra.
le hoe miainga am zavatra efa hain'ilay ankizy aloha marina e: point de départ ny efa hay de iny no ampitomboina. fa le sary 46 kosa sao de mba coloriage zany?
eny am EPP aloha mbola tsisy photocopieuse e!
[/quote
Asa ry xx kanosa !!! fa dia eo isika mahita izy! fa dia averiko sady hamafisiko fa SINTONINA HIHIDINA NY FAHAIZAN'NY ANKIZY GASY. Tany an-toerana aho ary nanara-maso an'izay no nalehako tany raha tianao ho fantatra.

31. lila
(
30/03/2007 10:34)
raha azoko tsara dia nanatrika cours tao andakilasy mitsy zany i kally? raha inspecteur na conseiller pédagogique ianao, azonao atao ny manitsy ilay mpampianatra eo no ho eo am zavatra tsy mety ataony (oh: préparation tokony natao tany antrano ny kisary), raha ray amandreny te hahita ny fampianarana ny zanakao fotsiny kosa ianao azonao atao ny manala ny zanakao ao am lay kilasy na école de afindra any am ze hitanao hoe mety aminao izy.
33. Fiffi
(
30/03/2007 15:36)
lila:eka ouz
raiso ary ny andraikitra, afaka manome suggestion d'amélioration voir de révision ianao ao anatin'ny rapport d'activité izay ataonao. ataovy large diffusion io ho hitan'ny bailleur fa tonga dia immédiat ny vokany.
35. Fiffi
(
31/03/2007 11:17)
heu....tena sarotra be kosa aloha zany hoe 45 zany ny ao am kilasy iray klé ! tena midera ny mpampianatra kosa aloha zah an !
36. lila
(
02/04/2007 10:47)
mba manomeza hoa ianao suggestion fa misy influence be nge ireny étude sy évaluation ireny, sarotra be zany mitsikera ny ataon'ny hafa nefa ianao tsy manana meilleure proposition akory!
tanindrazanao zao ve no simbana de mahajery fotsiny ianao?