Natokana ho antsika vehivahy hiany ity an !

41. xxx ( 22/02/2007 23:14)
karinah:

:-w



ianao mihintsiny izao no mbola tsy nahazo firy!:( :-D:-D:-D

Ovaina indray ary eh ny (l) nay dia efa natokana ho anareo tsy ankanavaka:}:}:}
42. karinah ( 22/02/2007 23:16)
xxx: ka aiza ary eeeeeeeeee:lol:
43. fijo ( 23/02/2007 00:22)
za kosa aza hitambarana fa tsy arako kle.sempotra aho e
44. xxx ( 23/02/2007 00:31)
karinah:

xxx: ka aiza ary eeeeeeeeee:lol:



ntsôôôôô :cry:
45. xxx ( 23/02/2007 00:49)
ialahy isany ireto de tena ndondrona hoatran'inona,8-)
Tsy hitanareo mazava tsara ve io misoratra io!
"Natokana ho andry zareo vehivavy ihany"

Vao mainka nihazakazaka ohatran'ny alika nahita taolana!8O

soa ihany mamanay fa tsy teto fa raha tsy izany!:-$

ps: bise be ho anareo vehivavy, aza adino ilay rdvntsika karina an! ianao irery no :} amiko!
46. xxx ( 23/02/2007 01:01)
ito farany ito koa misy fahavoazana
47. wooda ( 23/02/2007 02:08)
xxx:

ialahy isany ireto de tena ndondrona ... aza adino ilay rdvntsika karina an! ianao irery no :} amiko!



Tena misy fahavoazana marina!:(
48. rivorijasoa ( 23/02/2007 02:21)
Fa inona no tena hevitra itambaranareo vehivavy ato e! ôtran'ny tsy misy hevitra na adihevitra mihitsy ato fa toa resaka ohatran'ny kankana fotsiny, tsy fantatra izay lohany sy vodiny....
49. wooda ( 23/02/2007 02:32)
marina izany ry rivorijasoa, hanala azy hono zareo vehivavin'ny serasera nefa ohatrany tsy hita marina izay ataony!:)

Mba te ahita aho manko hoe ohatran'ny ahoana izany vehivavy manala azy izany (nenay izao miaraka mijery baolina sy bebex ohatra):wink:

Gasy ka manja!
50. Lalah ( 23/02/2007 03:20)
Poezy hoan i rivorijasoa
rivorijasoa miboridana hoatran ny kankana
Fa misy loha sy vodiny fa tsy hoatran ny kankana
kankana kankana kankana

Zany ny anay ny manala azy, alefa ry zavavy an!
51. Lalah ( 23/02/2007 03:23)
poezy fotsiny io, fa tsy hoe ianao akory no kankana an! rehefa miboridana manko ny olona dia mitovy @ kankana, hoditra sisa hita, zay no mahakankana azy
52. rivorijasoa ( 23/02/2007 04:26)
Tsy mitovy mihitsy ry Lalah a! ny olona misy sampatsapany be dia be mivoaka oh: tanana, orona, fila...(raha lehilahy) fa ny kankana tonga dia ranoray ka tsy eken'ny omda na ombavy ny poezinao fa mamorona hafa.....
53. Fiffi ( 23/02/2007 06:20)
io indray ry zareo an !
sa ity ? sa ity ? hummmm.........
54. tywa68 ( 23/02/2007 06:37)
merci fiffi !:wink:
wooda : :-D:-D
55. ari.malala ( 23/02/2007 12:53)
merci ky Fiffi a!:-*:-*:-*

Llah sy wooda>>:-D:-D:-D
56. wooda ( 23/02/2007 20:04)
Pour vous les filles, de la part de quelqu'1 qui vous estime!:wink:

57. Fiffi ( 23/02/2007 20:09)
wooda: hummmmm.......misaotra akia an ! :-*:-*:-*:-*:-*
58. sitlo ( 23/02/2007 20:21)
tsy azo

sa HS
ps: HS nge tokony hoe IH eh
59. wooda ( 23/02/2007 20:23)
A votre service les filles,
Bise pour toi Fiffy!:-*
60. Fiffi ( 23/02/2007 21:31)
sitlo: ka ny ahy hoa an ! na lahy na vavy de hataoko hoe ndry sy akia daholo :-D:-D:-D
wooda: bises pour toi :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.256