Natokana ho antsika vehivahy hiany ity an !

61. Stretch ( 23/02/2007 21:49)
ary be sarimbavy ato zany an !:-w :-w

misaotra retsy ry fiffi a !
fa le mihetsiketsik reny izy tena mafinaritra.
62. Fiffi ( 23/02/2007 21:57)
andraso andefsako le mihetsika indray ary.....:)
63. wooda ( 23/02/2007 21:59)
Stretch:

ary be sarimbavy ato zany an !:-w :-w



:?
Iza no sarimbavy ato?
64. Fiffi ( 23/02/2007 22:08)

bizzz wooda :)
65. sitlo ( 23/02/2007 22:58)
Stretch:

ary be sarimbavy ato zany an !:-w :-w

misaotra retsy ry fiffi a !
fa le mihetsiketsik reny izy tena mafinaritra.



:evil:
66. vale ( 23/02/2007 23:03)
wooda:

Pour vous les filles, de la part de quelqu'1 qui vous estime!:wink:


:-*:-*:-*:-*bisousss... wooda:-*


67. vale ( 23/02/2007 23:09)
xxx:

ialahy isany ireto de tena ndondrona hoatran'inona,8-)
Tsy hitanareo mazava tsara ve io misoratra io!
"Natokana ho andry zareo vehivavy ihany"

Vao mainka nihazakazaka ohatran'ny alika nahita taolana!8O

soa ihany mamanay fa tsy teto fa raha tsy izany!:-$

ps: bise be ho anareo vehivavy, aza adino ilay rdvntsika karina an! ianao irery no :} amiko!
:-D


68. sitlo ( 23/02/2007 23:17)
zay koa zany handeha refa lazainareo fa sarimbavy.

69. wooda ( 24/02/2007 02:31)
sitlo>:-D:-D:-D:-D
70. Stretch ( 24/02/2007 08:46)
sady sarimbavy no tokamaso no tongotr'ila no lava orona beeeeeeuuuuu,no tsisy vava fa môna zany tony.
soava dia am ty malety vida, tsisy sôsy akory ao anatin'iny :-D :-D
ny zvt soratana tsisy sinifikasiô fa gribouazy. .
:-D
:-* bon vôazy enao
71. tslem ( 24/02/2007 09:01)
bon vôazy d bôn kourazy enareo
ia ia ia ia ô :-D:-D:-D
72. Stretch ( 24/02/2007 10:02)
inn toko mou io hira io , ry tslem , hiran'ny mahaleo an !
73. Fiffi ( 24/02/2007 16:34)
Bon Voyage
Raha mba niainga e!!
Raha mba niainga tany aminay izahay e!!

Dia voatso-drano e!
Voatso-drany ny Ray aman-dReny izahay

a! ka maleova a! }x2
Maleova sy malasana ianareo }x2

a! ka jereo tsara e! }x2
Jereo tsara ny làlana alehanareo e! }x2

a! ka misy ireo namana a! }x2
Misy ireo namana ody ho namanareo e! }2

a! ka tsitsio tsara e! }x2
Tsitsio tsara ny vatsy izay hoentinareo e! }x2

a! ka misy ireo fitaka }x2
Misy ireo fitaka efa miandry anareo }x2

A! ka Bon voyage e! }x2
Bon Voyage sy bon courage ianareo e ! }x2

A ! ka E! A! O! }x2
E! A! E! A! E! A! E! A! O!

Stretch: io akia an ! :)
74. Stretch ( 24/02/2007 16:47)
manja fiffi a :-*(l):-*

le zareo miara miredona an lay farany io bon voyazy io ny tena tadidiko.
75. Fiffi ( 24/02/2007 16:49)
manja akia io an ! :) :-*:-*:-*:-*
76. sitlo ( 24/02/2007 16:49)
misaotra betsaka am firariantsoa. :b
77. tslem ( 24/02/2007 16:52)
ary ty sitlo ty ngamba hivadika vevavy eto n farany :-D:-D
ary aôna koa lé hira oe

O raline ôôô
ty n ttsy )² avy am gara e
veloma masina.
78. sitlo ( 24/02/2007 16:57)
fa iza no niteny an'i tslem hoe raline aho eh
79. Stretch ( 24/02/2007 17:11)
ho an drasitla
hoy aho
sady sarimbavy no tokamaso no tongotr'ila no lava orona beeeeeeuuuuu,no tsisy vava fa môna zany tony.
soava dia am ty malety vida, tsisy sôsy akory ao anatin'iny
ny zvt soratana tsisy sinifikasiô fa gribouazy. .

bon vôazy enao
:b :b
80. Fiffi ( 24/02/2007 17:34)
sitlo:

zay koa zany handeha refa lazainareo fa sarimbavy.


tena sitlo marina....:-D:-D:-D


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.344